zay zany no valimpitsarana nivoaka omaly..
1. milamm
(
23/09/2009 10:27)
vaovao tselatra,nivoaka tao@ tribonaly Anosy ny didimpitsarana momba an'i Manandafy 2 ans d’emprisonnement avec sursis,1 an pour les 2 colonels niaraka taminy refa voasambotra ny 14 avril teo
Ihanta Andriamandranto mpitarika ny vhv legaliste ,peine sursitaire de 6 mois d’emprisonnement ,Sénateur Naiko Eliane(liberte provisoire)ho tsaraina indray @ 13/10 ,porofo fa tsy i andry mintsiny no manapaka ny toedraharaha fa ireo lohandohany maputo deba,ravalo..

répondu par milamm le 24/09/2009 20:13
2. Mirananirina
(
23/09/2009 11:37)
porofo fa tsy i andry mintsiny no manapaka ny toedraharaha fa ireo lohandohany maputo deba,ravalo..Io lazainao io ve dia porofo eh.............sao lahy ny contraire no izy.
3. xxx
(
23/09/2009 12:14)
MIRANANIRINA. AOKA SIKA TSIFAMALY ANIREO MPAMADIKA TANINDRAZANA REO TSONY FA INONA TOKO ATAO AMOGORANA ANIREO TSIMATAOTODY REO
5. xxx
(
23/09/2009 12:30)
Miranakely:
fa iza ary aloha ianao xxx io eh
Iza ianao io hony ry xxx-2, mipotra raha tena lhl fa tsy miafina ohatrin'ny TIM osy mainty ao, mipotra elah. Efa zatra miafina koa tony dia na eto amin'ny serasera ary dia mbola zatra ny lalan-dririnina ihany. sssss..... :)
6. tlay
(
23/09/2009 12:56)
MIRANANIRINA. ANORATAKO ANY @NY AFATRAO ENAO FA AZA MAIKA. OKAZAY FIRESAHANA BE ANIREO OLONA TGV REO FA TSY AVITANTSIKA NININONA.
7. xxx
(
23/09/2009 13:03)
tlay:=)) =)) =)) Nisy niporitsika kely dia voatery nivoaka tao ihany i t.ay......euh i xxx-2 mantsy e! :D
MIRANANIRINA. ANORATAKO ANY @NY AFATRAO ENAO FA AZA MAIKA. OKAZAY FIRESAHANA BE ANIREO OLONA TGV REO FA TSY AVITANTSIKA NININONA.
10. xxx
(
23/09/2009 14:46)
tlay:Aona ra xxx-2 a! :D Angaha moa nisy be resaka taminao teo fa avy dia coup d'état avy hatrany no nahazo ny orinao. :) Enao efa firy volana izay mbola mitokona foana. :)
Tsis be resaka tsony zao
11. HERY2
(
23/09/2009 15:01)
aiza moa ny source nisy an'io valimpitsarana nalefanao io ? tsy manaiky an'io izahay fa tsy maintsy mitolona hatramin'ny farany hanongana ny TGV sy ny forongony ary ireo mpanohana mivantana na ankolaka azy ato amin'ny serasera ,,efa misy tazana ihany ny sasany fa TGV hiringiriny fa mody manao comedie sy ato fotsiny dia mahatarika olona ,, mitandrema isika mpitolona efa fantatra ary efa nalefa teto ny anaran'izy ireo !
12. xxx
(
23/09/2009 15:17)
XXX. ZANY NO ATAO OE TOLONA. MBA HOAN'I MALASY SY ANATSARANA NY TANANA SY FARIM-PIAINANA MBA HOLOVAINY IREO FARAMANDIMBY. FA TSY MITOVY ANAREO KA LASA FITIAVATENA DISO TAFAHOTRA SY FANAMBAKANA MALAGASY MITOVY RA @NAO.
13. HERY2
(
23/09/2009 15:26)
ny tolona amin'ny aradalana sy ny fahamarinana ary ny fanatanterahana izay nifanarahana tany Maputo dia mitohy foana fa isika no mitandrema fa izay ataon'ny TGV eo dia mbola haverina aminy indray andro any ary tsy ho zakan'ny taranany ,,,,,
14. xxx
(
23/09/2009 15:40)
tlay:
XXX. ZANY NO ATAO OE TOLONA. MBA HOAN'I MALASY SY ANATSARANA NY TANANA SY FARIM-PIAINANA MBA HOLOVAINY IREO FARAMANDIMBY. FA TSY MITOVY ANAREO KA LASA FITIAVATENA DISO TAFAHOTRA SY FANAMBAKANA MALAGASY MITOVY RA @NAO.
Mampihomehy anà enao ty xxx-2 alias xxx-11 alias t.ay
Miafina, mipotra satria notereko hipotra, niafina indray, mba manàna hazon-damosina na enao manao xxx na ampisehoy ity ps-nao maimbo be ity.
Ary ny fanazavanao hevitra dia mitovy amin'ny fomba fisainanao.
Milaza enao fa tsy hifamaly intsony, nefa enao mbola mifamaly amiko eto ihany. Milaza enao fa tsisy resaka be intsony zao, miandry ilay action-nao ary ny tenako. Tampoka teo dia milaza indray enao fa ilaina ilay niresaka hatramin'izay. sssss...
Rehefa tsy hay lé izy hajanony fa lasa mivonto be eto fotsiny ty orinao. :)
Ohatrin'ny lelon-javatra mantsy ty fisainanao.
16. HERY2
(
23/09/2009 15:47)
Na ahoana aloha na ahoana dia hita fa manomboka malefaka sy mataoatra ny zavatra ny tgvendranaaaaa , ho avy tsy ho ela ny valiny fa tatazo eeeeeeuuu, ianao koa Pikatti efa hitako fa miaraka amin'ny tgvendranaaabeuuuu fa mody mampiresaka sy manao comedie eo nefa itanay amin'ny dinika valianao ihany ny maha TGV anao ,misy misaina sy mandinika ihany anie ny ato ee ianao sy ifiona ,
17. pikatti
(
23/09/2009 16:23)
ianao koa Pikatti efa hitako fa miaraka amin'ny tgvendranaaabeuuuu fa mody mampiresaka sy manao comedie eo nefa itanay amin'ny dinika valianao ihany ny maha TGV anao
zany ve leity,fa ahoana marina leity zany tgv zany fa rah bandy ato mantsy de vendrana ry zalahy :-D :-D
18. milamm
(
24/09/2009 14:29)
Hery2 > any @ tribonaly Anosy tongava manadihady ny marina raha te ahalala ny zvmarina @ io raharaha io :D
Mirana > raha manadihady sy manaraka ny fivoatrany toedraharaha enao de mahatsapa fa ahoana no nahafahany Manandafy(izay aza adino fa CSR-n'i deba talohany nahatanana ankavanan'i ravalo azy) namonjy ny fihaonana maputo hihaona @ izy 2 lahy?ianao ihany no mitady ny valiny io
vao vita ny maputo3 de nazava ny fidiran'ireo olona(J.Sylla ol'ideba sy rajemison/ravalo mody nilaza fa nanapakevitra manokana handray anjara ao @ hat)tsy misy ny fifandrifian-javatra fa misy antony daholo,hitsikilo akaiky ny hat ary handrava izany no tanjona ,aleo kalo ho rava ny hat nefa tsy hisy hatoky ireo ex-arema,tim,tgv tsony ny olona satria ady ifandrobahana fahefana itantanana ny fitondrana mikarakara fifidianana no tanjony ireo

20. milamm
(
24/09/2009 20:13)
ny tena marina kalo de tsy manana fahefana itsara an'iza2 reto hat reto satria etat de non-droit,fa nisy kozy nolazainy le kofa 1 zay momba an'i manandafy henoko zay averiko eto...
:-D
:-D