Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i milamm, milahatra araka ny daty
milamm ( 10/03/2011 03:03)
basy marovava sy lainga marivo tototra anaromana heloka bevava ...
...lainga marivo tototra mora aheliky ny akoho tokan'anaka moa ozy ny fiteny zay, iza tokoa moa no tsy maheno ny fanaony lavanify zay ho feno 2 taona ny 17 marsa zao(nilaza izy tsy hitantana ny tete... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/03/2011 16:35
milamm ( 22/02/2011 21:53)
dia variana mintsiny nakafy ty fandaharana ty ka zaraina e
http://www.youtube.com/watch?v=bhLyXk5QgvU&playnext=1&list=PLC6C276EA78F2B190 mahafinaritra ny fampisehoan'ilay anglisy David Attenborough(bbc natural discovery) ireo harena voajanahary zavamaniry sy ... tohiny
novalian'i milamm ny 05/03/2011 01:38
milamm ( 17/02/2011 10:33)
tsara vazo sy revy i Mika & Davis e
mandoka ny talenta sy ny inspiraky reto izy mitsam reto sy ny tariny za manokana tsy sanatria dokambarotra fa m'lay ny revinlerony ka, tsy laitra fa hira karazany aharitra ihany ko ny toy itony fa mah... tohiny
novalian'i milamm ny 21/02/2011 20:11
milamm ( 15/02/2011 20:40)
rahoviana ihany vao hisy fitsarana marina ny raharaha Filoha Itpkl . Ratsimandrava
Nanana olo-malaza to an'i Thomas Sankara sy ireo hafa ihany koa isika 36 taona sy efatra andro lasa izay raha lavo teo amperin'asa ilay maherifo Filoha nolaniam-bahoaka fahatelo Kln.Richard Ratsimandr... tohiny
novalian'i milamm ny 16/02/2011 21:28
milamm ( 27/10/2010 11:20)
aza tezitra fa somonga ihany ...
akory dolidoly tsy tfiditra tary @ hatsikana na de izay aza no sokajy misy ty horonantsary ty nahafak'andro ka tsy misy anenenana ankafizo e, fandaharana mba mahafinaritra ahy ka zaraina http://www.... tohiny
novalian'i milamm ny 02/11/2010 09:14
milamm ( 18/10/2010 02:03)
Rehefa tsy misy ny andrasana anafaka ny rehetra dia voageja daholo
Singa azo amintinana ny raharaha politika, samy manana ny maherifony ny fiaviana sy firenena tsirairay manerana ny tany. i ratsy iraka efa nahavanon-doza ny firenena tao amintsika raha ny velona no re... tohiny
novalian'i milamm ny 20/10/2010 13:19
milamm ( 19/09/2010 15:46)
ireo manda tsy hita maso mampikatso ny fampandrosoana sy fivoarany firenena afrikana
Ovaina kely ny dinidinika manoloana ireo safotofoto sy ny tsy filaminany fianam-pirenena izao .Voafaritra ao anatiny manda toy ny rindrimbe ao Sina ny fitantanana ny harempirenentsika sy ireo firenena... tohiny
novalian'i ouioui ny 29/09/2010 14:20
milamm ( 13/09/2010 19:17)
Lany mpitarika sy mpitondra mahay ve i Madagasikara ?
Na dia tsy nandalo matetika teto aza dia manan-kambara noho izao fotoana mivaivay lalovany firenentsika izao @ maha-olompirenena ny tena, ezahina ho fohy ny ambara ary ialan-tsiny izay tsy maharitra .... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2010 19:06
milamm ( 23/08/2010 19:21)
aiza oa i cutie fa tsy hita tsony le
mbo lasa ny saiko oe nakaiza no tsy hita tsony i cutie nitsoaka matanjaka v sa leo nefa MBO MALAHELO anazy ihany za ty ,in no hevitra re ol ombay mitady lol....... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/03/2011 16:50
milamm ( 20/06/2010 16:11)
aiza avy reo lesoka ny fahantrana 50 taona zay
Vers une nouvelle relance socio-politique,economique 1. Ce n'est ni motivation des ressources humaines ni financement des bailleurs de fonds qui manquent pour la relance de l'économie malgache, mais... tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 05:37
milamm ( 10/05/2010 19:07)
tsy nampoiziko e
ai ai ai aza mieritreridratsy ihany fa... http://www.youtube.com/watch?v=osiDOjhrSmE&feature=related za v nahalala =)) ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 14/05/2010 09:28
milamm ( 08/04/2010 19:31)
kalalao matin-dronono matimatin-draha tiana
nahavariana tokoa tompokovavy sy tompokolahy isany ny tantaran\'ity lhl iray afrikana tatsimo 96 taona Mohr Keet nahazo ny Guinness World Record @ ty kilalao fisedrana tahotra antsoina oe >,fahita izy... tohiny
novalian'i sipagasy ny 17/07/2010 13:48
milamm ( 30/03/2010 11:21)
hafa dia hafa ko ty...
efa mba nahita karazan'ol samihafa nihira ihany za fa tena tsy aritro ty de ho zaraiko eto ,hira anisany tena reviko jackson 5 efa ela be izy io ary kely maso no manao azy acapella ,mahavariana http... tohiny
milamm ( 27/03/2010 20:42)
fiovana,demokrasia,hetahetam-bahoaka ...
Teny telo azo bangoina ho roa \" zo sy safidy\" ny olompirenena Malagasy rehetra zay samy very Ireo olana mianjady vokatry ny fandrobam-pahefana avy @ reto milisy sy sivily no resahina 2009-2010 1.... tohiny
novalian'i milamm ny 29/03/2010 14:36
milamm ( 24/03/2010 08:43)
ny biby tsy manan-doha tsy mandeha ...
mitombina tsara io fitenenana io @ raharaha fitantanana fitondram-panjakana no resahina,tsy azo ailika foana @ frantsay ny rihatra fa manana anjara andraikitra sy adidy isika rehetra,indrindra ireo mp... tohiny
novalian'i nilex ny 30/03/2010 06:27
milamm ( 01/03/2010 01:46)
zarazarao imehezana...
tsara mba mampitombo ora vitsivitsy amin'ny andro ahavelomana le miomehy e! ka aleo kalo mime dieny mbola afaka... -cannibal mianaka no niaraka nitady sakafo, vao nande kelikely ry zareo d nahita ki... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:32
milamm ( 12/02/2010 16:43)
ilaina v njainjay ny joba,kofa,vhv,lhl mahay mikata...
mety ho tsotra @ rehetra ny mamaly oe ie,na ko ny motika aza tsisy ko haingo ahoana ?resaka ankapobeny fotsiny zany ty e fahadiovana sy fikarakarana vatana ivelany mo de mandeha oazy fa le fahaizana m... tohiny
novalian'i milamm ny 01/03/2010 15:54
milamm ( 06/02/2010 01:28)
kodiaran-tsarety hono ny fiainana ...
Angolan-teny vitsivitsy,notsongaina ampaherezana ireo mpiray tanindrazana voatsindry noho ireo vay maharary tsy hay tambazana... ...drodroky politika na gasikara na afrika, toetra iray itoviza... tohiny
novalian'i milamm ny 10/02/2010 08:28
milamm ( 08/01/2010 16:49)
volavolan-kevitra hanovana ny Lalampanorenana rep4
t@ 1998 no farany nanovana ny lalampanorenana,ireto ary ny drafitra atolotra ireo ho laniany ireo regime parlementaire avy eo http://www.malagasy-dispo.org/index.php?option=com_kunena&Itemid=53&func... tohiny
novalian'i milamm ny 11/01/2010 21:17
milamm ( 21/12/2009 00:51)
ireo sinema niseho tao Afrika no manomboka hiseho
"France à fric" na françafrique à mafiafrique de reo volavolankevitra nanapariahany frantsa vono olona,herisetra firenena marobe manaporofo ireo asa ratsiny frantsa nanerana ny faritry Afrika ,ht... tohiny
novalian'i milamm ny 21/12/2009 19:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0309