Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fasaly, milahatra araka ny daty
fasaly
(
27/01/2006 14:58)
cellulite
nahita resaka cellulite zà tatsy de asiako hevitra kely, inona no mba azonao lazaina momba ny cellulite dia inona no toro-hevitra omena ny vehivavy misy ireny ary mba hahafaka azy!!!!!!...
tohiny
novalian'i cielbleu ny 12/05/2006 14:14
fasaly
(
25/01/2006 18:19)
soupe au poivron rouge
amzao andro mangatsika zao tena manafàna kibo no mampody aina...:-P
zavata ilaina: ohatra ho an'ny olona valo eo ho eo.
3:povrons rouges
3:oignons
3:tranches de tartine, na 1/2 baguette
1: p...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/02/2006 17:36
fasaly
(
13/01/2006 07:46)
"tsikeran'ny sary"
mbà tsetsatsetsa tsy aritra kely ny ahy e!
"possible" ve ny mba manana sary kely otran'ny an'i "hery" rehefa mamaetraka ny tsikeran'ny sary ao amin'ny sari'ny namana?????? amin'izay fantatra hoe ten...
tohiny
novalian'i lapino ny 15/01/2006 21:52
fasaly
(
06/01/2006 07:30)
"SOLDE"
Andron'ny solde ndray zao, fihenambidy hono,
nareo ve tsy mahatsikaritra fa rehefa solde iny de misy mahintsy minadry varavarana vao maraina eo, misy lasa kondrakondrana otran'ny adala mintsy amin'io...
tohiny
novalian'i kantonirina ny 02/02/2006 13:40
fasaly
(
05/01/2006 12:01)
"inona indray no ho handrahoina hatao sakafo androany"
ho antsika vehivavy efa misahana tokantrano , tsy efa tojo an'io fanontaniana io ve nareo hoe inona indray ary no hatao sakafo anio rehefa efa tena lany fika iny amizay.... de inona sisa no hiazakazah...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:43
fasaly
(
07/12/2005 06:18)
hafatra
ahoana ny hatao rehefa te handefa hafatra any amin'i
" hery " kay fa tsy mety lasa mihintsy ny hafatra na ilay mail: hery @ yahoo izany na lay hery fotsiny.
mbo valio hoe!!!...
tohiny
novalian'i fasaly ny 09/12/2005 16:12
fasaly
(
14/10/2005 07:43)
andao indray hitafatafa ry zavavy a!
ilay fahazàrana kelintsika vehivavy iny, inona kay ny anjy??? rehefa isan'andro iny na misy fotana kely amin'ny hikojakojam-batana dia inona no tena tsy haritrao ka tsy maintsy kitihina na jerena ak...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2005 23:01
fasaly
(
20/09/2005 18:16)
rapaoly cowboy
hihihihi!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 02:34
fasaly
(
23/08/2005 18:15)
re-7 ,menakely sy mofosakay
mba mangataka re mba omeo re-7 na menakely sy mofosakay ny tenanay fa te hihinana be a!
ny mofo baolina aloha mahay aho e!
misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 24/10/2005 11:34
fasaly
(
11/08/2005 18:17)
stress
lazao izay fantantsika mba ahazoana miady amin'ity stress ity e! betsaka mantsy ny vokatra aterany fa na ny tarehy aza mikaraikona tratrany...
tohiny
novalian'i vale ny 22/09/2005 20:09
fasaly
(
03/08/2005 17:27)
Resaka shoping
ahoana ny hevitrareo, isika vehivavy moa izany; amin'ilay lehilahy, (vady , na fiancé, na sipa) -nao
manaraka anao foana toy ny kofehy manara-panjaitra,
rehefa handeha hiantsena ianao hividy ankanj...
tohiny
novalian'i Papoose ny 21/09/2005 19:08
fasaly
(
16/07/2005 10:18)
nosy madagasikara
tsy haiko, i madagasikara ve anisan'ny firenena "surpeuplés" e! satria raha ampitahaina
amy olon'ny europe ny ankohonana iray dia, ny ankohonana europeana zaza iray roa de ampy fa ny an'ny ankohona...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:36
fasaly
(
04/07/2005 20:37)
tsy tia
ahoana no ilazanao an'ilay olona hoe "tsy tiko enao"mba tsy handratra azy........
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:35
fasaly
(
04/07/2005 17:53)
"l'amour n'a pas d'ages"
izaho aloha mino, fa mba mipetraka ny fanontaniana hoe amin'ilay olona mivady misy elanenlan-taona be ireny ve tena marina io voalaza io ohatra hoe ilay rangahy 60 taona nefa lay ramatoakely vao 30 ta...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 21:57
fasaly
(
15/06/2005 16:50)
tsetsatsetsa tsy aritra ho antsika vehivavy sy ny (string)
TANDREMO!
raha misy hono ny clientes 10 isa mividy ireny atin'akanjo ireny dia ny valo ao anaty ny 10 mividy azy ion satria tena ankafizin'i vehivavy rehetra na tanora na ny mahazo taona ny mitondra ...
tohiny
novalian'i xuan ny 14/01/2006 16:14
