Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i joda, milahatra araka ny daty
joda ( 08/12/2004 15:45)
efa nisy fotoana nanenenareo ny nisarahana ny ex ve
efa nisy fotoana nanenenanareo ny nisaraka t@ ex ve teo @ fiainanareo :cry: ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:49
joda ( 06/12/2004 09:54)
inona no tena définition ny hoe sipa miodina e
aminareo inona no atao hoe sipa miodina :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 21:12
joda ( 03/12/2004 11:49)
mahagaga fa misy mpivady tsy mahasahy misolo akanjo eo imason\'ny vadiny
inona re no antony e misy koa tsy miara mandro @ vadiny :roll: ... tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:20
joda ( 01/12/2004 12:34)
encore vierge à 30 ans
ahoana no eritreritrareo :-D ... tohiny
novalian'i nounousy ny 24/02/2006 14:48
joda ( 05/11/2004 18:12)
resaka interet sy vola sisa ny fitiavana ankehitriny
asa re inona no antony tsy misy fitiavana madio intsony :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 21:28
joda ( 05/11/2004 18:10)
amin\'ny fotoana inona no tena maha mamba ny joba e
@ fotoana toy ny ahoana no maha mamba ny joba :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:43
joda ( 02/11/2004 12:30)
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve ity vidimpiainana ity any dago e :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2004 22:25
joda ( 16/10/2004 10:14)
tandremo ry zalahy
tandremo fa ny sipa manana instinct gravy be fantany raha mi se tromper azy sy ny rafivaviny....attention :-D ... tohiny
joda ( 04/09/2004 21:45)
aleo very tsikalakalampihavanana toy izay very tsikalakalambola
mampalahelo fa izany izao no misy indrindra eo @ fiaraha - monina malagasy :oops: ... tohiny
novalian'i ramaso ny 27/09/2004 22:06
joda ( 04/09/2004 08:48)
mampalahelo ihany ny fanaratsiana..
tafahoatra ataon'ny vazaha ny tanàna e oh thalassa t@ fr3 du 03 09 teo le pays est trés pauvre.. :twisted: ... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/09/2004 13:52
joda ( 04/09/2004 08:47)
tsy zakan'ny sipa mihintsy ny mahita..
ny sipany taloha ka lasa miaraka @ sipa manankarena kokoa noho izy :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2005 22:11
joda ( 24/08/2004 20:58)
ny film gasy
mbola mila ezaka diso maka tahaka loatra ny violence any ivelany maninona raha atao zavatra tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted: ... tohiny
novalian'i Todi ny 13/07/2005 07:20
joda ( 24/08/2004 20:56)
isika bandy gasy hono ry zalahy a
sady mpampirafy no macho nefa tsy alehany ka ahoana no eritreritr'ialahy isany @ izany.. :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:45
joda ( 24/08/2004 20:54)
film gasy
mbola mila ezaka be diso maka tahaka loatra ny violence any andafy manin raha atao film tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted: ... tohiny
joda ( 17/08/2004 21:28)
in no mahatonga ny sipa ho interessée e
surtout @ izao andro izao :x ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:26
joda ( 19/07/2004 15:46)
fanambadiana e tsa mba kilalao o
fanambadiana e tsa mba kilalao o vatolahy mamany ny soa no atao karoty ny anglisy man no lava kilaoty :lol: ... tohiny
novalian'i pitchou ny 07/08/2004 09:59
joda ( 26/06/2004 09:33)
fa ny malagasy miafy e...
fa ny malagasy miafy e... mampalahelo fa miafy e fianana baranahany lesy ny fianantsika eto a fanjakanan'ny bory satroka lesy no tompoitsika eto a ireo fatikarana in1 no toa mizity ire... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:03
joda ( 25/06/2004 16:40)
44 taona no lasa
nivadika mihintsy ny rasa... vitsy dia vitsy ny gasy no afaka niasa... ... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:51
joda ( 19/06/2004 07:05)
teo anilanao a rasipa no natositosikao
efa lasan'olona ny foko vao hoe voromanganao anie aho....... tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:08
joda ( 14/06/2004 21:11)
havako ,havanao..
miala tsiny aho raha mety hanafitohina ny maro ny teniko fa io resaka havana io no tena manimba ny tokatrano malagasy.. matetika... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132