Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fasaly, milahatra araka ny daty
fasaly
(
12/12/2006 19:51)
fiainana madà
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.? fianakaviana maro an-davaka ohat...
tohiny
novalian'i fasaly ny 15/12/2006 16:23
fasaly
(
03/12/2006 18:42)
"lamaody indray hono".....
Maharaka lamaodi-pitenenana avy any dago ve ianao??? lay manao hoe : " 'zay zany mitsy e!!!":?8-):-D
Mbô henoko io de mba ampitaiko am namana aty ampita e! ny dikany hono dia tsy mandà amin'ny resa...
tohiny
novalian'i fasaly ny 12/12/2006 19:32
fasaly
(
22/11/2006 17:42)
tena dadany ndray iny an!
efa tonga ndray zao ny litchi importé avy any madà eny am grande surface re oul! nipingapinga ny tenanay saika hividy, hounnnnnnn! litchi 500g hono no 5 euro:{:{:{:{ izany hoe 100g = 1euro lasa ny s...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 15:42
fasaly
(
22/11/2006 17:37)
mitady!!!
mitady namana hanao tsena krismasy, hividy girlandy sy sapin ary kilalao:roll::roll::roll::roll::?:?:?...
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:39
fasaly
(
18/11/2006 17:22)
lasopy
Alefaso ndray ary zay mahay mahandro lasopy fa tena ilaina mihintsy izao izany amin'izao andro mangitsy be zao, hummmm mampody aina......mba hisy hisafidianana raha samy mametraka ny mba talentany...
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 25/11/2006 09:09
fasaly
(
17/11/2006 17:43)
Permis
Tsy azoko mihintsy e! grrrrrrrrrrr.......!:twisted:
ny tanora refa maka permis de conduire! ampifilafilaina efa mi passer impiry vao atao afaka exam, amzay vola be foana ny aloha mandrampahazoana azy...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/12/2006 21:16
fasaly
(
16/11/2006 07:01)
Tonga fotoana.
Andao indray hifampitantara ny azy ary e!
taminareo tonga fotoana tam volaohany de nanao ahoana sy ahoana ny fisehony sy ny fandehany????:? ny ahy zistoire be:wink: aleo tantaraiko fa tsy misy olana,...
tohiny
novalian'i fasaly ny 02/01/2007 17:40
fasaly
(
13/11/2006 17:36)
"Garantie"
Mba toroy hevitra kely ry zareo a!
nividy appareil zà izay roa volana eo.....
misy garantie 1an ilay izy, dia lay mpivarotra efa nanafatra ahy tsara hoe charger-na maximum 12h ihany io, dia hadino...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 06:20
fasaly
(
13/11/2006 14:09)
volo mihitsana be!
Tena tsy mety tapitra mitsy ny fihitsanan'ny voloko ato ry zareo fa dia packet be foana no raofina isan'andro refa mihogo volo....:x mba tsy sola ihany aza aloha!!!! tsy ampy vitalmine ve sa tsy ampy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/12/2006 00:52
fasaly
(
09/11/2006 14:09)
"Les hommes aiment les femmes rondes"
Marina ve io ry zalahy de in no anton'lay vali-teny na eny na tsia:wink::roll::roll::roll::roll::?:...
tohiny
novalian'i fasaly ny 11/02/2007 09:06
fasaly
(
03/11/2006 15:13)
Fijerena pejin-tsary
Tena mily kosa akou lay zavatra vaovao ao am sary ao ndray e!:wink: lay fijerena pejin-tsary tena tsy mamizana no pratik, merci foana ny mpinadraikitra e!:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i kitjo ny 02/12/2006 07:07
fasaly
(
02/11/2006 17:17)
I dadanay no tena rapida!
Raha niresaka nifamaly izy telo lahy kely tamin'ny fotoana fakan-drivotra tany antsekoly...
hoe: ny dadanay letia no tena rapida indrindra eto ambonin'ny tany a! dia hoy ilay:
-zazalahy voalohany:...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/11/2006 11:15
fasaly
(
26/10/2006 18:44)
Fisarahana
raha sendra ny olana ny mpifankatia andeha hatao hoe amin'ny plasy-nao ilay izy.....de aiza ho aiza ny plasy tianao????.... ilay adaboka sa lay manadaboka?
raha amiko manokana tsy vitako ny manadabok...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 28/11/2006 08:11
fasaly
(
22/10/2006 13:56)
namana vaovao
izaho dia namana efa tonta fa te ho namana vaovao!
mety ve izany????:roll::°)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:39
fasaly
(
08/10/2006 14:05)
zava-pisotro misy alikaola
Mba manontany tena ihany hoe ahoana no hahazakàn'ny oul mpisotro zava-pisotro misy alikaola satria raha ny tenako manokana dia tena tsy mahatanty, ny zavatra niseho raha mba nanandrana aho dia io coc...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/10/2006 20:58
fasaly
(
05/10/2006 14:51)
Arabaina i "rurick"
Arabaina aky rurik nahazo fahasoavana...
naniry vavy dia teraka vavy:wink::-*
dia maharoroa taiza e!:-*...
tohiny
novalian'i Aino ny 17/10/2006 17:53
fasaly
(
27/09/2006 16:13)
émanaikitra"
Hono wa ry reto a! io manikitra hoho tsisy farany io va aretina sa fahazaran-dratsy, de inona no mahafaka anlay manikitra hoho???:roll::roll::roll::roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2006 22:48
fasaly
(
21/09/2006 18:38)
Torimaso
Fa maninona wa ny vehivavy sarotra mahita otry kokoa noho ny lehilahy e, ny lehilahy vao midaboka de mierotra ny vehivavy efa misy mihinana fanafody izany na tanora io na antitra de tsy matory ihany.....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/10/2006 18:14
fasaly
(
21/09/2006 18:30)
vehivavy soumise
"etre soumise" ve otran'ny hoe vehivavy te ho vehivavy idealy manoloana ny vadiny e!:roll:
sa fitiavana fotsiny tsotra zao de aleo hoe soumise, izany hoe tiana lotra lay vady???...
tohiny
novalian'i fasaly ny 23/10/2006 13:09
fasaly
(
21/09/2006 06:00)
"morfolozia"
Tena me miova hono ny morofolozia na ny toe-batan'ny vehivavy.....
lasa large kokoa eo am niveau ny valahana de ny tratra mitombo volume, ary tena maha remarké anzany mitsy aho am lay ankizy vavy m...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/09/2006 05:58
