ary toa nipasaka sahady ny Gasy Tarés Terroristes klé!!!!

1. halloween ( 15/09/2009 06:28)
Le dernier épisode de la saga GTT en est un exemple. Comment une association de malgaches semble t il uni derrière des idéaux et objectifs communs en viennent ils à se détester cordialement en à peine quelques mois ? Rappelons que le mouvement Gasy Tia Tanindrazana (de France), qui s’est fait connaître pour sa lutte contre la HAT est désormais séparé en deux entités distinctes ( le gtt historique visible sur http://gasytiatanindrazana.free.fr et le Gtt nouveau http://www.collectif-gtt.org ) mais qui revendiquent chacune la parternité du nom GTT. Cela rappelle l’épisode en 2002 du site pro ravalomanana Tiako Madagascar qui s’était fini par un procés entre 2 personnes du méme site.

SOBIKA.COM

Fanontaniana iza zany zao no arahanlisany GTT serasera??? hi hi hi ha ha ha !!!
novalian'i pink ny 16/09/2009 21:52
2. xxx ( 15/09/2009 07:00)
Fanontaniana iza zany zao no arahanlisany GTT serasera??? hi hi hi ha ha ha !!!
:D
Tsy atao mahagaga io lesy a! i ratsiraka ary zao lasa akaman'ny ravalomanana be tampoka teo. Fitiava-tanindrazana daholy HONY ny anaran'izany.
3. hery ( 15/09/2009 07:24)
Fomba fiady daholo leisy izany a :-)

Ny iray maka milamina, ny iray tonga dé action...
4. xxx ( 15/09/2009 08:20)
hery:

Fomba fiady daholo leisy izany a :-)

Ny iray maka milamina, ny iray tonga dé action...
fomba fiady daholo marina zany, ny mahatsara azy dia tsy misy fiadiana fa samy miady , tsy ho ela dia haka ny anarana ho "association gasikarako" ny iray izay avy dia action. Tsy ho arakao izany ry Andrywui a ! fa dia mazotoa fotsiny mijery ireo site nomenao ireo! tsara fa tohizo ka !


5. bandinisotry ( 15/09/2009 09:20)
bandy marary saina ohatran'i ry andrywui ve sssssh aleo lery mba hiteny ,eto no mba mi insulte olona sy manaratry mpisera eto no mba hain'ireny nefa mihidy ery ny vodiny rehefa hampitahoriny bandy gtt eto,be wawawa fotsiny
6. pikatti ( 15/09/2009 11:20)
slt bandinisotry
adim-poza le wawawa fotsiny ty tary tsy ilana azy io , mpinono an'i tgv no tena fototr'asan nedala,tongavan'ny benkintana eo ndray mantsy lery io de hitaraina, hiantso vonjy etsy sy eroa ,ny tary anefa tsisy miraika =))

N
y iray maka milamina, ny iray tonga dé action...

zay no tsy ahazan'ny wiwi politika ,ary niafina halloween ndray le badolahy =))
7. xxx ( 15/09/2009 11:23)
Tsy mazava fa pisandoka kosa ny sasany angamba , vendrana manao copiean'i gtt reo !inona moa no tsy copier dryralava nify panongampahefana !mampiseho bassesse lava izao no hany talentany!
8. bazylou ( 15/09/2009 17:48)
hita fa gtt lany bala ireo , le mpivelona rsa fotsiny ireo, beuurrk :-D :-D
9. Banndi ( 15/09/2009 21:25)
zay no tsy ahazan'ny wiwi politika ,ary niafina halloween ndray le badolahy

ary zalozy ve i bazylou é, zah sy wiwi no talohan'elah an, elah tsy nikoty azy teo tsinona kou,tiko be le zalahy iny,bisous wiwi a, andefaso sary aho ry bazylou fa sao tsy tsara akory le wiwi,bisous bazylou :* :* :*
10. pink ( 16/09/2009 21:52)
bazylou:

hita fa gtt lany bala ireo , le mpivelona rsa fotsiny ireo, beuurrk :-D :-D



aleo mahita olona mivelona RSA ,toy izay mahita ireto HAT mianjaika nefa ny vahoaka fadiranovana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2031