Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rijadolly
(
04/01/2012 02:55)
MA-LAZA 04 JANOARY 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/Journal-du-04-01-12-N%C2%B0214501-copie.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 04/01/2012 03:03
rijadolly
(
04/01/2012 02:11)
VAOVAO MA-TV 03 JANVIER 2012
Nandritra ny andro vitsivitsy nirotsahan'ny orambe teto an-drenivohitra sy ny manodidina dia nahitana fiakarana ireo renirano . Hatramin'izao aloha dia tsy mbola misy atahorana izay hahavon'ny ran...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 04/01/2012 02:50
rijadolly
(
04/01/2012 01:58)
VAOVAO TVPLUS 03 JANVIER 2012
VAOVAO TVPLUS 03 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-03-janvier-2011-5861850 ...
tohiny
andrywui
(
03/01/2012 22:10)
hono oa mba misy fantanina kely ty .....
I pikatti le bandy tato amn serasera iny ve no ratonga sa hafa mitsy e misy ankizy ato manko miresaka amiko oe olona iray iany reo ....marina ve zay.
Misaotra .....
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:48
rijadolly
(
03/01/2012 18:21)
JOURNAL TVPLUS DU 03 JANVIER 2012
JOURNAL TVPLUS DU 03 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-03-janvier-2011-5861656 ...
tohiny
niryna
(
03/01/2012 17:48)
Vahaolana mahomby ho an'ny firenena
Tsotra ihany ny valiny: Efa notenenina ombieny ombieny ny tokony hiverenana amin'Andriamanitra sy ny fanaovana fibebahana ary ny fiaikena ny fahotana raha tiana ho sitranin'Andriamanitra ny tany rehet...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 18:13
rijadolly
(
03/01/2012 14:38)
VAOVAO MA-TV 02 JANVIER 2012
Mbola hanorana hatrany eto amin'ny faritry ny renivohitra sy ny manodidina mandritra ity herinandro ity, raha ny fanazavana nomen'ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, eny Ampasampito.
[yout...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 03/01/2012 14:55
rijadolly
(
03/01/2012 14:28)
MA-LAZA 03 JANVIER 2012
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/05/Journal-du-03-01-12-N%C2%B0214401-copie.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 03/01/2012 14:36
rijadolly
(
02/01/2012 23:53)
VAOVAO TVPLUS 02 JANVIER 2012
VAOVAO TVPLUS 02 JANVIER 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-02-janoary-2012-5859945 ...
tohiny
Enry
(
02/01/2012 23:23)
manao ve..
Manao ve fanantajahantena?...
tohiny
novalian'i Enry ny 25/03/2012 14:33
andrywui
(
02/01/2012 21:41)
ho avoaka atao innn ..ho aiza reo gadra politika reo ee
Rehefa tsy resy lahatra hamoaka anreo n'y fanjakana de aza terena e ho avoaka hameno isa ny mpakorotana eo fotsn v e ,,mis iany reo navoaka d mba hendry f reo mpiondana boro kosa tokony jerena le mafy...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/01/2012 22:49
rijadolly
(
02/01/2012 17:37)
JOURNAL TVPLUS DU 02 JANVIER 2011
JOURNAL TVPLUS DU 02 JANVIER 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-02-janvier-2012-5859772 ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 03/01/2012 02:11
rijadolly
(
02/01/2012 15:03)
LALI E, MISY FEO HAFAHAFA MOMBA AZY.
Izay mahalala mba hampitao vaovao, reko mantsy fa somary sahirakirana tanteraka izy io, mbola tsy hitako mantsy ka izay no antony ity lohahevitra ity. Raha tena marina izany, inona moa no vato misakan...
tohiny
novalian'i Tokoa ny 09/05/2016 12:24
rijadolly
(
02/01/2012 04:21)
VAOVAO MA-TV 31 DEC 2011
Na dia efa misy aza ny fepetra vonjimaika noraisin'ny ministeran'ny fitsarana dia mbola maro ireo raharaha samihafa tanterahana eo anivon'ny tribonaly no mikatso tanteraka amin'izao fotoana izao n...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 02/01/2012 04:27
rijadolly
(
02/01/2012 04:17)
JOURNAL TVPLUS DU 31 DEC 2011
JOURNAL TVPLUS DU 31 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-31-decebre-2011-5857477 ...
tohiny
Enry
(
01/01/2012 16:18)
Hono wa
Rehefa avy naleo tena i mada. Mba hitanareo milay ve le politikany Madagascar hatram'izao??...
tohiny
novalian'i njrtkr ny 02/01/2012 21:03
Enry
(
01/01/2012 15:52)
Mba homeo hevitra azfd
Slt!! Ahoana ny fombako hipetrarako eto Paris? Tadidio fa tsy mafantatra an'iza na iza izaho, sady tsy mbola manana kandra ihany koa....
tohiny
novalian'i jesuisla ny 16/01/2012 17:05
ruz9
(
01/01/2012 12:49)
HILALAO VORO-MATY?
Tsy misy hevitra intsony ny FAT, fmiharihary izao ny atao hoe tany tsy misy fanjakana. Ilay mihambo ho mpitondra mandositra raha misy olana.
Ilaikely koa raha mikabary tsy mahalala akory an'izay laza...
tohiny
novalian'i galasm ny 04/01/2012 22:27
didi10
(
01/01/2012 07:50)
Faminaniana 2012
Tsara ny Tompo
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2012.
Raha mino ny fitahiana avy amin'i Jehovah angatahana amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianao dia aminanio, soraty eto ny fahasoav...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2012 04:33
sipagasy
(
31/12/2011 09:11)
Arahaba
Miarahaba ny namana rehetra ary miarahaba manokana an'i Hery ihany koa tratry ny tsingerin-taona nahaterahana androany, ho ambinin-java manasatra anie dia mba ho tratra antitra hiaraka hiriaria @ vady...
tohiny
novalian'i hery ny 03/01/2012 08:38
