nga tsy maintsy volany vahiny ihany no mana andrasana e ?
1. milamm
(
24/09/2009 17:53)
vaindohan-draharaha ny filaminany fiarahamonina ara-politika izay tsy ahitana
vahaolana eo @ fifanakalozankevitra,fahaizana miaramandamina ny raharaha tokantrano anatiny no itsarany aty ivelany izany,tokony voalohampahendrena fantatry ireo andrarezina efa samy antitry ny hagegena ka tsy mahalala ny lova-toavina malagasy intsony dia firaisan-kina
jereo alaivo oh. anie ny mahazo an\'i sarko @ ity proces clearstream ilazany fa victim taratasy hosoka nataony D.Villepin momba ireo vola antoko occult mipetraka @ banky ananany,sahirana ny lhl eto talohan\'io moa Yvan Colonna, qu\'il avait qualifié d\'\"assassin du préfet Erignac\" avant son procès. Début juillet, le TGI de Paris a estimé qu\'il ne pouvait se prononcer tant qu\'il était président de la République.Cependant, en raison de l\'immunité dont bénéficie le chef de l\'Etat, cette assignation pourrait n\'étre examinée qu\'à la fin de son mandat,na in na in tsy hisy fanonganam-panjakana izany na tetezamita eo fa samy miandry ny fahataperany fanendrempahefana 2 taona dia misokatra ny fandihadiana satria tsy misy te animba ny fianampirenena @ carriere politique-ny ol 1,aiza ho aiza isika ?

novalian'i milamm ny 25/09/2009 11:45
3. milamm
(
24/09/2009 18:13)
« TSY MBA ITIAVAKO VADY AMAN-JANAKA ITY TANY ITY, TSY MBA ITIAVAKO OLON-TIANA ; NA IZA TIAKO NA IZA TIAKO, RAHA HOMANA NY VAHOAKA KA MAKA NY ZAVATRA TSY FOINAREO, DIA MATIKO !» (Voalohan-toky nomen’Andrianampoinimerina ho an’ny Tsimahafotsy, Ambohimanga, 1787).
hita na de tsy repoblika aza no nisy t@ zany de mazava fa ambony t@ mpanjaka nitondra ny vahoaka sy ny fananany ary reo andrarezina ratsy nifandimby 49 taona,tena efa leo an'ireo ko ny tenako fa tsy afeniko asa nareo

4. Papoose
(
24/09/2009 18:44)
ny fahitako azy dia tena mbola miandry ny volan'ny vahiny fa ireny no toa matanjaka sady miha-matanjaka andro aman'alina koa!!!
miaraka @ le toe-tsaina "misolelaka" @ zay azo iselelahana moa dia inona no angatahana fanampiana raha tsy ara-bola ny androan-tokony? Noho izany dia efa lasa tandra vadin-koditra ilay miandry devisy pour ttes sortes de businesses! :(

5. milamm
(
24/09/2009 20:36)
ekeko,le nampianarina hiantehitra hangataka isika fa tsy hikaroka sy hiezaka hanitatra ny ananana. Nahoana i Napoina no nahavita asa genie civil(Betsimitatatra,sy ny fanitarana ,ary naharesy ny mosary tsy nisy IMF sy WB)
ary nahoana i ratsy iraka sy ravalo tsy maintsy niantehitra tany ivelan?fa zao anie ry Papoose e,ataovy oe enao aza le mpampindram-bola de misy ol 1 tonga ao aminao itady hindram-bola hanalany fahasahiranana ao antokatranony,tsy mifanaraka nefa izy sy ny ao atranony satria tsy izy akory(lavanify)no tena lohampianakaviana voafidy na manana alalana ofisialy hangataka izany fanampiana izany fa misandoka naka izany toerana izany ankeriny dia ho azonao antoka mpisoloky no ifampiraharanao noho izany tsy hanary ny fotoananao sy ny volanao @ io ol io enao io zao no zvmiseho,aiza ko ry sarla aby no lasa CA ny jirama oh.nefa tsy manana fahalalana na kely aza momba ny financial strategy,administration management,industrial energy exploitation...

7. diloo
(
24/09/2009 21:04)
Sali Milamm
Tahakan' io lalàna mifehy ny fitondrana frantsay io no tokony nampiarina teto Gasikara.
Izany hoe, raha misy assignation na koa forfaiture hataon'ny chef de l'Etat, en raison de son immunité, dia miandry ny fotoana tsy maha filoha azy, no hanaovana ny assignation tadiaviny, na koa ny fampiampangana azy hoan'izay tsy mankasitraka.
Ohatra, raha tsy niazakazaka fahatany i Andry TGV, fa niomana nanao propagande matimpaika nandritran'ny roa taona monja, handresena an'i Ra8, dia nitady olona hananany fitokisana ho filoha. Ary i Andry manao PM hanarahiny maso ilay filoha sao lasa fopla.
Raha lany ny partie politikany, ary raha nahazo ny majorité parlementaire izy, dia afaka manao lalàna vaovao hanovàna ohatra ny taona hafahan'i Andry milatsaka ho filoha ao aoriana.
Io cas io, dia mitovy @'i Poutine sy ny filoha rosianina ankehintriny. I ra-Poty dia maniry ny hiverina, saingy miandry délais constitutionnel, dia afaka milatsaka ho filoha indray.
Ny lalampanorenana anie azo hovaina e! Fa ao anatin'ny sehatra constitutionnel.
Fa raha hataonao ao anatin'ny cadre ny coup d'etat, dia petsa foana ianao manoloana ny firaisambem-pirenena.
Manana ny lanjany bebe kokoa ny filoha olom-boafidin'ny vahoaka tena izy fa tsy vahoaka fampiasana atao sorona sy kilalao fanaovan'i ra-Sarla entrainement lasibatra par lâcheté(:evil: )
Vokany: manaha vary manoloana ny firaisambe eran-tany ny mpisoloky: mahamenatra. :!: :?: :wink:
Début juillet, le TGI de Paris a estimé qu'il ne pouvait se prononcer tant qu'il était président de la République.Cependant, en raison de l'immunité dont bénéficie le chef de l'Etat, cette assignation pourrait n'étre examinée qu'à la fin de son mandat,na in na in tsy hisy fanonganam-panjakana izany na tetezamita eo fa samy miandry ny fahataperany fanendrempahefana 2 taona dia misokatra ny fandihadiana satria tsy misy te animba ny fianampirenena @ carriere politique-ny ol 1,aiza ho aiza isika ?
Tahakan' io lalàna mifehy ny fitondrana frantsay io no tokony nampiarina teto Gasikara.
Izany hoe, raha misy assignation na koa forfaiture hataon'ny chef de l'Etat, en raison de son immunité, dia miandry ny fotoana tsy maha filoha azy, no hanaovana ny assignation tadiaviny, na koa ny fampiampangana azy hoan'izay tsy mankasitraka.
Ohatra, raha tsy niazakazaka fahatany i Andry TGV, fa niomana nanao propagande matimpaika nandritran'ny roa taona monja, handresena an'i Ra8, dia nitady olona hananany fitokisana ho filoha. Ary i Andry manao PM hanarahiny maso ilay filoha sao lasa fopla.
Raha lany ny partie politikany, ary raha nahazo ny majorité parlementaire izy, dia afaka manao lalàna vaovao hanovàna ohatra ny taona hafahan'i Andry milatsaka ho filoha ao aoriana.
Io cas io, dia mitovy @'i Poutine sy ny filoha rosianina ankehintriny. I ra-Poty dia maniry ny hiverina, saingy miandry délais constitutionnel, dia afaka milatsaka ho filoha indray.
Ny lalampanorenana anie azo hovaina e! Fa ao anatin'ny sehatra constitutionnel.
Fa raha hataonao ao anatin'ny cadre ny coup d'etat, dia petsa foana ianao manoloana ny firaisambem-pirenena.
Manana ny lanjany bebe kokoa ny filoha olom-boafidin'ny vahoaka tena izy fa tsy vahoaka fampiasana atao sorona sy kilalao fanaovan'i ra-Sarla entrainement lasibatra par lâcheté(:evil: )
Vokany: manaha vary manoloana ny firaisambe eran-tany ny mpisoloky: mahamenatra. :!: :?: :wink:
8. milamm
(
24/09/2009 21:18)
sali Diloo ny toetra ratsy ao afrika ihany no lovainy reto mpanao politika reto fa ts in,soa fa tsy ny malagasy tsy vakivolo ,tonga de mifamono sy mamotika zv marob ra vao tsy mitovy hevitra tsy tokony ho voarebireby @ zany fitaizana ratsy izany isika fa mba le mampandroso toy ny fanajana lalana sy fitandroana ny hasiny firenena.
i ratsy iraka mo de nirehareha oe >,i ravalo fa ho mpiasako daholo sy andevoziko ,i andry ndray de aongany tsotra izao ny fitondrana nisy farany dolidoy ny nataony izy 2 lahy tetsy aloha ary ty farany ty tsy ho ela tsy ny malagasy ihany akory no mino ny tody fa na ny vozongo aza, "what goes around comes around"

9. Papoose
(
24/09/2009 22:04)
milamm:
ekeko,le nampianarina hiantehitra hangataka isika fa tsy hikaroka sy hiezaka hanitatra ny ananana. Nahoana i Napoina no nahavita asa genie civil(Betsimitatatra,sy ny fanitarana ,ary naharesy ny mosary tsy nisy IMF sy WB)
ary nahoana i ratsy iraka sy ravalo tsy maintsy niantehitra tany ivelan?fa zao anie ry Papoose e,ataovy oe enao aza le mpampindram-bola de misy ol 1 tonga ao aminao itady hindram-bola hanalany fahasahiranana ao antokatranony,tsy mifanaraka nefa izy sy ny ao atranony satria tsy izy akory(lavanify)no tena lohampianakaviana voafidy na manana alalana ofisialy hangataka izany fanampiana izany fa misandoka naka izany toerana izany ankeriny dia ho azonao antoka mpisoloky no ifampiraharanao noho izany tsy hanary ny fotoananao sy ny volanao @ io ol io enao io zao no zvmiseho,aiza ko ry sarla aby no lasa CA ny jirama oh.nefa tsy manana fahalalana na kely aza momba ny financial strategy,administration management,industrial energy exploitation...
azoko tsara mihitsy ny tianao lazaina ary mampalahelo fa lasa stereotype ho antsika ilay izy satria tsy maintsy mifampita evaluations ny investisseurs dia tapina ny chances hidiran'ny hafa...Ilay resaka capabilities tsy mifanaraka @ position raisina ndray dia efa fahita h@ zay...ka mampalahelo fa mbola mitohy foana...endrik'izany le kiantrano antrano...mais bon raha mbola ny gasy samy gasy koa no hifampi-saboty @ zay fampandrosoana local ao dia minoa ahy fa hitombo hitombo ihany ny fianteherana @ volan'ny vahiny!
10. diloo
(
24/09/2009 22:17)
Ny mandreraka ahy fotsiny an'i lafiratsiny(la France), dia ny fanajana ny lalampanorenana ihany ny maha firenena ny firenena, hoy izy.
Marina izany ary izany tokoa no tokony atao.
Mpanome lesona anefa ny laforantsana(novaiko), raha ny azy ihany no azo ekena hampiarina sy ho hajaina.
Fa kosa, raha ny tany afrikana sy Madagasikara, dia izy mihintsy no manao validation indirecte ny coup d'etat: Hametrahana ny olony(Bongonisation).
Mody tsy manaiky ny paikadiny (contre ny coup d'etat) manoloana ny fivorian'ny samy CI. Nefa vao mivaoka ny sehatra ny samy CI, dia manindry an'i Ra8, ary mitady fomba hi-légitimer-na ny HAT ankolaka.
Mety ahomby ihany anefa io paika io raha voavidy ny GIC.
Mazava ho azy io tetika io ary efa manomboka toa ny fametrahana an'i ra-Sarla amin'ny poste clé ao amin'ny JIRAMA (Fampitahorana ny concurrents).
Saingy sahirana ny laforantsana: ingérable ny FIS.
Dia miandry ny film ny conneries manaraka indray e. :!: :?: :wink:

11. Papoose
(
24/09/2009 22:43)
fijo:
efa miha mahay polifik amihintsy kia papoose izany an
zany ve hoy ny mpitsara laza-adina? :-P
12. milamm
(
25/09/2009 11:45)
Diloo > visavisa daholo izany nefa miharihary erantany fa ny vahoaka malagasy no tompony teny farany fa tsy ny vondrona iraisampirenena na antokon'ol vitsy mpanongam-panjakana tohanany frantsa nangalatra ankeriny fitondrampanjakana sy manao takalon'aina ny vahoaka malagasy,mpiandry omby volavita tsy tompony fa mpamerindoha e