Politika

rijadolly ( 27/06/2010 06:06)
Efa mba nahafinaritra aloha iny fety iny na dia nangidy aza ny fanjanahatany 1883 - 1960 sy ny fanjanahana ankolaka 1960 - 2010 ary ny tena mampalahelo amin' izao androny fanatotoloana izao dia ny fot... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:58
terrywui ( 26/06/2010 11:59)
vao mba petsa kely ve de zao no ataonareo e!..... zao ny vola azo avy amindry kassav sy ireo tarika tonga de tena hanomboka hiditra ndray rahapitso !! -raha somary niala vola kely androany ny Fanjak... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:44
terrywui ( 26/06/2010 09:23)
Oooooaayyyyy eeee...... vahoaka Malagasy alinkisa zany !!!!!! TONGA NY FETY EEE...... tena fetimpirenena tokoa !!.. de hita tokoa ireo vitsy an'isa mpamadika tanindrazana tsy mety hifaly ho an'ny t... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:57
terrywui ( 26/06/2010 09:04)
ARAHABA .... [i]TONGA NY FAHALEOVAN-TENA MITOTOREBIKA NY FIRENENA FA TONGA TOKOA ILAY ANDRO MANANDAZA DIA ILAY FIANDRIANAMPIRENENA NO HO HENIN-KAJA KA DIA ARAHABAINA I HERY ARAHABAINA IPIKATTI ... tohiny
bazylou ( 26/06/2010 07:43)
Izay ihany dia mahalaza azy rehetra. Akombony daholo ny vava ry tim and co fa tsy naharesy an'I TGV ianareo. Mionona fa izay no anjaranareo na hilatsaka aza ny lanitra. Vary be menaka izany izao no a... tohiny
novalian'i rijadolly ny 27/06/2010 11:37
hery ( 26/06/2010 06:23)
Dia miarahaba ny Malagasy nahatratra izao faha 50 taonan'ny nanomezana an-taratasy ny fahaleovan-tena izao. Azo atao tsara ny manao fety na dia tsy hiaraka sy tsy hanatrika ny fetin'ny HAT aza. Aho... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 14:00
rijadolly ( 26/06/2010 05:06)
Anisany tena raitra mihoatra nonho ny 26 juin rehetra ny omaly, Nifaly ny olona maro dia maro, horakoraka, Jiro mirantiranty manerana ny vohitra manodidina ny faritr' Anosy, Finaritra ery ny maso mije... tohiny
Noue ( 25/06/2010 18:07)
Eo aloha tambatambazana kely ny armée sao sanatria ka tsy tonga @ défilé ao Mahamasina ee ! Le Président de la Haute Autorité de la Transition a offert 16 véhicules 4x4 aux militaires et gendar... tohiny
hery ( 25/06/2010 11:52)
Raikitra ve ny kassav ao? Sambatra ihany aloha manam-bola hanafarana an'izany Kassav izany. Izany tokoa no tena fitiavana ny Malagasy. Na i Sareraka, Mamy Gotso, sy ireo artista malagasy malaza sady ... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/06/2010 09:11
terrywui ( 25/06/2010 10:40)
Sa[i]o tokoa ary dia mba oul any ivelan'ny Madagascar any hianareo mahasahy manosihosy ny Hasin'ny Tanindrazana ireo e ?[/i] ohatra hoe oul avy any France na oul avy any Italy any ?? tsy possible man... tohiny
novalian'i karlu ny 26/06/2010 10:02
terrywui ( 25/06/2010 10:17)
Efa vonona ny Fitondrana FAT sy ny miaramila amin'arivony maro ny hanao matso rahapitso !! --efa vory lanona koa ireo vahoaka avy any amin'ny faritany fa ora sisa isaina de ho tonga ilay andro iray t... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/06/2010 09:20
maeva74 ( 25/06/2010 09:24)
Samy tia Tanindrazana avokoa isika rehetra. Tsy resa-politika akory fa vetsom- pahatsiarovana ilay Nosy mamy ihany. Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo! Tratry ny ASARAMANITRA daholo Gasikarako... tohiny
Ruz9 ( 25/06/2010 06:58)
Nirodana ilay tsangambaton'ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena saika hotokanan'ny PHAT, raha vaoà tsy ela akory izay no nisian'ilay lanonana tsy tomombana teny Andohalo; izay ny fitondrana ihany irer... tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/06/2010 15:44
pikanety ( 24/06/2010 21:54)
MONDIAL BE FAHAROA IZY NO SADY FINAL MIHITSY EO @ ZANAK'I DADA SY NY FOZAORANA FC @ 26JUIN IZAO ATAO ETSY MAHAMASINA ,Voa vita ny hirampirenena malagasy dia hanomboka ny lalao ,tsoka suflet sy horako... tohiny
novalian'i pikanety ny 25/06/2010 21:36
TEGEVE ( 24/06/2010 10:05)
Tsy ireto ekipa ireto anie dia tena nôfabe mihitsy e, nolaziko fa ho tamy eny hitokany ilay stèle ho marikin'ny 50ans ny fahaleovan-tenantsika , nasaiko tonga tao daholo ny mpitsoka mozika ny minist... tohiny
novalian'i terrywui ny 25/06/2010 10:25
terrywui ( 24/06/2010 10:05)
AVELAO IREO MPANOHITRA VITSY AN'ISA IREO HITOLOKO SY HANIRERY EO AMORO-PATANA EO FA AVIA ISIKA IZAY VONONA HANOME VONINAHITRA NY FIRENENA HIFALY SATRIA TRATRA IHANY ILAY FAHA50TAONA NAHAZAHOANA FAHALE... tohiny
novalian'i 3188 ny 25/06/2010 15:27
locl ( 24/06/2010 09:22)
Ary ny Foza aty Suisse toa tsy sahy hanao fety e! Zay koa vonona hanome cadeau azy, fozaorana ao aminy Lac... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:48
ouioui ( 24/06/2010 08:59)
[youtube]ZTcm8spNoEU[/youtube]SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA AZA MAIKA FA NY TENA FITSARANA NO MIANDRY NAHEMOTRA NY FITSARANA FA TSY MAMELA AN'NY FILOHA RAVALOMANANA H... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:38
terrywui ( 24/06/2010 08:54)
rehefa tena natambatra kay ny isan'ny oul matiny rehetra hatramin'ny 2002 no ho mankaty de nitovitovy tamin'ny matin'i saddam tamin'ireo kurt ! satria nisy efa ho 5000latsaka kely !! ny tena betsaka d... tohiny
novalian'i terrywui ny 24/06/2010 10:01
ouioui ( 24/06/2010 07:56)
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.» [ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanakal... tohiny
novalian'i terrywui ny 25/06/2010 10:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.5301