Liste des messages

Liste des messages, inserés par milamm, par ordre de date
milamm ( 03/12/2009 22:11)
tantara marina momba ny herimpamoretana mpitifitra vahoaka
ministre ny défense ny professeur zafy t@ 1992no nampitifitra ny federalista teny cemes soanierana ka nahafaty an’i Tompokolahy Laha Gaston ary nahavoatifitra an’i Monja Jaona, dadan’i Monja R... suite
répondu par milamm le 05/12/2009 02:57
milamm ( 23/11/2009 15:06)
mananika ny trambo,izao no fiovana re olona...
resaka fifanarahana agro business Daewoo nokasainy Ravalomanana tsy tanteraka de tsy azo anenjehana azy,raharaha goavana be tokoa ty va nipoitra tsy ela tao anatiny 9 volana ty, tanteraky lavanify zan... suite
répondu par terrywui le 27/11/2009 09:05
milamm ( 18/11/2009 13:19)
mpitondra mandalo,ny tanindrazana hitoetra ho any taranaka
tandindomindoza ny hoavintsika Malagasy rehetra fa mailo anjombona anairana ny sainy rehetra mahatsapa fa mamy ilay tany niaviana,masina ny tanindrazana,tsy natao ho an'ny olombitsy manageja ny fahafa... suite
répondu par xxx le 22/11/2009 11:34
milamm ( 07/11/2009 02:14)
tsy mbola ravalo ilay olomanga vaovao fa lalana ahatongavana
eo izy,miala tsiny ra midongy sehatra aho ampizarana hevitro @ ankapobeny ho antsika rehetra miatrika izao vanimpotoana saro-patarina izao,tantara marina ty an, misy hevitra voatana @ soratra lovainy... suite
répondu par milamm le 07/11/2009 16:49
milamm ( 31/10/2009 01:42)
manalasala toa angidina...
atao mahia be tratra,atao matavy kely rambo io zao no miseho @ zao fotoana eo @ raharaha politika iainany firenena.olona mahay fanorona kilalaontsaina tena malagasy,kinga @teti-panorona/concept no ma... suite
répondu par milamm le 31/10/2009 16:31
milamm ( 24/10/2009 00:03)
mivarilavo ny fiainana politikantsika
mampalahelo fa de mbola misy karazan'olona mifaly @ reto antokonjiolahy karamainy frantsay ivarotra ny tanindrazany reto hat satria efa nanary ny maha-malagasy azy,tsy mendrika ny ny vahoaka Malagasy ... suite
répondu par milamm le 28/10/2009 01:03
milamm ( 22/10/2009 10:51)
fanetribeny firenena
efa tsy mahatsiaro tena ho manana andraikitra sy adidy masina ho an\'ny nosy iombonana ireto andrarezina nampiletika ny firenena amantaonany maro sy namono ny mpiray tanindrazana aminy,tia tena sy ma... suite
répondu par milamm le 22/10/2009 11:09
milamm ( 24/09/2009 17:53)
nga tsy maintsy volany vahiny ihany no mana andrasana e ?
vaindohan-draharaha ny filaminany fiarahamonina ara-politika izay tsy ahitana vahaolana eo @ fifanakalozankevitra,fahaizana miaramandamina ny raharaha tokantrano anatiny no itsarany aty ivelany izan... suite
répondu par milamm le 25/09/2009 11:45
milamm ( 23/09/2009 10:27)
zay zany no valimpitsarana nivoaka omaly..
vaovao tselatra,nivoaka tao@ tribonaly Anosy ny didimpitsarana momba an'i Manandafy 2 ans d’emprisonnement avec sursis,1 an pour les 2 colonels niaraka taminy refa voasambotra ny 14 avril teo Iha... suite
répondu par milamm le 24/09/2009 20:13
milamm ( 17/09/2009 19:24)
politikany \" solanga nihajoko...\"
ny adala no toa an-drainy hoy ny fiteny,iriana ny taranaka hahavita bebe kokoa noho ny teo taloha, lalana ahatongavana @ izany tanjona izany matetika dia ny fampitana tsimo-kevitra vaovao ao anaty van... suite
répondu par milamm le 20/09/2009 22:52
milamm ( 17/09/2009 12:38)
mbola mampiziriziry ireo hat sembana ara-tsaina reto
governemanta tsy mari-toerana,tsy mahefa no tsy manana tetik\'asa fanatanterahana ialana @ fahasahiranana.Aoka tsy ho adino fa midina ambany ny fanondro ara-toekarena,tsy ny mpandraharaha ihany no voa... suite
répondu par milamm le 19/09/2009 15:34
milamm ( 16/09/2009 14:10)
rahovina vao hifoha ny valala be mandry ???
\"ny omby indray matory tsy ndray mifoha\" hoy ny fiteny mihamilentika ao anatiny haizina ny fianampirenena asa izay mbola ho faly @ zao ,mendrika ny hiaina ao anaty filaminantsaina hiatrika ny fiain... suite
répondu par milamm le 17/09/2009 09:35
milamm ( 27/08/2009 13:13)
mba revin'lisany v ny sipa mikotrana hai-ady ?
siora fa misy ny sipa mafibe ra ainga,tsy ratsy http://www.youtube.com/watch?v=DTsdeazg0tE tsy gasy io sipa io akory fa indoneziana a,misy hidoika indray zao ato oe iza ko no holakoiny vhv :-D iza no... suite
répondu par Papoose le 18/09/2009 19:01
milamm ( 19/08/2009 22:25)
Hivalona ho tantara ty HAT ty ?
kizo lalina vokatry ny fanonganam-panjakana 07/02/09 dia mila vahaolana faingana ny firenena satria ao anaty ny fiahiny vondrona iraisam-pirenena isika izao/sous prectorat de la Communaute Internatio... suite
répondu par dadabe le 22/08/2009 04:10
milamm ( 31/07/2009 00:16)
voankazo lo anaty harona ny HAT ka manimba ny rehetra
\"Kabary zato ,teny arivo fa iray ihany no marina\" Hoy ny hai-teny ilay olo-malaza \"Meloka andrian-dava vero\" Andrianampoinimerina Ireo mpitondra teo aloha rehetra dia samy nanana ny hadisoany ... suite
répondu par fijo le 31/07/2009 20:12
milamm ( 23/07/2009 13:26)
sarotra afenina ny marina...
Ny adala no tsy ambakaina dia Andriamanitra no atahorana hoy ny fiteny,zany hoe raha fetsy ilay manambaka dia lasa marina mitavozavoza no mandefitra,nefa ny HAT sy ireo mpanao politika ao amintsikade ... suite
répondu par fijo le 24/07/2009 20:38
milamm ( 14/07/2009 08:25)
tafika malagasy mpikarama an'ady
« l’Armée, garante de la paix sociale, seul rempart contre l’anarchie et la Loi du plus riche ou du plus fort ». mahagaga fa betsaka ny manamboninahitra ao @ tafika nefa tsy nisy nandeha n... suite
répondu par fijo le 15/07/2009 22:34
milamm ( 06/07/2009 10:53)
Tsy lasa lavitra i Andry fa miantsona eo atenatenandalana
tsy mety tafa ny tetiky andry na ao antanindrazana na ny fifandraharahana any ivelany tsy toa teny na hiodikavia na havanana ,na i Hasina ao eropa na i benja Razafimahaleo nalefa handamina ny Institut... suite
répondu par fijo le 08/07/2009 22:18
milamm ( 07/06/2009 14:32)
Madagasikara :aza atao varo-boba fa ny hasiny tsy azo amidy
nindramiko io ohabolana malagasy io ho tsindry sofina ho an\' ireo mpitarika antoko politika sy ireo mpanohana azy aby mbola miady fahefana ,fototry rafimpitondrana rehetra manerana ny tany ny hasiny ... suite
répondu par milamm le 08/06/2009 09:36
milamm ( 05/06/2009 11:29)
niverina indray ny afera "falcon 900"
momba ireo mpikarama an'ady frantsay tohanan-dratsy iraka tonga ao amintsikahttp://www.rfi.fr/actufr/articles/030/article_15395.asp izao no asa-njiolahy mihatra @ firenentsika ka samia mieritreritr... suite
répondu par Noue le 05/06/2009 17:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1078