Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naritsimba, milahatra araka ny daty
naritsimba ( 10/02/2009 10:06)
MPIASAN'NY MBS
Dia variana indray koa ny tena raha nahare fa sady efa nomena ny TVM sy RNM ny fitaovan'ny MBS dia terena handray an'ireo mpiasa ho mpiasam-panjakana indray izy ireo, asa @ fomba ahoana? Nahagaga i... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:39
naritsimba ( 06/02/2009 14:42)
COURTS/SCORE/MAGRO/SHOPRITE
Toy izao ny fiovan'ireo Slogan taorian'ny fahavakisana sy fandoroana: Aleo mba hasiana fitsikiana fa dia politika foana ve. COURTS Taloha: Mampivoatra isan'andro Ankehitriny: Mampivoatra indray an... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:19
naritsimba ( 06/02/2009 06:01)
MAHAGAGA SY MAHALATSA
Deux frères siamois séparés à l'hôpital Necker à Paris (05-02-2009) - Deux frères siamois âgés de huit mois, Imahagaga et Imahalatsa, ont été séparés mercredi matin à Paris par l?équip... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 11/02/2009 07:34
naritsimba ( 30/01/2009 09:17)
TVM
Izao vao tonga saina ny mpiasan'ny TVM fa hamoaka ny zava-misy marina fa tsy hanaiky ho teren'ny mpitondra intsony @ vaovao izay avoakany, manamarina izany fa nisy ny faneriterena, fa ataovy misokatra... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 12:10
naritsimba ( 30/01/2009 07:23)
NY LASA, ANKEHITRINY, NY HO AVY
Ninia nangina tsy namaly izay resaka mandeha etsy eroa mihitsy ny tena tato anatin'ny fotoana vitsivitsy. Ireto kosa fanamarihana izay hita hatramin'ny nanombohan'ny fihetsiketsehana, ka anomezana so... tohiny
novalian'i Fanazava ny 30/01/2009 11:28
naritsimba ( 22/01/2009 07:03)
AFFAIRE DAEWOO(nalaina tao @ moov)
Romotra Daewoo fa nofitahin’ny fanjakana Malagasy Raha mbola mila zavatra hanovana hevitrin’ny pro régime fa efa vita sonia anie ny contrat tam daewoo dia vakio ity article ity !!!! Milaza io... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:30
naritsimba ( 20/01/2009 17:05)
MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA
MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA Fa hay ianao ry Dada, 'Lay nantenainay mianakavy mba hanarina ny anio Ka lasa mpamosavy, kary iray manafin-kiho Nosainina ho anjely mpiambina Tsy handao ... tohiny
naritsimba ( 20/01/2009 07:32)
MINOA FOTSINY IHANY
MINOA FOTSINY IHANY Tsy mitsaha-mitombo ny vidin’ny vary Ny miaina rehetra no tena marary Ny vidin’ny menaka miakatra hatrany Saingy minoa, hono, fotsiny ihany. Ny vidin’ny hena dia mam... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 09:28
naritsimba ( 12/01/2009 08:39)
FOTOAM-PIVAVAHANA TAO MAHAMASINA NY 11/01/09
Natao omaly Alahady 11/01/09 ilay fotoam-pivavahana hitondrana amim-bavaka ny firenena sy ny tananan\'Antananarivo handresena ny asan\'ny maizina. Anisan\'ny nanatrika izany ny tenako, maro ny olona ... tohiny
novalian'i prime ny 19/01/2009 14:16
naritsimba ( 15/12/2008 06:54)
Hetsika Namana Serasera Dago NSD Manakavaly (vaovao farany)
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD, fotoana izay handehanatsika any MANANKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra k... tohiny
novalian'i texe ny 15/01/2009 06:05
naritsimba ( 17/10/2008 10:19)
NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA
[b]I Timoty 2:10-15[/b] Mba vakio hoe io ho anareo dia mba lazao ny hevitrareo! Dia tohizako ao @ [b]Ohabolana 26:5[/b] Aminareo hadisoana ve raha toa ka mamaly ny vadiny ny lehilahy raha sendra ir... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:14
naritsimba ( 16/09/2008 05:04)
HETSIKA SOSIALY
Hisy hetsika sôsialy ataon'ny NSD alohan'ny krismasy, izany dia araka ny nifanarahana taorian'ny fanatanterahana ilay cabaret concert. Efa nisy ny fanampiana izay nataon'ny namana serasera dago ilay ... tohiny
novalian'i lo ny 20/10/2008 08:58
naritsimba ( 12/09/2008 05:20)
JOYEUSE ANNIVERSSAIRE NANIIE
Dia mirary anao ho tratry ny taona maro mitsingerina. Manaova fety mahafinaritra, aza adino ny gateaux @ sabotsy eh! [i]naritsimba[/i]... tohiny
novalian'i Naniie ny 12/09/2008 17:11
naritsimba ( 20/08/2008 07:13)
MAHAJANGA 2008
Miarahaba antsika namana rehetra! Dia raikitra izany fa dia ny Zoma 22 Aout 2008 no fiaingana ho any Mahjanga ho an'ireo izay vonona ny andeha. Nisy ny fiovan'ny fandaharam-potoana noho ny fisondrot... tohiny
naritsimba ( 08/07/2008 09:29)
CABARET DANCING 09/08/2008 NAMANA SERASERA DAGO
Ilazana isika namana rehetra fa: Ny [b]Fikambanana namana serasera dago[/b] dia mikarakara [b]CABARET DANCING[/b] Iarahana amin'ny [b]TOVO J'HAY[/b] sy ny [b]Orchestre DIAP[/b] Izany dia atao ao... tohiny
novalian'i colaps ny 23/10/2008 18:46
naritsimba ( 07/07/2008 13:24)
VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?
Miarahaba antsika namana rehetra. Rehefa nandinika ny zavatra voasoratra ato @ Forum ny tenako, na io olana, na io vahaolana, na io hevitra mahakasika ny zavatra rehetra iainana @ izao fotoana dia ma... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 10:00
naritsimba ( 19/06/2008 10:37)
NY FANAMBADIANA MALAGASY
Miarahaba antsika namana rehetra! Ity dinika soratako eto ity dia nodinihana avy amin'ny fombam-panambadiana Malagasy, fomban'ny fanambadiana ao @ Testamenta Taloha ary ny fanambadiana Kristiana. Aso... tohiny
naritsimba ( 05/06/2008 14:14)
FIHATSARAMBELATSIHY
Miarahaba antsika namana indray. Tantara tsotra no ho lazaiko nefa tantara marina. Nisy olona vehivavy iray niaraka t@ lehilahy iray, ilay lehilahy dia efa manan-janaka mianadahy 15 ans sy 12ans. R... tohiny
naritsimba ( 13/12/2007 11:28)
FIARAHA-MISAKAFO NY 29/12/2007
Ny namana serasera dago dia hiara-hisakafo ka: Araka ny tapaka dia ny 29 desambra 2007 @ 11h 30mn no fotoana eo @ CADORAMA akaikin'ny Air Mad Ambatomena, TOKO TELO no anaran'ilay Restaurant ka any @... tohiny
novalian'i sipagasy ny 30/12/2007 18:05
naritsimba ( 13/12/2007 05:02)
FIFIDIANANA
Dia niaraha-nahita sy nandre ny vokatra tsy ofisialy fa nobatain'ny Andry TGV ny fandresena t@ fifidianana ben'ny tanana 62% eo izao no vato azony ary 32% ny an'ny TIM. nangina ny mponin'Antananarivo... tohiny
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0544