mpitondra mandalo,ny tanindrazana hitoetra ho any taranaka

1. milamm ( 18/11/2009 13:19)
tandindomindoza ny hoavintsika Malagasy rehetra fa mailo anjombona anairana ny sainy rehetra mahatsapa fa mamy ilay tany niaviana,masina ny tanindrazana,tsy natao ho an'ny olombitsy manageja ny fahafahany olompirenena marobe 20 millions,fa itsinjovana ireo taranaka mifandimby .hita taratra sahady fa tsy tanteraka ny fitondrana miaramisalahy,ady seza sy fahefana no mameno ny sain'ireo andrarezina mpitarika antoko tsy ankanavaka,tsotra ny antony anararaotana ireo fampanantenana arabola @fanampiany vondrona iraisampirenena(izay andrasan'ireo tsy maty voalavo ankibo mpitsetsitra ny hatsembohambahoaka

Ao reo milaza fa 70% ny famatsiambola aratoekarena de miankina any ivelany,aza adino anefa fa ny 3/4 ny fidirambolampanjakana de avy @ reo sehatra fandraharahana anatiny(secteur informel toy ny PME,sy ireo orinasa tsy miankina,Hetra sy habantseranana sns...),
tsy mbola nilalao politika ny tenako noho izany tsy mpomba ny atsy aho na ny aroa ny tanindrazantsika no ambony amiko fa tsy ny mpitondra ireto santionany t@ reo mpitondra nifandimby no jerena de toy ny mamba reraka voay noana ka tsy mifidy izay harapaka
-Itpkl tsiranana zay nitifitra voalohany ireo mpianatra(zoam)teny @ 13 mai ny 72 t@ alalany Force Republicaine de Securite(corps d'elite nofaniny israeliana),nandatsaka ny ainy ireo mpiray tanindrazana aminy sy nandefa azy reny tany nosilava,raibeny kolikoly @ frantsay noho ireo aferany Bacopoulos abattoir lehibe tany atsimo namarotana sy nanondranana aombintsika marobe(Morondava65-71),Mimram zay any frantsay nanondrana hazo sy nanimba ala marobe tany atsinanana,aferany la marseillaise,sobama(fanondranana antsokosoko akondro sns...)
-i deba zay jamba niafarany,rainy jadona namorona ny 4mis,nanondrana ireo vatosoa sy harena antaonany maro,nanimba ny fampianarana(malgachisation)... ho lava b raha tanisaina ankoatry ireo famonoana olona teny Mavoloha sy ny elite malagasy marobe(mila alefa any @ tribonaliny Hague ko ny momba azy fa heloka be vava @ zon'olmbel mitovy @ pol pot sns...)
-i ravalo izay nampiasa ny toekarempirenena ho tombotsoany tenany manokana sy ny orinasany,nitsoaka ireo hetrampanjakana marobe(Magro,MbS,tiko...2007)
ary nampiasa ny bianco ho fitaovana niarovana ny tombotsoany,nividy ireo roplana 2 tsy ilaina @ fampandrosoana ny firenena t@ reo ampahambolany madinika,tsy nampisokatra ny fiaraha miasany @ reo hafa te ampandroso fa nanageja azy reny @ arapiarahamonina fandraharahana arabarotra sns..
-i lavanify tsy nahatanty ny mena niraviravy avy @ frantsay ka nandroba fanjakana sy nivarotra tanindrazana(nandripaka ain'olona maro teny ambotsirohitra ny feb 09 ,50 isa 300 mahery no tsy hita popoka oh,aiza i razily sy ireo gadra politika tokony nafahana t@ reny sonia maputo reny),nanondrana ireo hazo sarobidy(ebony,rosewood/anaovana fanaka avo lenta sy gitara sns) mitentina $ 500 millions mahatratra 16 ha ao @ faritry Masoala,Marojejy izay faritra arovana toy ny Champagne any frantsa(mihenjana mafy ny antenimierandoholona any zamerika @ resolution 836 nolaniany izy ireo,ary mitaky ny famerenana ny aradalana ny Obama administration @ zao fotoana satria tsy mankasitraka fanonganampanjakana)
Heloka fa tsy sangy mihoatra ny loha no vitan'izy ireo,ary ny ratra de mitoetra any ampony Malagasy ts1/1,nefa mbola tsy maty ao ampon'izy ireo ny hetaheta
sy ny rehareha fa i Madagasikara ho an'ny Malagasy(reo zanaka sy taranaka hifandimby) fa tsy olombitsy tsy mahzaka
fahefana ary reo voanjo mpanararaotra,taontrano tsy vitan'irery ary ny mita be tsy laniny mamba,hanao ahoana ny ho aviny firenena miatrika ny fanantontoloina faobe
novalian'i xxx ny 22/11/2009 11:34
2. kidoropamba ( 18/11/2009 17:28)
Raha nahatsapa an'izany nareo tsy namidinareo t@ Daewoo ny tanindrazana e. Tsy nahatakatra 70% ny fiankinan-dohan'ny toekarem-pirenena amin'ny famatsiana avy any Ivelany. Ary tsy niaina tao anatin'ny trosa ny malagasy kanefa ny mpanao trosa miengitraingitra @ avion mitentina 60 millions de dolara.

Io ny vokany é: Any Swaziland lery no nitsaoka satria noroahan'ny vahoaka tezitra. Mbola tsy mazava aminareo foana ve ny resaka é? 7 taona nanadontoana anareo iny va dia mbola tsy refy foana?

hin hin hin hin, ajanony ny tomanin'ny very seza fa efa tsy misy mandraharaha an'izany intsony é.
3. milamm ( 18/11/2009 18:16)
o ry kidoro a ,efa misy fanafany oa zao ny haromontana fa aza mivatravatra fotsiny eo(t@ taonjato lasa iny L.Pasteur no nahita azy io,ka mizahava dokotera)
nareo iza ? avy aiza ? sy ahoana ?
ny hevitro no lazaiko eto fa tsy hevitr'ol tohanako na ol tompoiko,tsy mahay mamaky teny mintsiny kay ty kidoro ty fa mahay manoratra fotsiny le :-D
ny hevitry mpisera no tiko ho fantatra fa tsy ny ol tohanany :idea: mazava ?
4. xxx ( 22/11/2009 11:34)
Raha izaho enao ry milamina tsy mandany andro mamaly io kidoro maimbo ampy io tsy misy n'inona inona hain'io afa-tsy ny resak ambany foatra tsy intéressant ny dinika raha vao miditra io ,misy fitenenana gasy manao hoe:


izay mangina volamena ,olona POaKATY na tsy te hiteny aza zavatra ohatra izao ny tena di miteny ,resak politika no hatao dia resaka ambany fotra sy nono ,io no pédophile eto @sera 2 ,raha izaho aloha no webmaster tsy mandray ny hevitr'io aho fa mamoafdy ,droit-ny ny tsy tiandRA8 ?fa tsy hanao resak AMBANY SAINA LAVA eo ,ie izy aloha dia hita hoe olona tsy mahazo resaka é!tena ambany be ny niveau na handrangitra ny but-ny ka aza valina @sisa fa aleo hiwawawa.wa lava eo fa na hitsagana izy na hitsivalana kidoro LO tsy mapihotsona ANDRA8,izay fanambaniana hataony ,izaho izAo tsy 100pour cent RA8 aho fa hitako fa nahavita zavatra izy na dia tsy tonga lafatra aza,ilay daewoo efa ni annuler-na iny foana no hatAo dry VENDRANA hirahira .
tSY HO HAINY MANDRAKIZAY NY HIADY HEVITRA FA VAO RESAK RA8 DIA TONGA ny haromotany sady izy efa obsédé @resak ambany fotra ,angamba izy io TYS NOHOSORAN'ny RENINY MENAKA dia eto @sera2 izy no mampiseho FAHAMBANIANA LAVA IZAO!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0923