Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fasaly, milahatra araka ny daty
fasaly
(
07/09/2006 16:12)
hummmmm!...
otran'ny tena niratra be zà reto androany a!
ny antony de otran'ny nazoto be zà androany namaly forum....ary noteteziko saika noteteziko dool ny dinika rehetra,na de somary vizana aza de nazoto nam...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 15:55
fasaly
(
07/09/2006 05:53)
nofy
zà wa ry reto tato ho ato manofy be mitsy mandritra ny torimaso amin'ny alina, nofy bdb tsy misy farany, sady maro be ilay nofy nofisina de maraina ny andro, izaho mifoha vao tapitra ny nofy, rehefa ...
tohiny
novalian'i mimich ny 19/10/2006 07:20
fasaly
(
01/09/2006 15:42)
sakafo-tsinoa
hono wa??? mba misy mahay mikarakaraka ilay kotoleta voahendy mikarepoka somary mamy tsiro reny ve???toy ilay eny amin'ny resto chinois madà , tsisy an'i mantsy am resto chinois aty ampita:roll::roll...
tohiny
novalian'i fasaly ny 07/09/2006 05:55
fasaly
(
31/08/2006 12:58)
tsy aleo ihany ve?????....
Tsy aleo ve hajanona "fitiavana" amin'ny maha mpinamana ihany lay izy toy izay, havadika fitiavana fitaivana be! izany hoe misy ireo mpinamana dia tsy mijanona hatreo fa tohizana ihany hoe andao hiara...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/09/2006 20:17
fasaly
(
18/08/2006 05:12)
sary
hummmm! tena mba hevitra tsara sy tena manja mahintsy lay signaturekely hoe:SERASERA" miloko manga eo amin'ny sary, aminizay wain be zay mampiasa ny sary n'ny namana any am site hafa an!
merci hery a...
tohiny
novalian'i fasaly ny 19/08/2006 15:44
fasaly
(
02/08/2006 15:44)
Iza ary no tena manintona ny bandy kokoa e!????
Misy foana ny sipa bonaika , maotina , mangatsiaka be tsy dia hay hoe ahoana no handraisana azy
misy indray anefa ny sipa tena "vivante" ny fiantsoana azy, pelika, tia miresaka be, mpandrehitra mihin...
tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 13:24
fasaly
(
24/07/2006 05:45)
i dadabe indray no mahery.....
raha nijery ny statistika izaho dia i dadabe no
lehilahy nametraka hevitra na tsikera betsaka indrindra ao amin'ny sehatry ny sarin'ny namana, ary sarina vehivavy dool,:-D:-D:-D:-D arabaina dadabe:-*...
tohiny
novalian'i dadabe ny 07/08/2006 01:09
fasaly
(
23/07/2006 08:23)
olana kely! S.O.S
Mbe te hitsirika ny blaogy.com wa ny tenako na ny ahy na ny an'i namana hafa! fa rehefa hi klik hanokatra na ny ao amin'ny compte ko aza dia hoe:
"hadisoina" tsy mahazo alalana hijery eto ianao...
i...
tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 22:39
fasaly
(
20/07/2006 11:09)
Miss serasera 2
Raha lasa ny eritreritro raha nandinika ny namana sipa serasera satria efa ho hanao ny jobily herintaona nandraisako anjara ny forum zà:°):°):°):°)
de toy izao manaraka ny miss sersera voafidik...
tohiny
novalian'i kally ny 27/07/2006 12:03
fasaly
(
19/07/2006 14:30)
TENA FALY.........!
Tato ho ato zà de nahatsikaritra fa betsaka ny niditra sy nandray anjara ao amin'ny forum na dinika serasera e! tena mahafinaritra mihintsy satria mba misy namana vaovao manadray anjara fa ny namana ...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:21
fasaly
(
13/07/2006 12:41)
Hôrera.......
Raha ohatra ianao tratran'i tranga iray tena sarotra, ohatra namono olona tsy fidiny ny olona akaiky anao indrindra toy ny vadinao na ny ray tampo aminao ohatra.....
Tsy nisy "temoin" nahalala sy na...
tohiny
novalian'i lapino ny 20/07/2006 21:20
fasaly
(
12/07/2006 03:56)
malahelo!!!!
malahelo an'i sasa sahady aho zany!!!!:cry::cry::cry::cry::cry::cry::snif::snif::snif::snif::snif::snif:...
tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:13
fasaly
(
09/07/2006 06:32)
TSY IZAHO AN!.......
Henoko hoe misy oul misandoka fasaly any am tsaty karajia any an! ka marihiko eto fa tsy mpitsofoka karajia mihintsy izaho ka sao ampiresahin'izao fasaly sandoka zao any ny namana sasany fa "TSY IZAHO...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/07/2006 08:36
fasaly
(
08/07/2006 12:35)
ajanony!!!!
ajanony amin'izay lay xxx fa fanina, mikorotana, ny loha:{:{:{:{:{:roll::roll::roll:
zelkely...
tohiny
novalian'i lanto ny 10/07/2006 10:31
fasaly
(
08/07/2006 06:15)
ntsssssssss!......
Raha nody avy niasa ity rangahy, ni sonner ka ni sonner tao ambaravarana tsisy namoha, farany rombotra beuh dia lasa nihodina tary amin'ny varavarakelin'ny lakozia, novakiany lay fitaratra dia afaka n...
tohiny
novalian'i fasaly ny 11/07/2006 15:46
fasaly
(
07/07/2006 04:05)
dadabe
dadabe mou namako ô! sady tiko beuh.....:cry::wink::P:-*:*
tsy foiko sady tsy ho hadinoko
.......ho na"i dadabe ihany io soratra io an!:wink:...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/07/2006 15:49
fasaly
(
06/07/2006 10:40)
sary lehibe......
sary lehibe:roll::roll::roll::roll:ary toa rehefa mi klik eo amini'lay hoe sary lehibe wa androny dia lasa sary bitika be e! tena bitika kely mitsy mantsy e! izà ihany veuh no tojo an'io sa......:rol...
tohiny
novalian'i vale ny 24/07/2006 18:46
fasaly
(
30/06/2006 16:31)
ho antsika vehivavy....
Dia izao aza, raha hoe tsy maintsy hiaraka am kofa zandritsika tsika, ny fitiavana mou izany mazava ho azy misy sy ny feeling sy ny rehetra, hatramin'ny firy taona raha kely indrindra no sahintsika hi...
tohiny
novalian'i fasaly ny 23/09/2006 13:53
fasaly
(
30/06/2006 03:54)
amin'ny teny vazaha ndray kalou!!!!
miala tsiny foana an!
Un médecin vient porter plainte:
- explique-t-il : un homme se présente à ma consulation, je lui conseille de prendre quelque chose de chaud, et il s'en va avec mon par...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 07/07/2006 07:23
fasaly
(
15/06/2006 17:07)
FINTSA
Hono ho aho ry reto?????
mba ahoana no fanaovana fintsa ireny e!???
ny ahy tsy mety maina kely sy mamy tsara a lasa
otran'ny haninm-boalavo de ariana foana:x
mila masoandro sy hafanàna be ve sa ...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 05/07/2006 18:35
