Politika
bazylou
(
21/06/2010 22:36)
Samy manao izay mahafalifaly ny fony eeeee
Milaza ianareo a anao grevy tsy hananga tsaina.
Milaza anao izatsy sy zaroa. Satria tsy mankasitraka ny hat sy tgv.
Fanontaniana:
Maninona no tsy nandeha n...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:51
terrywui
(
21/06/2010 19:17)
...ohatra ka maharesy lahatra anah ny toetran'ny GTT miaraka amitsika ao!
-- ka itako hoe tsy hiandry vola ho zaraina fotsiny , otrandry rapika sy ny namany fa mba tena fitolomana marina sy fisaonana ...
tohiny
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 00:09
rijadolly
(
21/06/2010 18:22)
Ny valeurn' Rà latsaka ho ahy dia tsy ho ataoko ho zava- poana, Inoako fa iraisatsika hevitra tanteraka iny. Ary tsy 60.000 izany fotsiny fa efa ho 1.000.000 ny aina latsaka nandritra ny fikatsahan' ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:37
vatofototra
(
21/06/2010 14:26)
TELECHARGER Madagascar vers un agenda de relance économique - Banque mondiale Juin 2010
- TELECHARGER Madagascar vers un agenda de relance économique - Banque mondiale Juin 2010
http://www.vato...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:45
ouioui
(
21/06/2010 14:25)
MBA TENA MIANGAVY DIA MIANGAVY RE TOMPOKO MBA HANANGAN-TSAINY EE ,MBA EFA ASIAKO MPIHIRA GASY KALAZA BE KASSAV HO ANAREO HIHIHI
Resaka ka atao fa tena tsy mbola nisy fangatahana ny hanangan-tsaina ha...
tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 10:44
terrywui
(
21/06/2010 11:17)
--Eto no tena ahitana ny herinareo na ny fahalemenareo !!...
1/ - Iza no sahy hi-PARI amiko fa feno hipoka MAHAMASINA amin'ny 26juin hoy aho !!
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 22/06/2010 00:11
swann
(
21/06/2010 09:49)
Aza miditra amin'ny resaky ny efa naloan'ny firenena hianareo ry vahoaka Mlagasy na eto antanindrazana na ny any ampita fa tena "fahavalompirenena tokoa " ireo izay milaza aminareo fa tokony hiepoka ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:54
terrywui
(
21/06/2010 09:35)
-Vao tamin'ny sabotsy aho no nilaza taminareo fa zavatra tsisy dikany io resaka TULEAR nahabe resaka be sy honohono anareo teto teo ireny hoe mihetsika ny atsy eee..mihetsika izarokatra ee... !wawawaw...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:37
terrywui
(
21/06/2010 09:02)
Efa betsaka ny vahoka no mi participé ! be loatra indray aza ireo mandray anjara raha ny fandraisana anjara no tenenina !
--Mikasika ny Fanangana-tsaina izay "hanoheran'ny sasany" ny hevitray ny Fam...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:56
milamm
(
20/06/2010 16:11)
Vers une nouvelle relance socio-politique,economique
1. Ce n'est ni motivation des ressources humaines ni financement des bailleurs de fonds qui manquent pour la relance de l'économie malgache, mais...
tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 05:37
hery
(
20/06/2010 14:08)
Raha toa tsy hankalaza ny 26 jiona 2010 ianao dia aza manaiky tsindriana amin'ny hoe tsy tia tanindrazana. Tahaka ny grevy rehetra io. Rehefa misy ny grevy dia tsy miasa na dia te hiasa aza. Tsy hoe t...
tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 10:45
Noue
(
20/06/2010 13:23)
[b]50 ans « d’indépendance » ? pas vraiment !
50 ans de « néocolonialisme » ? certainement
Et les 50 ans à venir : Quel héritage pour la généÂration future ?
Que sont devenus le...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:58
LazaDaddy
(
20/06/2010 03:30)
ny "[b]Haute Autorite de Trahison[/b]" dia efa nisy hatramin'ny andron'ny PADESM fa tsy vao 15 volana "[i]Monja[/i]" akory. Io no notoherin'Itompokolahy Monja Jaona mafy kanefa lasa anisan'ireo nanang...
tohiny
novalian'i Miguele33 ny 21/06/2010 09:50
falimanana
(
19/06/2010 19:21)
..............................!
nahazo otrinina tam halatra ngamba ty wiwiwi ty!vokarama eto handoto ny sain'ny malagasy...
tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 05:45
falimanana
(
19/06/2010 19:20)
mankandoha ra wiwiwiwi fozaorana a!hipitsio tany!
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:39
falimanana
(
19/06/2010 19:18)
[mydago.com]
Matahotra ny ankolafy telo ny FAT !
Publié par MyDago.com le Samedi 19 juin 2010 à 19 h 42 min, rédigé par Solo Razafy
Feno hipoka ny kianjan’i Magro Behoririka tamin’ity androa...
tohiny
novalian'i terrywui ny 21/06/2010 09:14
Noue
(
19/06/2010 09:55)
[size=80](color=red]b]AGISSONS ENSEMBLE POUR SORTIR NOTRE PAYS DU GOUFFRE
LE PEUPLE MALAGASY ATTEND VOTRE SOUTIEN
CA SUFFIT !!!
RENDEZ-VOUS LE 26 JUIN à 13H
- MARCHE ET RASSEMBLEMENT
- PROG...
tohiny
novalian'i ouioui ny 21/06/2010 15:07
terrywui
(
18/06/2010 15:53)
vaovao tena mahakasika tanteraka ny fo ary mahafinaritra dia ny nahavitantsika ny LOGO famantarana ny faha 50taona ny fahaleovantenantsika Malagasy !
--Ny fiandrianam-pirenena sy ny Voninahim-pirenena...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:44
Ruz9
(
18/06/2010 12:43)
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.»
[ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba
Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanaka...
tohiny
novalian'i koula ny 21/06/2010 16:54
terrywui
(
18/06/2010 12:03)
Raha vao vita ny fakana ambavany an'ireo Toko Be Telo de sur fa ho avoaka izy e!!! resaka fampidirana andry zalah ireo anie le izy fa tsisy resaka politika e !!zay no tsy tantin'ireo oul vitsivitsy ma...
tohiny
novalian'i terrywui ny 18/06/2010 12:36
