Politika

terrywui ( 18/06/2010 11:57)
Asa na mbola ho afaka nikofoka ndray izy amin'io na tonga de didim-pitsarana no hiandry azy ! -- raha didy mantsy no mivoaka eo fa tsy misy fihemorana tsony dia sur zany fa voakitika ny casier judici... tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 10:00
terrywui ( 18/06/2010 11:23)
Tena gaigy fa refa natao ny FITSARANA an'ireo bodega mpanohitra sy ireo kofy sivily mpanohitra de kobo fa hay basy nampidirindry Momo kely sy manamboninahitra sasany antsokosoko hatramin'ny 2009 far... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/06/2010 12:37
pikanety ( 18/06/2010 07:53)
ianareo avy any toliary no voa mafy indrindra noho ny fahatapahan'ny 10em FED avy any mpamatsy vola UE,isany projet goavana ny hanamboarana an'ny RN 13 (butumage de 450km) ENTRE IHOSY ET FORD DAUPHIN,... tohiny
novalian'i hery ny 18/06/2010 07:59
TEGEVE ( 17/06/2010 19:28)
Vonjeo ry marina fa tsy fika eee, efa tsy manaiky handroahandroana Ramalagasy , izaho kosa aloha tsy havita hanagadra olona aman'arivony e VONJEO FA TENA GRAVY TY MARINA E MIHETSIKA DAHOLO RY ZALAHY A... tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:58
vatofototra ( 17/06/2010 15:21)
REGARDER VIDEO 3 mouvances à Mahajanga 16 juin 2010 - Mitety faritany ny ankolafy telo, Mahajanga no nanombohana izany Participer au FORUM Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces ht... tohiny
novalian'i Noue ny 17/06/2010 15:37
terrywui ( 17/06/2010 08:31)
vaovao tena mahakasika tanteraka ny fo ary mahafinaritra dia ny nahavitantsika ny LOGO famantarana ny faha 50taona ny fahaleovantenantsika Malagasy ! --Ny fiandrianam-pirenena sy ny Voninahim-pirenena... tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 10:04
terrywui ( 16/06/2010 20:36)
ZA NO MISANTATRA AZY VOALO : IZAHO ANDRYWUI DIT TERRYWUI DIA MAMPILAZA SY MANAO VOADY FA TSY HIVINANY ETO TSONY FA HANAO DINIKA AMPAHENDRENA AMIZAY MANOMBOKA IZAO !!! DE ALEFASO KOA NENILAISANY AR... tohiny
terrywui ( 16/06/2010 14:51)
aleo letsy tena hampiady politika marina isika amle resaka fa lasa resaka misamboaravoara fotsiny le izy fa raha te hiresaka combat amiko elaisany ireo de antsoy amn phonko ah na andao hifanao rdv zan... tohiny
novalian'i terrywui ny 16/06/2010 20:33
zigzag ( 16/06/2010 11:02)
efa Mavozo ty amboarazana tsy maita lalamPOZA itsoahana tsony ty??d............!!nananani nananana ééé!! sssssshhh fombampoza! fa everinialah fa olona 1 iany v no mandalo eto é... tohiny
novalian'i terrywui ny 16/06/2010 14:52
Mirananirina ( 16/06/2010 10:21)
Ary nahoana moa raha mba atao daholo izay ataon'n i sarko eh!te haka tahaka izay atao sy hitovy aminy ,nefa alavitra dia lavitra. Ohatra fotsiny ry tgv... tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
terrywui ( 16/06/2010 09:43)
zany zao no resaka malaza eto am tanana aminizao andro zao hoe vao tonga eo iny mpamono olona iny de pan pan pan na executé na be loatra ireo vahoaka matiny !! ka izay mpanohitra sy mpiondana miseho ... tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
terrywui ( 16/06/2010 08:55)
[b][i][u]Fikasana handrava ny «La Gazette»: Ny pasitera Valisoa no nampaniraka [/u][/i][/b] Hametraka fitoriana eny anivon'ny mpitandro filaminana ny tomponandraikitra ato amin'ny La Gazette... tohiny
novalian'i terrywui ny 17/06/2010 08:54
zigzag ( 15/06/2010 21:57)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=1IkDOtEgFKY[/youtube]... tohiny
novalian'i diloo ny 16/06/2010 11:59
vaovaogasy ( 15/06/2010 21:00)
izao dia afamka atao ny mijery mivantana ny vaovao rehetra eo @ blaogy vaovao malagasy. Isaorana ny mpandrindra ny serasera mizara ho an ny malagasy ny vaovao http://vaovaogasy.blogspot.com/... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:32
terrywui ( 15/06/2010 16:52)
Ampidiro izy ary e! aleo izy hiditra de aiza ny basiko teo ! -aleo izy hiditra moramora e!!....tsisy hanakotaba azy eo amle izy vao tonga iny fa afaka miarahaba ny fianakam's farany izy !!!!!..olona... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:30
falimanana ( 15/06/2010 15:30)
Depiote Manoela : Efa mangotraka ny any Toliary. Feno tanora manao fehiloha mena Ny tanàna, ary vonona ny handringana ny FAT ry zareo. Nitsoaka avokoa ny fianakavian’i camille vital, niakatra ao An... tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2010 13:21
terrywiui ( 15/06/2010 15:30)
TSY MANAVAKAVAKA FIODIRANA NA MAINTY NA FOTSY SAMY MALAGASY SAMY AFTIKANINA SAMY OLOMBELONA HARENA HO ANTSIKA MALAGASY DAHOLO IZANY NA MERINAVIANAO NA BETSIMISARAKA NA TAGNALA NA BETSIMISARAKA NA ANT... tohiny
falimanana ( 15/06/2010 15:29)
Mpitandrina R. Edouard : tsy maintsy vita @ 19 jona ny na tian’ny fitondran-jiolahy tarihin’I tgv sy frantsa na tsy tiany. Hanao fety be manerana ny Nosy @ izany fahafatesan’ny FAT izany. HIhets... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:24
falimanana ( 15/06/2010 15:27)
Depiote Camille Mektoub : Manakarama mponina sahirana ny FAT sy KARANA mba hanangatsaina any @ fokontany. Tsy misy manangatsaina ny vahoaka. 0,1%n’ny Malagasy no manao izany @ izao fotoana izao. Ao... tohiny
novalian'i Fall ny 16/06/2010 17:59
falimanana ( 15/06/2010 15:26)
Depiote Manoela : Efa mangotraka ny any Toliary. Feno tanora manao fehiloha mena Ny tanàna, ary vonona ny handringana ny FAT ry zareo. Nitsoaka avokoa ny fianakavian’i camille vital, niakatra ao An... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1095