Liste des messages

Liste des messages, inserés par fasaly, par ordre de date
fasaly ( 13/06/2006 16:31)
"ou sont les hommmes?????"
tena mba roviana ihany ity "world cup" ity no ho vita e! tena tssssss:twisted::twisted::twisted: "délaisseés" dooly ny andriambavin'ny lanitsa rehetra.....:^):^)... suite
répondu par prime le 10/07/2006 08:49
fasaly ( 31/05/2006 03:58)
"jalouse" sy ny "possessive"
:P hono ho aho ry reto! tena tsy de haiko ny manavaka io toetra io fa fanina ihany ny tenako:{:{:{ rehefa maninona sy ahoana no hatao hoe "jalouse" de rehefa maninona sy ahoana rehefa atao hoe" posses... suite
répondu par Silo le 11/06/2006 13:52
fasaly ( 24/05/2006 15:09)
io eny lay sambo de gera....
mba alefaso eto hoe ny tonon'io hira io zay mahay??? "io eny lay sambo de gera nohentin'i baininay tany an-dafy a! (mahaleo):wink:... suite
répondu par Fiffi le 26/05/2006 04:31
fasaly ( 20/05/2006 19:46)
herimiafina
fa vaky wa ny saiko hoe mba lasa aiza i herimiafina e!:roll::roll::roll::roll::? tena tsy herimiafina tsony fa lasa heri tsy hita popoka,:roll::roll::roll:de tsy mba nilaza akory veuh hoe ho aiza ????... suite
répondu par jennifer2 le 11/07/2006 10:10
fasaly ( 19/05/2006 15:25)
Vary gasy.
Dia tsy maintsy hitsipona ihany veuh!:x raha mbo nahazo vondalana vary gasy avy madà, de nitetateta nanao varisoa ho hanina am saosisy mendy!:miam::miam::miam: hummmmm matsiro any zany.... fa saing... suite
répondu par boubounezy le 30/06/2006 13:27
fasaly ( 17/05/2006 08:47)
ankamatatra
inona aza no hiantsoana ny vehivavy lesbienne fisa-nono sy fisam-pitombenana zay mahalala??????:roll::roll::roll::? lazaiko am farany rehefa tsy misy mahalala :wink:... suite
répondu par dadabe le 21/05/2006 13:54
fasaly ( 05/05/2006 15:34)
"tu as tort"
Miala tsiny fa am teny farany zay tsy hay kou ity an! raha atao am teny gasy de otsan tsy mamely!!!:wink: Deux ouvriers (a et b) prennent leur pause de midi. a- Tu connais Victor Hugo? b- NON... suite
répondu par totofy le 15/05/2006 11:54
fasaly ( 05/05/2006 04:51)
veloo
fa aiza ihany i veloo????:-w:-w:-w tena malahelo beuh mintry:cry::cry::cry:... suite
répondu par jennifer2 le 11/07/2006 10:28
fasaly ( 28/04/2006 16:23)
Fiarakodia vita sinoa
hummmm! voalohany amin'ny fanamboarana fiara betsaka indrindra hono chine e! ary mitovy "gamme" mihoatra am fiara vita europe. Kanefa ny vidiny kosa de tena "interessant" beuh! 50°/° moins cher miho... suite
répondu par MOORE007 le 10/05/2006 07:36
fasaly ( 10/04/2006 18:38)
sakafo "bio"
hatramzao , tsy hitako mintsy zay mahasamy hafa anlay sakafo "bio" miohatra am sakafo tsotra e!, fa tena mba misy antony ilàna an'io veuh fa sady lafo en plus!:roll::roll::roll:... suite
répondu par vale le 22/04/2006 15:03
fasaly ( 06/04/2006 16:51)
Diamondra27
:?:?:?elalea zany zay try nahita an'i dimaondra27:?:?:?asa lasa aiza izy izay:?::?: otsan'ny nalahelo azy aho tao ho ao waaa e!:(:(:(:-w... suite
répondu par dadabe le 16/04/2006 14:44
fasaly ( 19/03/2006 15:05)
blaogy.com "fanovàna endrika"
hono wa! saika mba hiova endrika kely zà amlay blaogy de tsary haiko fa ahoana no manova azy, afaka tazomina ihany ve ny tahiry rehetra efa nisy nanana sa tsy maintsy mamorona balogy vaovao mintsy???... suite
répondu par fasaly le 22/03/2006 10:51
fasaly ( 23/02/2006 14:04)
maha- fisa-pitombenana
nareo ve tsy mahatsikaritra ry zavavy fa ny fipetrahana ela eo ambony seza manoloana ny écran pc eo foana dia mahafisa-pitombenana brrrrrrr!:evil: kanefa tsy mety fa otran'ny misy lakoly lay seza hi... suite
répondu par fasaly le 22/05/2006 10:38
fasaly ( 18/02/2006 15:55)
aza afangaro
:roll::roll: misy wa ny olona tsy mahay manavaka ny hatao hoe vehivavy "sexy" sy ny vehivavy 'vulgaire" raha resaka fitafy izany e! ka zay mahay manazava azy kokoa mba hanazava azy eto azafady :°):i... suite
répondu par fasaly le 22/02/2006 05:39
fasaly ( 11/02/2006 13:20)
"baby blues"
hono ho aho e! toa betsaka , ny "majorités" ny vehivavy dia tratran'ny "baby blues" io foana aoriana ny fiterahana....izaho aloha mbola tsy niteraka mihintsy ka tsy fantako ilay izy! afaka misy mana... suite
répondu par fasaly le 18/02/2006 09:04
fasaly ( 09/02/2006 20:26)
boulimie
izaho tsy dia mihinankanina be fa raha vao taitra ka mihinana de tsy ankijanona fa ny hitady ho hanina foana.......boulimie ve zany sa signe na boulimie????... suite
répondu par Fiffi le 06/04/2006 13:06
fasaly ( 08/02/2006 14:31)
"saint valentin"
Manao io fety saint valentin io dooly ve ny namana rehetra ato e! de inona no kobokoboinao io amzao ho an'ny olona tianao rehetra?????:°) iza no tsy tia an'ilay fety?????:^) kanefa raha be fitiavan... suite
répondu par mandrindra le 20/02/2006 14:27
fasaly ( 08/02/2006 09:35)
"fille facile"
rehefa misy tsikera momba io "fille facile" io dia hoe ratsy foana no fipetran'ny tsikera, kanefa ange raha be fitiavana be kosa lay sipa no mizàra fitiavana mora foana inona no maharatsy izany???? ... suite
répondu par soupie le 23/02/2006 13:31
fasaly ( 07/02/2006 11:19)
fitiavana
misy fitiavana tsy mety lefy ve??? eo amin'ny sehatry ny mpifankatia no tiko anontaniana eto....... suite
répondu par fasaly le 18/02/2006 15:00
fasaly ( 27/01/2006 14:59)
fahamatorana
hono wa! ry zavavy! nareo ve tsy mahatsikaritra fa ny vehivavy mbola matotra kokoa noho ny lehilahy, raha ataoko hoe samy mitovy taona zao de lay vevavy mbola matotra lavitra sa ahoana ozy nareo:wink... suite
répondu par Aino le 19/05/2006 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0347