Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sareraka, milahatra araka ny daty
sareraka ( 23/06/2006 10:41)
Novidian-DRAVALOMANANA 2166fmg na 433 AR ny gasy!
Raha tsy misy fahadisoana avy aty aminay dia 2166fmg na 433 AR no vidin'ny FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ary ny vidin'ny safidin'ny gasy @ 03 desambra 2006 ho avy izao. 39 milliards no vidin'ireo NI... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 12:53
sareraka ( 22/06/2006 20:49)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Inona no vaovao manerana ny tany? -Nitombo avo 2 heny ny isan'ireo séropositifs eto MADAGASIKARA,zavatra atao ahagàga ve moa izany raha ny zava-misy eto @ tanàna e? -propagandy ihany vao mbà... tohiny
novalian'i cutie ny 23/06/2006 19:08
sareraka ( 22/06/2006 14:00)
mba miangavy an'i FIFFI hamaky ity lahatsoratra ity!
Raha ny la gazette de la grande île irery no namoaka ny critique momba ny nividianana ireo 4*4 NISSAN miisa 137 dia efa fanenjehana na koa tsy fitiavana. Vakio tsara io lahatsoratr'i la sobika io iz... tohiny
sareraka ( 22/06/2006 09:42)
Famangiana ô !!!vola 200AR sy vary 2 kapoaka !...
Famangiana ô ! famangiana ô... ilazàna isika izay mponina eto MADAGASIKARA fa noho ny fotoanan'ny propagandy izao dia vola 200 ar vary 2 kapoaka ary tshirt TIM isan'olona no ho zarain'ny mpitondra ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 12/07/2006 08:20
sareraka ( 22/06/2006 07:17)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY ?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY ? herinandron'izao : -nividy 4*4 NISSAN miisa 137 ingahy RAVALOMANANA ao @ kitapom-bolam-panjakàna ho an'ny HCC sy ny chef de district mitentina 22 milliards,mata... tohiny
novalian'i rapala ny 26/06/2006 09:27
sareraka ( 16/06/2006 12:35)
MARENINA EO FA IZAHO HIRESAKA ! marenina eo hoa..
Isika rehetra dia toy ny soavaly vetivety hivadika apondra!! ity ny lasely ity ny lamboridy isika rehetra efa vita plus efa vita moins efa vanimpotoananan'ny propagandy vao mbà manana haja @ mpana... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:13
sareraka ( 16/06/2006 08:05)
ry vahoaka malagasy tongava saina !!!SAHIA MIJORO!!!
Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ... -alefa tsy misy droit ao @ MBS ny film mahaleo. -ao @ MAGRO dia tsy grossiste fotsiny fa tena importateur tsy mpandoa hetra :aiza koa na kiraro sy akan... tohiny
novalian'i prime ny 17/07/2006 12:45
sareraka ( 16/06/2006 07:35)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY? -efa may ny ho any ALLEMAGNE ny filoha masina malagasy RAVALOMANANA hijery baolina au frais de l'état malagasy. -tsy ANTANANARIVO arivolahy intsony fa ANTANANARIV... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:14
sareraka ( 16/06/2006 05:46)
AIZA NO HISY OLONA MASINA IZANY ETO ANTANY E?
FAHAMARINANA FAHAMASINANA ? FAMENOANA PAOSY ho an'ny TIKO ,MBS ...izany no zava-misy . Avy eo gaga daholo raha misondrotra ny zavatra rehetra hoe nahoana ? Ny vahoaka gasy efa kilalaon'ny mpanao pô... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 18:02
sareraka ( 01/06/2006 14:24)
AIR TIKO MADAGASIKARA
Miarahaba anareo tompokolahy sy tompokovavy ato anatin'ity fiaramanidina ity ny lehiben'ny mpanamory MARC RAVALOMANANA sy ny mpanamory mpanampy JACQUES SYLLA.Haharitra 5 taona ity sidina ity .Ilàna t... tohiny
novalian'i tsoupou ny 08/07/2006 12:07
sareraka ( 31/05/2006 14:41)
Marenina eo aho fa izaho hiresaka!!!!
Marenina eo fa izaho hiresaka marenina eo fa aza miresaka marenina eo fa vazaha miresaka...marenina eo hoa.. SILENCE TAISEZ- VOUS! -Raprezy dia lany daty raha diska dia efa ho vaky injao indr... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2006 20:37
sareraka ( 30/05/2006 06:03)
Nama e.... mama o.....
Nama e...mama o... tsy rarahanay izay 5 sy 4 taona itondràny anay fa ny vola be aferany mandritra ny 20 androm-pifidianana iny izay ihany ny anay ny anay ny anay....e nama o ..mama e... tsy ra... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 19:53
sareraka ( 23/05/2006 11:35)
Ny vato raha nahitàna soa hosorana tantely!....
Fomba fiteny io ary raha nijery ireo mpanao pôlitika nifanesy hatrizay aho dia tsy mbà nisy nanao io fomba io,rehefa akaiky ny fifidianana hay ery ny mambabo ny fon'ny vahoaka fa refa azo ny seza ve... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:14
sareraka ( 22/05/2006 10:08)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Herinandron'izao tontolo izao ... -miakatra tsy misy frein ny vidin'ny ciment. -ho avy indray ny déléstage. -rako-pantsy @ affaire clearstream ingahy VILLEPIN ao FRANTSA. INONA NO TSY MARINA A... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 09:31
sareraka ( 18/05/2006 16:52)
Eh! areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva....
Eh !areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva eh ! mbà velaro ny tsihy e fa hifanazàva... 1972:mandehana ianareo ry frantsay ,tsy mila anareo antsony izahay. 2006:mandehàna ianareo ry malagas... tohiny
novalian'i Optik ny 19/05/2006 17:37
sareraka ( 16/05/2006 07:48)
NO COMMENT!!!!
no comment! http://www.madanight.com/madagascar-photo-32705.htm KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZAO? SILENCE TAISEZ VOUS MEDITATION ! ... tohiny
sareraka ( 15/05/2006 15:39)
Angoridao mena kely no andihizana androany a!
Avant 2002: angoridao mena kely no andihizana androany ah inty re ny volanao enin-jato(3.000fmg) -ividiano fripperie ny ar 100 -ividiano slip koa ny ar 100 -ataovy frais ny ar 100 -ividiano var... tohiny
sareraka ( 12/05/2006 10:00)
Efa niainana teto mbola hiainana eto...
Efa niainana teto mbola iainana eto .. Izay artista mitsikera ny mpitondra dia vao maraina dia tongavan'ny pôlisy tsy mahazo mihira io hira io. Efa niainana teto mbola iainana eto.. Izay fa... tohiny
novalian'i vale ny 18/05/2006 14:11
sareraka ( 12/05/2006 08:58)
ity ary misy dinika atolotro ho anareo rehetra e
Misy hadisoana ve ny nataon'ny mpitondra rehetra hatrizay teto MADAGASIKARA , rehefa lany dia mameno paosy?... tohiny
novalian'i toovs ny 12/06/2006 16:26
sareraka ( 12/05/2006 06:51)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Inona no vaovao manerana ny tany? herinandron'izao tontolo izao: -Nihen-danja ny dollar manoloana ny euro sy ny yen. -Tonga saina ny mpitondra malagasy fa lafo tokoa ny vidin'ny solika! -Hison... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095