Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i naritsimba, milahatra araka ny daty
naritsimba
(
06/12/2007 05:06)
Ny XXX
Miarahaba antsika namana rehetra!
Nisy resaka nifanaovana t@ namana maro² mikasika ity serasera.org ity indrindra ny eto @ forum.
Ny fangatahan'ny ankamaroan'izy ireo na ny nanoratra taty amiko na ...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/01/2008 13:26
naritsimba
(
18/10/2007 11:43)
FETY SY FIHAONANA 20 octobre 2007 (vaovao farany)
[b]Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy :
[b]*Daty : Sabotsy 20 octobre 2007
*Toerana hanaovana ny fihaonana : en...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:15
naritsimba
(
20/09/2007 09:11)
FIHAONANA TSY NAMPOIZINA
Dia tafahaona tsy nampoizina ireto namana mpifanoratra ato @ serasera, tena tsy nampoizina tokoa satria na ny toerana nihaonana ary dia t@ toerana sarotra eritreretina.
Taiza hoy ianareo tany @ fara...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 19:43
naritsimba
(
20/08/2007 11:09)
FIAINGANA MANKANY MAHAJANGA NY 23 AOUT 2007
Ho an'ireo izay nisoratra anarana ho any Mahajanga dia omena antsika ny andinindininy:
[b]Fiaingana:[/b] Alakamisy 23 Août 2007
[b]Ora:[/b] 6h 30mn ( 6ora sy sasany maraina)
[b]Toerana:[/b] Park...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 19:22
naritsimba
(
27/06/2007 05:41)
FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
Miarahaba antsika namana rehetra tratran'ny 26 Jona 2007.
Vita ary tanteraka soa aman-tsara ny 25 jona 2007 ny fihaonan'ny namana Daddie avy any Nice sy ny namana teto Antananarivo.
Teny Ambohibao n...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/09/2007 19:37
naritsimba
(
04/06/2007 12:56)
FAMANGIANA MARARY
Ilazana isika namana eto Tana fa ny namantsika Voahirana dia niditra Hopitaly androany 4 Jona 2007, eny @ Hopitaly Militaire Soavinandriana (ex-Girard et Robic) porte 409.
Ny fotoana hamangiantsika...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/06/2007 18:42
naritsimba
(
04/06/2007 11:06)
MAHAJANGA AOUT 2007
Miarahaba antsika indray eh!
Tonga ity ny volana jona 2007, aoka ho tsaroantsika fa ny 30 JONA 2007 no fara fisoratana anarana sy fandoavana ny vola ho an'ireo izay vonona ny hiaraka aminay ho any Ma...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 29/06/2007 05:07
naritsimba
(
11/05/2007 07:03)
FANDROAHANA MOPERA
Miarahaba antsika namana indray na dia efa elaela ihany aza izay no tsy nanoratana teto.
Voaroaka hiala eto Madagasikara ary tsy mahazo miverina miditra eto intsony ny mpitondra fivavahana ao @ EKAR ...
tohiny
novalian'i prime ny 29/05/2007 13:42
naritsimba
(
16/04/2007 08:20)
FIHAONANA MAHAJANGA 2007 (tohiny)
Nisy ny nanontany fihaonana ho an'ny namana ka dia ity jerena e! navadika ato indray fa sao sarotra tadiavina.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45feacfe7fb31...
tohiny
novalian'i tedrand ny 20/06/2007 07:57
naritsimba
(
16/04/2007 06:02)
FIHAONANA TAMIN'NY niryna
Miarahaba antsika indray.
Tanteraka soa aman-tsara t@ Sabotsy 14 Avril teo ny fihaonana tamin'ny niryna ilay namana avy any Etazonia.
Nahafinaritra ny fifankahitana sy ny fifankahalalana ireto avy n...
tohiny
novalian'i jaya ny 13/06/2007 08:25
naritsimba
(
10/04/2007 12:11)
MAHALEO ZANDRINY (Faha-35 taona Tarika MAHALEO)
Miarahaba antsika rehetra.
Nanaraka ny fifaninanana Mahaleo zandriny ny tenako.
Ny zavatra azo lazaina dia tsotra:
1-Ankafizin'ny olona rehetra ny tarika Mahaleo.
2-Mankasitraka ny tompon-kevitr...
tohiny
novalian'i lanissa ny 20/04/2007 14:43
naritsimba
(
05/04/2007 06:52)
FIFIDIANANA \"ENY\" sy \"TSIA\"
Miarahaba antsika namana rehetra!
Niarahantsika niaina sy nahita ny fizotry ny fifidianana omaly 4 Avril 2007.
Raha ny tsapa @ ankapobeny dia tsy ankasitrahan\'ny mpifidy malagasy io fanovana lala...
tohiny
novalian'i fafabe ny 01/05/2007 16:32
naritsimba
(
12/03/2007 05:34)
KABARY
Miarahaba antsika namana rehetra!
Noho ny antony manokana dia voatery noesorina ilay Fampianarana Kabary tao @ Tahiryserasera.
Ialana tsiny aminareo namana izany, mampanantena kosa anefa fa raha m...
tohiny
novalian'i simplex ny 14/03/2007 09:48
naritsimba
(
22/02/2007 05:55)
BOITE DE NUIT EVANGELIQUE (TOHINY)
« Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe: » (Matio 11:16)
« Efa nitsoka sodina taminareo izaha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/03/2007 00:54
naritsimba
(
21/02/2007 06:29)
NY TOAKA (TOHINY)
Notohizana eto fa lasa any ambadika.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45b6f02b32914...
tohiny
novalian'i Fanambinana ny 15/03/2007 18:31
naritsimba
(
05/02/2007 07:17)
FAMBOLEN-KAZO 03/02/2007
Miarahaba antsika namana rehetra!
Tontosa soa aman-tsara ny fambolen-kazo t@ Sabotsy 3 Febroary 2007 tany Lohavohitra-Andranovelona.
Tanteraka araka ny nieritreretana azy ny zavatra rehetra, ary na ...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 16/03/2007 12:58
naritsimba
(
24/01/2007 05:35)
NY TOAKA
Miarahaba antsika namana rehetra.
Betsaka ary maro tsy tambo ho isaina na dia azo atao aza ny lohahevitra sy dinika nandeha sy mbola handeha eto @ ity sehatra ity.
Ny zavatra voamariko dia betsaka...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 22/02/2007 05:36
naritsimba
(
23/01/2007 11:01)
HIRA sy DIHY VAKO-DRAZANA ARA-PILAZANTSARA, KABARY MALAGASY
Ho antsika izay liana sy mitady fiaraha-miasa na fikambanana miankina na tsy miankina @ fiangonana, ho anareo izay mitady mpikabary na koa te-hianatra kabary dia jereo eto ambany.
http://www.zoara-...
tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 15:04
naritsimba
(
26/12/2006 06:04)
FIRARIAN-TSOA KRISMASY 2006
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra tratry ny Krismasy 2006, enga anie ka noelim-pifaliana sy krisimasim-piadanana ho antsika no nentin'iny noely 2006 iny. Dia mirary soa antsika rehetra hahatra...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2006 23:45
naritsimba
(
16/11/2006 14:16)
NANKAIZA ILAY HOE JIRAMA SY LAMEYEHR
Tena gaga aho fa tsy hitako hoe lasa aiza io lohahevitra JIRAMA SY LA MEYEHR io? sa nafindra fa diso toerana, mba ilazao ihany rehefa hoe nafindra eh!...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 16/11/2006 14:20
