Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i joda, milahatra araka ny daty
joda
(
09/04/2004 10:12)
inona r'ireto izany praline
fanafody sa inona izany praline...
merci
si c'est fanafody c contre quoi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 21:05
joda
(
08/04/2004 16:40)
nu mini jupe..
inona no antony hanaovanareo an'ireny e..tsy aleo ve tsy manao na inona na inona e.....
tohiny
novalian'i hendry ny 23/04/2004 15:40
joda
(
08/04/2004 09:18)
ny bandy manao jean serré..
ny bandy bokona manao jean serré hono mampiexcité ny sipa asa na marina na tsia...
tohiny
novalian'i jazz666 ny 12/04/2005 11:14
joda
(
08/04/2004 09:13)
inona no mahasamy hafa ny..
inona no mahasamihafa ny salope sy ny nymphomane e.....
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 12:03
joda
(
06/04/2004 10:13)
inona kay no mahatonga ny herpés labial..
inona no mahatonga io aretina io..merci...
tohiny
novalian'i ramoul ny 20/04/2004 14:53
joda
(
05/04/2004 13:45)
aleo ho avy tsara ny été...
aleo ho avy tsara ny été hanaovako an'ireo vazaha vavy miseho milay ireo...hanao bikini sy tenue d'été mantsy ry zareo ato ho ato......
tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 22:29
joda
(
05/04/2004 13:40)
fiangonana katolika eto paris...
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci.....
tohiny
novalian'i hendry ny 20/04/2004 15:01
joda
(
03/04/2004 17:44)
la vie est un éternel apprentissage..
@ fitiavana tsy tokony ho entipo loatra fa sao anenenana...aleo mandefitra e.....
tohiny
novalian'i booboo ny 17/08/2004 11:55
joda
(
03/04/2004 17:41)
me voilà mes amis...
somary sahirana kely @ fikarakarana ny papier e.......
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 22:44
joda
(
31/03/2004 19:15)
ireny suçon ireny e..
ilaina ve ny fametahana an'ireny e..ary inona no dikany tena marina...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:40
joda
(
29/03/2004 10:15)
je n'arrete pas..
mieritreritra ny ex ko foana aho r'ireto a.......
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:14
joda
(
27/03/2004 20:54)
mahagaga....
mahagaga fa ny vehivavy vazaha aty france dia rare no miaraka @ gasy fa aleony afrikana na ny tavaratra(arabo)..manetsika ny ambopo gasy aho......
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 12:08
joda
(
25/03/2004 13:28)
vehivavy mikasitanana ny sipany na vadiny
ahoana no hevitrareo fa misy vehivavy mahasaky mamono sy mikasitanana..ny sipany na ny vadiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2004 21:20
joda
(
20/03/2004 13:03)
misy karazambehivavy..
misy karazambehivavy vao mijery bandy dia ny kirarony aloha...asa ianareo raha miremarqué an'io.....
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:36
joda
(
20/03/2004 11:21)
ireny cola ireny ve..
marina ve fa ireny cola ireny tena mampiridiridy tokoa e.....
tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 21:43
joda
(
18/03/2004 16:37)
anatra ity...
aza loza ry mpifakatia raha hiady lava a...mifankaleo ny farany dia misaraka...malahelo ery anefa rehefa avy eo fa lasan'ny olona ny entana...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 20:59
joda
(
17/03/2004 20:23)
tsy tiako ny mpivady...
tsy tiako ny mpivady mpanimba entana rehefa miady..
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:16
joda
(
13/03/2004 13:58)
inona no tianareo ry manangy..
inona no tianareo
lehilahy be volotratra sa
be volombava
be volotongotra
be volokelika
be volo.....
pelaka kosa raha dia tsy misy ny 1 @ireo e...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:17
