fanetribeny firenena

1. milamm ( 22/10/2009 10:51)
efa tsy mahatsiaro tena ho manana andraikitra sy adidy masina ho an\'ny nosy
iombonana ireto andrarezina nampiletika ny firenena amantaonany maro sy namono ny mpiray tanindrazana aminy,tia tena sy manao kely tsy mba mamindro ka ny malagasy toy tena ihany no robaina,taorinany fanandevozany vozongo izay hevitra fototra niadiany Ralaimongo tao @ assembee frantsay tao Tours rehefa tsy nekeny frantsay ny hanomezana fitovianjo aminy dia \"Madagasikara ho any Malagasy\",e nipotra ireo mpitondra jadona samihafa,ireo firehana kominisma no kakana ary ny voanjo kapitalista mpitsetsitra ny tombotsoampanjakana no fintana ,ireo mpanao didy jadona moa no mpanjono,49 taona no niaretany ireo nanatena fahafahana sy fahaleovantena,farany 9 volana no nandrobany ty jiolahy lavanify ny fiandrianampirenena soavaly taingenany frantsay ny vozony ,diso fanatenana ny rehetra fa inona no masaka azo aroso fa leony goavy manta ny olona,na de tapatapak\'ahitra sy dinika fotsiny aza,m\'sotra antsika isika @ fandraisana anjara
répondu par milamm le 22/10/2009 11:09
2. terrywui ( 22/10/2009 10:54)
marina mitsy ny an'i milamm fa efa mpanao DIDY JADONA ampolo taonany sy nanandevo ny gasy teo Ravalo de mbola mitady hamerina iany ! merci mlamm a ! hin hin ! hon hon ! :-* :-*
3. Mirananirina ( 22/10/2009 11:04)
Inona ary no efa vitanareo tgv izao????????Mba lazao kely hoe...Efa nahazo vola ve ireo tsy an'asa ohatra ny eto France????Rehefa tsy mahavita io dia tsy alehany.
4. milamm ( 22/10/2009 11:09)
aza adino i lavanify izay mangalatra fitondrana tsy zakany sy manondrana antsokosoko ireo hazo sy ala ary harena ankibony tany ao Masoala ary ny tobintseranana Ehoala ,tsy milamm zany fa tena dahalo milaiso fananambahoaka tsy afaka manomboka @ lasa isika fa atomboka @ zao fotoana de ny fisamborana an'i lery io raha tsy izay no tanteraka de tsy afaka eo ambany vahohony baikony vondrona iraisampirenena isika satria izy ireo aza de manaiky fa jiolahy nanongampanjakana i andry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681