Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naughtyboy, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 12/02/2009 17:10)
SAINA VALAN-TAINA izy mitsamm fa hifampody,happy st Valentin
http://by114w.bay114.mail.live.com/att/GetAttachment.aspx?tnail=0&messageId=cd71aebb-5cfa-48f0-835d-638add36356c&Aux=4|0|8CB5B2F0BAF1220| vaovao azo farany,aiza ka aiza fa sariny vedety azo ampiderai... tohiny
naughtyboy ( 07/02/2009 04:28)
firaisankina no lalana ialàna @ fahasahiranana misy
@ mahaolompirenena tsotra mahatsapa ireo olana arapolitika miseho eo @ mpitarika antoko ao amintsika dia fiarahamiasa no andrasana eo @ 2 tonta @ izao vanimpotoana izao.Ilaina ny @ fifanarahana @ and... tohiny
naughtyboy ( 29/01/2009 19:39)
eto isika izao fa tsy azony mpanao politika arirarira ....
ny vahoaka dia mandry tsy lavo loha ary mbola tsy nahazo vinavinankevitra na rafitra fanorenana sy paika matotra ialàna @ izao kizo izao ,manomboka ho lasa saina ny olona ilaozany ry zalahy miady isa... tohiny
naughtyboy ( 28/01/2009 13:28)
Ady @ krizy politika ary firosoana @dingany filaminambahoaka
Ny fo rano hono mafana nefa ny saina no mandinika ary ny fanahy no mpandrindra ny zv rehetra iarahamahalala ...fotoana fohy monja no lasa dia nitsimbadika tanteraka ny fiainampirenena ao amintsika,fi... tohiny
novalian'i ermia ny 28/01/2009 14:15
naughtyboy ( 26/01/2009 17:23)
aiza ho aiza ny toedraharaha @ izao fotoana sy ny vahaolana?
Ao anaty krizy indray isika rehetra noho ny fiziriziriana ataony fitondrana minia tsy mahafantatra ny fitakiana ataony ireo leony tsindry hazo lena ,tsy ny ao Antananarivo irery intsony fa tafiakatra ... tohiny
naughtyboy ( 25/01/2009 04:42)
Porofo fa tsy hosopotaka na fanaratsiana fitondrana bobongol
tsy eo ambaravarana intsony fa ao anatiny fiarahamonina sy ny fiainana mianjady @ ireo malagasy voageja ny tsy rariny ary fahoriana nateraky ity fitondrana ity,ka anjarantsika no mitsara fa tsy hiarit... tohiny
naughtyboy ( 23/01/2009 02:25)
2009 taonany
Raha ny fijeriko manokana ity taona ity dia taona tokony hanome,fifohazantsaina matotra @ ireo lasa teo aloha ka hitondra fijery mahomby sy famindra malina,fiovana no teny mahafehy izany .I Gasikara... tohiny
naughtyboy ( 21/01/2009 10:23)
Aiza no toerana misy nositsika sy ny malagasy @ izao fotoana
fiangaviana anreo izay tsy tia soratra lavabe aza vakiana re tompoko azafady fa tsy ilainao akory:-D Taona 2009 ,raha ny velarantany sy ny fitomboany vava homana(2,8%) no anombohana ny resaka dia 3 ... tohiny
naughtyboy ( 20/01/2009 04:05)
Androany ny famindrampahefany bekintana @ Atoa B.Obama...
Dia androany ny fitokanana maha filoha faha-44 ny bekintana an'Atoa Barak Hussein Obama(afrikana amerikana)mpifaninana natolotry ny antoko demokraty ary handraisany fahefana feno @ mahafiloha azy ka i... tohiny
naughtyboy ( 15/01/2009 15:32)
Raiso ny adidy ary antsika ny safidy ...
Fanoitra voalohany miainga any amintsika ny fahatsapana sy fandraisana ny adraikitra tandrify antsika jiaby io no antsoina oe adidy,betsaka ireo mahatsapa fa ilaina ny fiovana no fenitra ho tratrari... tohiny
naughtyboy ( 13/01/2009 12:24)
misy raha latera..
bobaka ihany reo asa ilaina fahaizana manokana fa santionany @ zany ireto W.C mandeha2 ,bizna be manadala http://co112w.col112.mail.live.com/mail/InboxLight.aspx?FolderID=00000000-0000-0000-0000-0... tohiny
naughtyboy ( 09/01/2009 15:44)
iza oa le romeo & juliette tsika malagasy fa adinoko..
@ tandrefana moa de romeo & juliette na Bonnie & Clyde @ bekintana fa isika ko mbo nanana ny antsika i Ravolahanta sy iza mo le bandy fa adinoko zay tao Tritriva ra tsy diso aho ..mila jiro kely tompo... tohiny
novalian'i namanabe ny 10/02/2009 11:44
naughtyboy ( 09/01/2009 12:26)
mbola ho avy ilay maraina ny Gasikara malala..
tsy azo ekena ny fihevitra fa tsy hitraka intsony ilay nosy malala,marina fa be ireo niondrana aty ivelany noho ny zvmisy iainana ao amintsika,nefa tsy maty ao ampony ts1.1 ilay nosy nalatsahany tavon... tohiny
novalian'i tataka ny 20/01/2009 14:01
naughtyboy ( 08/01/2009 13:22)
ony oa,tena maty tko v iny Pierre Be kongofo tao amitsika ..
asa mo na oviana na ovina fa to t@ androny deba no nisiany reny kongofo gasy reny ary nisy le Me Pierre( za kalo de tsy mbola nahita tava azy atrizay niainako fa ny sariny no efa hitako)be nitarika iz... tohiny
novalian'i jairai ny 09/03/2012 08:18
naughtyboy ( 07/01/2009 15:35)
sombiny reo zvmiafiny tontolo marolafy faha-5
tsy inona akory fa ilay antsoiny vozongo oe 5e dimension mahavarina tokoa reo herintsaina avo lenta toy ny psychokynesis , telepathy , meduimship,remote viewers(ampiasainy CIA,FBI,MOSAD..) na dadara... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 16:29
naughtyboy ( 07/01/2009 14:24)
iza no mba afaka anazava ity andalana ity aminay e..
@ maha tsy mpamangy fiangonana firy ny tenanay mo zany de mbola mila fitsilovana andalana kely @ ty fa nisitona ny saina le izy ka mba tolory tanana ze mahafantatra ny heviny,dikany tsotsotsa ra azo a... tohiny
naughtyboy ( 15/11/2008 14:35)
ifarana rapitso ny fivoriany G20 /Washington momba ny krizy.
noho ny rivotry ny krizy aratoekarena miseho @firenena maro erantany izao de nanomboka,nikaondoha ireo filoha sy mpisolo tenany fifandraharahana aratoekarena erantany andro vitsy2 izay ary ifarana rap... tohiny
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:09
naughtyboy ( 14/11/2008 18:03)
...aiza ndray nareo @ reto mpiangaly piano reto..
http://fr.youtube.com/watch?v=g8N-i8JAEeE tena saina tia mikarokaroka izao ...lasa ihany saiko ra mba afaka mifaninana @ bandy ny sipa @ resaka otrzao =)) =)) ... tohiny
naughtyboy ( 11/11/2008 10:30)
mitombina v le\"tsisy romanss ra tsisy finanss\"sa haitraitra
tsy isika @ zao fotoana ihany no lasa saina @ fanotaniana io fa efa atr@ nahatany ny tany ,resaka fiarahana na atr@ fanambadiana sy fanabeazana ny ankohonana de safidy no mitondra fahombiazana @ olona... tohiny
naughtyboy ( 28/10/2008 15:14)
Ho avy ity ny US election ny maso rehetra de mitodika..
mitodika @ bekintana ny masony tontolo rehetra ,miandrandra ity fifidianana ho avy tsy ho ela ity,ny demokraty kandida B.Obama no mitarika ny isa ambony @ fanadihadiana atr@ zao(survey polls) ary i J... tohiny
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0376