Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naritsimba, milahatra araka ny daty
naritsimba ( 15/11/2006 08:39)
JIRAMA SY LAMEHYER
Tsy tadidiko tsara ny daty, fa t@ fotoana nidiran'ny La Mehyer ilay société mitantana ny JIRAMA ankehitriny dia nilaza ny ankamaroan'ny olona fa ORINASA MPANAO KOLIKOLY io La MEHYER(ialana tsiny ra... tohiny
novalian'i naej ny 03/04/2007 11:16
naritsimba ( 07/09/2006 11:01)
ANNIVERSAIRE
Dia miarahaba an'i GLOU filohan'ny Namana.serasera.Dago tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany, Andriamanitra anie hitantana anao lalandava mandritry ny andro iainanao.... tohiny
novalian'i sasa ny 18/09/2006 14:34
naritsimba ( 25/08/2006 12:06)
AMBOHIPO
Nahita ilay resaka ao @ ilay Dinika VAVOLOMBELONA ny tena ka lasa ihany ny eriteritra sy ny saina mikasika an'Ambohipo, ary nahita ilay blog nataon'ny namana iray. Ka izao no hevitra hitako, inona m... tohiny
naritsimba ( 09/08/2006 05:00)
SOSO-KEVITRA
Faly miarahaba antsika namana rehetra! Ity mba misy soso-kevitra arosoko momba ny fanomanana fety sy fihaonana ary fitsangatsanganana. Mba ahafahan\'ny rehetra miomana tahaka io fandehanana any To... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:34
naritsimba ( 18/07/2006 05:53)
FIFIDIANANA FILOHAN'NY FIMPIMA
Manentana antsika izay namana ato ka efa mpikambana tao amin'ny FIKAMBANAN'NY MPIKABARY MALAGASY mba ho tonga hifidy ny Filohan'ny FI.MPI.MA. Fidio ny kandida : Andriamatoa ANDRIAMIARANA Mbolati... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:14
naritsimba ( 29/06/2006 06:11)
hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara
Miarahaba antsika rehetra. Ny Tarika HANITRA NENTIN-DRAZANA dia manohy ny fitetezana ireo faritra maro eto Madagasikara. Tarika miezaka ny manao asa fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira sy d... tohiny
naritsimba ( 08/06/2006 15:27)
FETY SY FIHAONANA
MIARAHABA ANTSIKAN NAMANA REHETRA0. Dia miray soa ho antsika reatra ho salama daho sy hifankatinha ny namana rehetra. NARITSIMBA... tohiny
naritsimba ( 17/05/2006 10:16)
TOKONY ATAHORANA VE ANDRIAMANITRA
Hoy ny zanako raha nanontaniako indray mandeha: Iza ny olona tena atahoranao indrindra? Dia izao ny valiny nomeny : tsy misy atahorako na iza na iza afa-tsy ANDRIAMANITRA ihany. 10 Taona izy amin'io ... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:10
naritsimba ( 05/05/2006 16:05)
SAHIA MIJORO
MIARAHABA ANTSIKA NAMANA REHETRA. Moa ve tena tsy mangalatra ny mpitondra ankehitriny fa tena mitana ny teny natony dia ny hoe: 1- FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA? 2- MOA VE FIALOKALOFAN'NY OLO... tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 15:10
naritsimba ( 15/02/2006 09:37)
11 Fevrier 1975 RATSIMANDRAVA
Ahoana ny fijerinareo ny filazan'i Dr RAKOTOMALALA Manan'Ignace hoe RATSIRAKA Didier no nampamono an'i Kôlônely RATSIMANDRAVA Richard. No lazainy am-pahibemaso io t@ fametrahana fehezam-boninkazo t... tohiny
novalian'i ambivotra ny 20/03/2006 14:34
naritsimba ( 15/11/2005 10:39)
Famoahana mpianatra
Manasa anareo izay afaka rehetra fa hamoaka mpianatra andiany vaovao indray izahay @ 27 Novambra 2005 manomboka @ 2 ora tolakandro eny @ Ankany FJKM Zoara-Fanantenana Ambohipo. [b]"[b]Tiako ny teni... tohiny
naritsimba ( 01/08/2005 09:45)
LABOZIA
Indray andro tao @ tananan'dry Masera no niseho ny tantara. Isaky ny alina dia misy mandoa foana @ ireto Masera. Mahana ilay lehiben-drizareo fa hoe misy bevoka @ ireto Masera ireto ka nanapa-kevi... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/08/2005 15:58
naritsimba ( 29/07/2005 06:15)
SALAMA 2005
Nisokatra omaly ny SALAMA 2005 na ny SAlon de l'Artisanat de Madagascar zay nokarakarain'ny Chambre de Commerce et de l'Industrie Antananarivo Ny nahagaga dia tsy voaasa tao ny Filoham-pirenena sat... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 23:17
naritsimba ( 29/07/2005 06:03)
Hasoavana
Hatao didipôtra 'ty bandy kely iray 3 taona! T@ izy mbola kelikely dia be tomany foana, ny fampitahoran'ny dadany azy dia avoakan'ny dadany ny fika be refa izy no mitaiza de ampitahoriny an'iny le... tohiny
novalian'i sasa ny 01/08/2005 10:48
naritsimba ( 18/07/2005 05:38)
FAMPISEHOANA RINDRA-KIRA ARA-PILAZANTSARA
Miarahaba antsika namana rehetra! Hisy fampisehoana izay atao indray @ [b]Alahady 7 Août 2005[/b] izao ka anasana antsika namana rehetra. Rindra-kira ara-pilazantsara izy io ka atao eny @ [b]FJKM... tohiny
novalian'i estine ny 04/10/2005 13:28
naritsimba ( 30/05/2005 06:50)
FIHAONANA SABOTSY 4 JUIN IZAO ANY @ NIRJIMKA ANTANIMENA
Ity indray izany ny fihaonantsika manaraka araka izay efa fanao isam-bolana mba hifankahalalana. - ny adresiny dia: LOT IVG 193 - ny misy azy indray dia: ANTANIMENA fa tsy behoririka zany - ny lal... tohiny
novalian'i tiana106 ny 31/05/2005 09:30
naritsimba ( 11/05/2005 13:08)
FIHAONANA T@ ANGIE
Miarahaba antsika namana rehetra. Tanteraka androany 11/05/2005 ny fihaonana t@ namana iray angie. nahafinaritra ny fihaonana tahaka ny olona efa nifankahalala efa ela. Ny irariana dia ny mba hisian... tohiny
novalian'i Angie ny 01/06/2005 08:30
naritsimba ( 06/05/2005 07:08)
FISAORANA
Amin’ny anaran’ny fianakaviana manontolo no hisaorana anareo namana rehetra eto amin’ny namana.serasera.org tonga nanotrona tamin’ny fahalasanan’ny Raiko ny Alatsinainy 2 Mai lasa teo, Henin... tohiny
naritsimba ( 19/04/2005 07:13)
FAMPIANARANA KABARY MALAGASY(Katôlika sy Protestanta)
Miarahaba anareo eh! Niara niasa foana ny EKAR St Jean Bosco Mangasoavina sy ny Sampana Mpikabary Hanitra Nentin-drazana avy ao @ FJKM Ambohipo tao anatin'ny taona maromaro izay teo @ sehatra fampi... tohiny
novalian'i sonwin ny 20/04/2005 09:11
naritsimba ( 01/04/2005 05:45)
FILAZANA
Ho anareo izay mbola tsy nitaingina sambo dia ilazana fa misy sambo azontsika tengenana eny @ MARAIS MASAY manomboka @ 10 maraina ka mandra-paharivan'ny andro. Mahazoa fahafinaretana eh!... tohiny
novalian'i rurik ny 07/04/2005 10:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0329