Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sareraka, milahatra araka ny daty
sareraka
(
11/05/2006 19:10)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-Atoa MAHAFARITSY SAMUEL no filoha vaovao nisolo an'i LAHINIRIAKO ao @ A.N
-Atoa LAHINIRIAKO kosa hilatsaka ho filohan'ny MADAGASIKARA @ 2007
-Izay antoko miady...
tohiny
novalian'i arson ny 17/05/2006 11:28
sareraka
(
11/05/2006 13:55)
AZA MISY MITENITENY HO AHO...
Amin\'ny fankalazàna ny faha 34 taona ny 13 mai afaka andro vitsivitsy izao dia mbà hanao tononkalo kely e,tsy ditrako angamba aloha e fa milàza izay zava-misy depuis 72 izay fotsiny ihany ny hevit...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/05/2006 09:09
sareraka
(
10/05/2006 11:32)
13 mai ....mizàra 2 mazava tsara eto MADAGASIKARA!
Afaka 3 andro dia tonga ny 13 mai 2006 daty manan-tantara tsy azo odiana fanina eo @ tantaran\\\'i MADAGASIKARA,dia ny 13 mai 1972 izany .Ho an\\\'izay mbola tsy mahalàla dia nirodana tao aorian\\\'i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 04:34
sareraka
(
10/05/2006 10:24)
Aiza ianareo rey olona ah!!!
Izao no zavatra marina lazaiko anareo ,resa-be izay hoe: Minoa fotsiny ihany! sy ny fahamarinana sy fahamasinana izay andriandrian'ny mpitondra ankehitriny .Firifiry ireo olona nilaza ny tena marina t...
tohiny
novalian'i lamie ny 11/05/2006 17:27
sareraka
(
10/05/2006 07:52)
Fifidianana filohan'ny repoblika eto MADAGASIKARA ....
Hita ao @ ireo gazety rehetra fa ho fantatra ny 03 desambra 2007 ny filoha vaovao izay hitondra an'i MADAGASIKARA, izay tsy filoha vaovao moa fa efa fantatra!!
Ny antony dia tsotra, izany hoe ao anat...
tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 10:16
sareraka
(
08/05/2006 10:41)
Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjàka misy.....
Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjaka misy fa ny amidy angady ho an'ny vahoaka tsy misy...
Izany no zava-misy ankehitriny MAMPALAHELO TOKOA!!!---BOEING 730-300 AIR FORCE 1 ho an'ny prezidà
-140 4*4...
tohiny
novalian'i adidy ny 21/05/2006 10:47
sareraka
(
05/05/2006 22:09)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
herin'andron'izao tontolo izao
-nahemotra ny vote de confiancen'ingahy LAHINIRIAKO
-Mi-gréve ny pilote ao @ AIR MADAGASCAR mitaky avo 3 heny ny karàma raisiny...
tohiny
novalian'i Optik ny 08/05/2006 11:38
sareraka
(
05/05/2006 17:16)
DIA MANGATAKA RE TOMPOKO O!...
DIA MANGATAKA RE TOMPOKO O!
Nangataka tany Amerika
ka ny gasy rehetra voafika
dia lazaina fa hoe makaolioka
kanefa dia varin'aliaka
Nangataka tany @ CHIRAC
kanjo sendra ny akoho fantàka
ka n...
tohiny
novalian'i naej ny 06/06/2006 07:42
sareraka
(
05/05/2006 13:13)
Niresaka ny filoha allemand t@ Mr le prezidà!
Gaga ny filoha allemand nahita ny vahoaka indrindra tao ANTANANARIVO .Ary toa manaiky izay baiko teneninao daholo hoa ny vahoaka e!
Eisy tongava ianao @ 2007 hanaovako azy ,omena T-shirt 1 ireo dia a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/05/2006 13:26
sareraka
(
05/05/2006 08:54)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
herinandron'izao tontolo izao...
-androany aprés midi no ho atao ny vote ao @ assemblée nationale momba ny déstitution'ingany LAHINIRIAKO..
-miha milentika ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:20
sareraka
(
04/05/2006 18:29)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?....
Inona no vaovao manerana ny tany?
herinandron'izao tontolo izao..
tsy takatry ny kely vola izao ny atody o!...
Miady antrano ny TIM
aiiii aza hitako ka ny lehibe no miady
ka ny ankizy no voapo...
tohiny
novalian'i vale ny 20/05/2006 10:10
sareraka
(
04/05/2006 13:41)
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO.... FILOHA RA8!!!
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
Misaotra anao Andriamanitra
izay nangatahiko tsy diso
manjaka be ny disadisa
ao koa ny gidragidra
mandeha tsara ny BORA
mandeha soa ny CEDES
e jereo ny anakà...
tohiny
novalian'i lamie ny 10/05/2006 19:25
