Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rurik, milahatra araka ny daty
rurik
(
16/08/2006 08:24)
saika mba mila toro evitra kely
mahita io fandefasana vola eo ambony io aho dia saika mba hanotany we tsy misy atahorana ve le mandefa vola @ ( westerne union ) par enternet io???
misaotra betsaka ....
tohiny
novalian'i belahasa ny 24/08/2006 10:17
rurik
(
16/08/2006 08:04)
mba jereo ange eto fa dia mahavarina
nahaliana ahy ny nijery ity , dia mba zaraiko aminareo ka dia mazotoa eeeeeeeeee
ahafahana mijery ny toerana misy anareo par satelite
fa mila telesargena. dia mazotoa izay afaka mijery....
tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 12:54
rurik
(
22/06/2006 07:06)
Fanampinanarana gasy
saika mba hitady fanampinanarana gasy raha mba misy manana ohatra fanja, na andry sns.... na lahy na vavy mety daholo.
misaotra betsaka ôôô^....
tohiny
novalian'i hertix ny 16/02/2008 17:40
rurik
(
19/06/2006 10:43)
sovoka
misy fanotaniana manitikitika ahy koa mikasika ilay fiterahana ihany.
le any dago we tsy mandray rano mangatsika , mitandrina,tsy mivoaka ny trano sns.... rehefa teraka fa sao voan'ny sovoka voan'ny...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/11/2007 18:13
rurik
(
19/06/2006 05:57)
mba fanotaniana kely
tena manafisaka kibo tokoa ve ry reto raha avy miteraka dia manao bandy?
...
tohiny
novalian'i rurik ny 01/07/2006 14:05
rurik
(
24/04/2006 13:35)
antsary citron
sao mba misy mahay manao lasary voasarimakirana.
mba te hihinana anefa tsy mahay.
misaotra....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 13:16
rurik
(
05/04/2006 08:16)
tena we eritreritra nandalo ty an
Asa nareo na mba mahatsikaritra tahaka ahy fa ny olona eto @serasera ny maro dia toa manana bac+5 daholo mba marina ve reo sa......8O8O8O8O...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 03:27
rurik
(
28/03/2006 09:18)
lasary karôty
ahoana angaha no fanaovanareo lasary kaôty fa toa manao aho fa tsy matsiro tahaka ilay fohanina any mada ireny ilay misy laisoa kely miaraka aminy???...
tohiny
novalian'i nenipita ny 03/06/2006 14:21
rurik
(
21/03/2006 12:08)
akanjon' akizy vita malagasy
Saika mba hanotany aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny .
misaotra....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 14:59
rurik
(
21/03/2006 12:04)
akanjon' akizy vita malagasy
Saika mba hanotany kely aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny ??
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/05/2006 14:49
rurik
(
20/12/2005 13:16)
ravitoto sy voanio
saika mba anotany aho ry reto sao mba misy afaka manome resetin'na ravitoto sy voanio azafady , te hahandro nefa tsy mahay , misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i Sorate ny 10/01/2006 07:27
rurik
(
17/11/2005 09:27)
tsy misokatra ny afatra
ery an fa maninona angaha no tsy mety misokatra ny afatra hitako izao fa misy afatra tonga dia sokafako fa tsy misy ninoninona ?:D...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/12/2005 12:15
rurik
(
22/09/2005 16:48)
fanotaniana momban'ny fanafody
Nihaino radio aho t@ alahady dia naheno ilay resaka fitsaboana toin'ny hoe tongolo sy lesoa rouge toa hoe fanafody kohaka raha tsy diso aho .Nisy tsy henoko avy eo ilay zavatra hampiasaina omena ny a...
tohiny
novalian'i vivi ny 10/10/2005 22:20
rurik
(
20/06/2005 19:13)
Tsetratsetra tsy aritra
mba gasy ihany aho fa tena maro ny fomba fiarabana tsy haiko ,mino aho fa maro koa ny tsy mahalala toa ahy ka tsy aleo ve mifampahafantatra eto e!dia samy mametraka 1isan'olona.
ohatra -manahoana...
tohiny
novalian'i Bariry ny 11/11/2005 21:18
rurik
(
15/06/2005 11:20)
hono hoa ryreto?
miala tsiny @izay efa namaly fa averiko indray ity fanotaniana ity ,fa maninona angaha no misy olona mahatadidy ny nofiny rehetra rehefa mifoha ,ary maninona koa no misy ny tsy mahatadidy? hatako mant...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:05
rurik
(
26/05/2005 07:17)
fifaninanana manao sary
indray andro hono tao ampianarana ny ankizy dia nilaza ny pampianatra hoe samia manao sary izay tiany dia hahazoana noty,dia samy nanao sary daholo,rehefa vita izany dia nilahatra nakeny @pampianatra...
tohiny
novalian'i dadabe ny 02/07/2005 13:36
rurik
(
10/04/2005 18:22)
mitady olona avy any Nossy be
asa raha mety fa nahita ireo namana mitady olona ireo aho dia manararaotra.Raha misy dia aza misalasala e....
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 04:37
rurik
(
24/03/2005 08:47)
nofy
saika mba hanotany aho hoe . inona angaha no mahatonga ny manonofy lava mety misy resaka tsy fahasalamana ve sa ahoana?...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:35
rurik
(
21/03/2005 22:53)
fiarabana
Manatena aho fa mandray anjara @ ity serasera ity ianao ry Ramatoa Perlett izay nifaninana t@ question pour un champion . Faly miarahaba anao ny tenako arymirary ny fialantsasatra tsara ho anao . tena...
tohiny
novalian'i rurik ny 29/05/2005 11:43
rurik
(
18/03/2005 14:29)
hanatsingita sy henakisoa
ary ianareo ve efa nihinana hanatsingita sy hena kisoa? tena matsiroa....
tohiny
novalian'i rurik ny 17/05/2005 14:05
