fiovana,demokrasia,hetahetam-bahoaka ...

1. milamm ( 27/03/2010 20:42)
Teny telo azo bangoina ho roa \" zo sy safidy\" ny olompirenena Malagasy rehetra zay samy very
Ireo olana mianjady vokatry ny fandrobam-pahefana avy @ reto milisy sy sivily no resahina 2009-2010
1.fiovana(fa tsy fanimbana)
- fandrabirabiana nandresena lahatra ireo mpitolona voafitaka sy mibaby ny heloky ny antokon-jiolahy politika 2009 izay mitazona ankeriny @ fitondra-mpanjakana ara-miaramila(tsy nisy hafa ny nataony ireo miaramilany galliéni 1947,ilay amiraly nandetika ny firenena ary namono sivily manamboninahitra Malagasy be indrindra,vahiny sns tao amintsika,i lavanify saribakoliny frantsa 2009 nanimba ny toekarena sy fiaraha-monina ary nanitsakitsaka lalampnorenana sy ny zo ny mpiray tanindrzana)
Raha hevitr\'ol maventy sy matotra no alaina hilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena
>
Barak Obama 24 juin 2009
-satria dj lavanify de tokony hahay tsara lyric M.Jackson sy ahazo ty msg ty momba zany fiovana zany ,ka hanotany tena @ zay
> Michael Jackson
nanana nanana nananan


2.démocratie
-tsy misy mahazo mivory manao fampielezan-kevitra intsony ary robaina ny fananany mpifaninana sy avoaka ireo hitsy volana ho teny midina,mitombo ny fanagadrana ireo olompirenena samihafa
-la garantie de la démocratie selon les militias Malagasy au service de la france
\"logiques des kalach et uzi\"(07/02/09)

3.hetahetam-bahoaka
-fahandriam-pahalemana sy fiarovana ireo olompirenena tafalatsaka ao anaty fampihorohoroana ,fiaraha-monina mandry tsy lavo loha(ilaina ihany ngambany ny hirotsahany ampahany satroka manga hanaramaso/ireny no fantatra fa tsy mamadika ny firenena mikambana naniraka azy sy hampietaka ireo fitndrana lavitry fifidianana tsy iaraha-manao toy ny tany ivory coast 2004)
-fifamelany mpitondra hiara mamaha ny disadisa raha azony reo atao ka iaraha-manapaka ny fikarakarana fifidianana

novalian'i milamm ny 29/03/2010 14:36
2. ndotofetsy ( 27/03/2010 22:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
de aleo hiomehezana fotsiny fa vilany mitongilana kitay tsy mety arenina
tsara ny politika an
3. milamm ( 28/03/2010 06:58)
tany vaky aza imehezany nahoda pondry doro ty leuleu,olo tsy manjary poooooaaaahh =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 29/03/2010 11:29)
fiovana,demokrasia,hetahetam-bahoaka ...

Tout le monde va mettre du sien pour commémorer cet anniversaire du 29 mars 1947, la HAT va utiliser sa propagande habituelle, et les autres vont faire comme s’ils étaient les insurgés. Rien de nouveau sous le soleil à part le nom des protagonistes qui a changé, mais l’indépendance souhaitée s’est transformée en siège de velours et en compte bancaires remplis.Hoy ny akama atsy izay
http://reflexiums.wordpress.com/2010/03/29/madagascar-rien-de-nouveau-apres-63-anniversaires-du-29-mars-1947/
5. milamm ( 29/03/2010 12:15)
rapika,mahavariana ny fifandraisany vanimpotoana ara-tantara @ le rohy .
- lots of bad common points .killing innoncent civilians(Int.Humans Rights)
.public repressions & the medias,parlement,senate
. non-recognition internationally(diplomacy,foreign relation,economy & financial trades,banking system,all foreign investments in jeopardy,health & social development aids funding,...)

efa miolonolon-tena irery ny hat,zay no heviny eo tsy ho vitany frantsa ny hifehy soavaly tapa-kofehy otrany lavanify,tsy hanaiky intsony ny rehetra mitombo andro aman\'alina ny fahavalony asa na tsaroantsika fa ny Radama 2 izay nanao sonia antsokosoko t@ frantsa \"chartre de lambert\" hivarotra an\'i M.kara de novonoiny PM Rainivohitriniony izay nationaliste,ary navela hilevina teny Ilafy,2 no vinavina
1.Efa mizarazara be ny hat olona avy ao anatiny ihany no anamboatra an\'i lavanify satria ela nitoratorahana ka hahavoa mason\'angatra(mihena ny faty olona tsy manatsiny,a la daddis io)
2.raha tsy tafajanona eo i lavanify dia mila amboariny frantsay ihany ko sao mamoaka ny tsiambaratelo any ivelany any refa difotry moly

Forcing sisa nefa ny vahoaka iray manontolo no Andriamanjaka ,ao anatiny
izany ireo mouvances 3 ,aleo halan\'andriana toy izay halam-bahoaka
6. pikatti ( 29/03/2010 13:42)
1.Efa mizarazara be ny hat olona avy ao anatiny ihany no anamboatra an'i lavanify satria ela nitoratorahana ka hahavoa mason'angatra(mihena ny faty olona tsy manatsiny,a la daddis io)
2.raha tsy tafajanona eo i lavanify dia mila amboariny frantsay ihany ko sao mamoaka ny tsiambaratelo any ivelany any refa difotry moly

Io no tena atao angamba hoe "ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" olona tsy nahavit'azy i rabitro eo imason'ny Frantsay ary raha vitamatavu eo lery dia mazava be ny lesona tokony ho raisin'ireo tgv sy izay Malagasy mitady hitondra ,fa ilaina ny manomana tsikelikely ny tsy fiankinan-doha @ Frantsay,indrindra ara-polilitika izay mifehy ny lalantsika ara-toekarena hiankinana aminy foana
7. milamm ( 29/03/2010 14:36)
efa feno ny kapoakany daholobe Malagasy les rapika ,io no marina aiza v de isotro ny irifirin'ireo mpamadika tanindrazana efa hatr@ 1895(tao ry kln rasanjy sy ireo pretra katolika nahavanona izany ka ny mpanjaka no lasa tany alzeria lasany menasofina ny tany),tao ko zany rakotovao-ravahatra sns 1947,Atoa Tsiranana 1960-1972 ny mpitondra fivavahana sasany sy ny miaramila frs , lavanify 2009-2010 sy ny kapisaty ary ny fis sy odon.
Fahaleovan-tena no fototry ny fitakiana vitany reo teo aloha nefa ato aorina de izao no vokany nataony saribakoly frantsay nanantaterahana iny fanonganam-panjakana iny.
"Une" vérité sur le rôle de la France ou de certains Français...

Source ici :
"Nous avons déjà reçu la visite de Robert Bourgi, le factotum de Jacques Foccart..."

Source africa intelligence :
LOI 1262, 23/05/2009 - "Le président da la haute Autorité de transition (HAT), Andry Rajoelina, dit TGV, a séduit le chef du petit Parti républicain chrétien (PRC) français, Patrick Giovannoni..."

LOI 1262, 23/05/2009 - "Déclaré persona non grata le 3 février par le précédent régime pour "atteinte à la sécurité de l'État" (LOI n 1256), Alain Moyon est revenu à Antananarivo le 25 mars..."

LOI 1262, 23/05/2009 - "Selon nos informations, Claude Guéant, le sécrétaire général de la présidence française, s'est démené pour obtenir que le "guide" lybien Mouammar Kadhafi reçoive Andry Rajoelina, dit TGV..."

Ceux-ci sont de RFI, si je ne me trompe: "Rendez-vous avec X" : ici puis là.

Et ici, à la 13:20, qu'y avait-il à Mada, disait le narrateur? Nul besoin de faire un dessin et anticiper sur ce qui en est maintenant...

Et puis Rakotomavo Fidihasina d'attester ici sur Madatimes :
"... le coup d’Etat du 17 mars a été possible grâce à des financements d’origines diverses mais surtout hexagonaux"
"...l’implication des instructeurs étrangers et particulièrement français dans la formation et le mode opératoire des casseurs."

Ou encore sur le Canard Enchaîné ici :
"Alors que le pouvoir s'appréte à l'arréter (TGV), il est "exfiltré" de son domicile par des membres de l'ambassade de France..."
"Si certaines entreprises tricolores (les banques, le bétonneur Colas, le téléphoniste Orange) n’en souffrent guère, Bolloré, qui guignait la gestion du port à conteneurs de Toamasina (deuxième ville malgache), a été sèchement écarté. Quant au groupe Total, il ne devra qu’à l’intervention personnelle de Sarko d’arracher, en 2008, et après deux ans de négociations, un permis de prospection terrestre."

[28 Mai 2009 : 06/06/2009 THE INDIAN OCEAN NEWSLETTER n°1263
"Patrick Leloup ( double nationalite malgache/francaise) conseiller de Andry Rajoelina est a Paris pour rendre compte ( de ses activites ) a Claude Gueant, secretaire general du President francais."

23/05/2009 THE INDIAN OCEAN NEWSLETTER n°1262
"The President of the High Authority for Transition (HAT) Andry Rajoelina aka TGV has won over Patrick Giovannoni, the leader of the small French Parti Républicain Chrétien (PRC). "

06/06/2009 THE INDIAN OCEAN NEWSLETTER n°1263
"L'homme de Robert Bourgi à Tana
Patrick Leloup, le conseiller spécial d'Andry Rajoelina, est de toute évidence drivé de près par Robert Bourgi, un des missi dominici de l'Elysée sur l'Afrique."

Sobika, 9 Juin, 16H40
"L'élaboration de la nouvelle constitution est assurée par l'assistance de la COI par le biais par l'expert Patrick Gaillard. Cette personnalité a été reçue par la garde de sceaux de la HAT "

Ireo chopper frantsay(helico) tonga hanao mission hanmpy @ fangalaranma fifidianana sy nampiditra fitaovam-piadiana indray @ eto @ Tany sy Fanjakana Malagasy(alalana avy aiza na avy @iza?)
Frantsay 1000% izany no fantatra ho mitafy lamba alohany tompony ,hitantana
ny raharaham-pirenena Malagasy na ny politika,ekonomia,lalam-panorenana sy ireo ministera ,i Madagasikara 1 manontolo no mitady averiny lavanify any @ taona 1895, tsy misy fanazavana fanampiny fa arodany ary avoahy tanteraka toy ny t@ androny Atoa Ravalomanana ireo mpanoha riana menasofina ireo,eo ny amerikana,kanadiana,britanika,soeda,alemana,afrika atsimo,sinoa,indiana tsy mila tambatambazana fa daka vody no mahazo ireo
France go back to where you belong ,f... off and leave our homeland alone
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1593