Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naughtyboy, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 05/10/2008 15:29)
tena itondra vokatra tsara v ny QMM,total,exxon,sheritt..
anjarantsika no mandinika sy mahafantatra marina ny vokatsoa entiny reny fitrandrahana ny harentsika raha ahaleo ny sarany ny vidiny noho ireo loza ateraky ny tsy fiarovana ny tontolo iainana ny ao Ca... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 10:02
naughtyboy ( 24/09/2008 18:11)
asa nareo ra efa naheno tantara toy any koffi Yannick..
..m'lay ko zany bandy kely afrikana fiavina ary teratany australian 8 taona milalao mozika miaraka @ pro ,vao 10 volana defa nihira ny hirampirenena Ivory coast,2 taona de mihira thriller integrale sy... tohiny
novalian'i orona ny 25/09/2008 10:46
naughtyboy ( 24/09/2008 16:25)
zao v no atao oe maso b tsy mahita sa ahona...
http://uk.youtube.com/watch?v=qnYKa2n47-4 ahona ny hevitrareo @ zao asa na illusionist na fahaizana mifehy ny gravitation ..tsy hay2 tsony fa mahavarina e :-D ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/11/2008 14:19
naughtyboy ( 24/09/2008 16:11)
tena efa misy mpandimby i zizou ra izao no mitohy...
http://www.youtube.com/watch?v=UDlSF69p9Jg ny zanak'i Z.Zidane ,enzo milalao @ ekipa benjamin real :lol: :-D ... tohiny
naughtyboy ( 08/09/2008 19:03)
sao efa tsy fanajana ny lalany zavaboahary intsony izao..
tsy rediredy ty fa tena zava misy ity nanaitra ny saiko eto ity hozaraina fa tsy resaka honohono,na atao ampitahorana ny hafa ka isika no ts1/1 no iaramahita ny mety hiseho avy eo.. ny fandaharan\'as... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/11/2008 13:58
naughtyboy ( 07/09/2008 18:02)
jery indray mitodika ny tantara politika teto M.kara...
Somary ho lava ihany ireto raha tantara nandritra ny fahatongavany reo mpiavy samy hafa atr@ niforonany malagasy ka atr@ rafimpitondrana misy @ zao fotoana nozaraiko 4 ny fomba fijeriko,tantara sy re... tohiny
naughtyboy ( 31/08/2008 13:32)
misy gospel music mba nohenoiko nafinaritra ho zaraiko ito..
"this little light of mine.."fomba arajavakanto entina manambara ny vaovao mahafaly @ hafa nahafinaritra ahy ka mba zaraiko etohttp://www.youtube.com/watch?v=T3rn6eZKj0U&feature=related# de ankafizo t... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:21
naughtyboy ( 30/08/2008 19:00)
ony oa sao mba misy fanalana azy otrany tony streetdancer..
sao mbo misy itanareo any azo zaraina ..any elantsiny fa ngozo le kofa kely ato fa enjana lery kahhttp://www.youtube.com/watch?v=YWgz9shM_YE&NR=1#de ankafizo e... tohiny
naughtyboy ( 28/08/2008 12:13)
famerenana fitsapana ivo ankapobeny eto @ politika..
nanapakevitra ny mpitsara t@ reo fanadinana sy ny akademia @ sampana fanabeazana fa amoaka ny valimpanadinana ofisialy androany ka ireto no sombitsombiny farany @ zany.Fa alohany zany,dia misy fanitsi... tohiny
novalian'i penguin ny 08/10/2008 12:29
naughtyboy ( 26/08/2008 20:55)
otraotranzao zany zany le redirediny MEFB ry zareo..
http://www.mefb.gov.mg/tx_lois/tx_lois.htm#LOI%20DE%20FINANCES%202008 ny MEFB anisany reo nandrafitra ny MAP reo volavolandalana sy lalampanorenana ifehezana ny fanatontoloina ny toekarena erantany s... tohiny
novalian'i penguin ny 08/10/2008 12:26
naughtyboy ( 22/08/2008 12:10)
Ny toetsaina malagasy sy ny fahendreny Ntaolo ..
Nisy nofy nahafinatra ahy tsy ela zay ho zaraiko eto ,sendra tafiditra tao andakilasy aho indray mandeha nanatrika famelabelarankevitra nataony mpianatra 1,somary hafahafa zay mo no anarany ilay sekol... tohiny
naughtyboy ( 18/08/2008 11:28)
ra misy manotany isika oe ahoana no fomba fijerinao ny fitia
ny fitiavana ...malalaka be valiny ary azo iadinkevitra ao oh.reo mihevitra fa ny fitiavana de,namana ,olontina,Andriamanitra ,vola.. amiko zany de ty no filazany oul 1 ty no manakaiky azy " It's ... tohiny
naughtyboy ( 11/08/2008 16:03)
efa ela ihany no nanitikitika ahy ty fanotanina ty ..
mbo mangataka valiny mahafapo aminareo ry andriambavilanitra hajaina isany eto ny tenanay fa tsy mety voavaliko atr@ zao oe inona marina no zv katsahiny vhv @ akapobeny ? ra lhl manko tsy de betsaka f... tohiny
novalian'i belakely ny 05/09/2008 22:45
naughtyboy ( 03/08/2008 17:19)
tony zany mpisam refa matihanina fa mailo ihany ry zareo..
http://www.youtube.com/watch?v=hboPd9GzJxg# miaiky tena pro le bandy ato ty kah na ny pra aza manofa anlery ampianatra azy isambotra mpisam :-D :-D ... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 13:48
naughtyboy ( 27/07/2008 16:25)
reo faminaniana fantatra atr@ sy ny fahombiazana nentiny..
fanotanina mahalasa saina antsika rehetra ndray2 oe tsy azo fantarina mialoha v ny zv miseho rehetra,ny loza voajanahary oh,ny toetrandro ,fifandraisany oul sy ny zvboahary ny iafarany zo tontolo zao... tohiny
naughtyboy ( 30/06/2008 17:39)
inona no fanafany ty ady @ fahatrana mahazo ny vahoaka ..
misy fijery itovizako @ reo filozofa tandrefana to andry Plato sy ry Hegel ary ry Marx momba ny ady @ fahantrana( proletarian unity )ra atao bango tokana ny fahorina mahazo ny vahoaka malagasy de efa... tohiny
novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:24
naughtyboy ( 21/04/2008 17:31)
milay kosa ny reviny saka ra toy zao
http://www.youtube.com/watch?v=eZZXkd7l8Zc# :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/04/2008 18:14
naughtyboy ( 11/04/2008 12:39)
mampatsiaro ny tanana less tony vazo tony
ankafizo tony ,gasy ka manja http://www.dailymotion.com/video/x4bgy1_mima-anyah-bodo-poopy-kiady-luc-tov_music... tohiny
naughtyboy ( 07/04/2008 16:53)
Inn ary zany o ankamantatra
misy faritra 1 mahafinaritra ao aminao ,mahateho tia lalandava ra mikantona tery de tery ra misokatra mandomando,tiko jerena lalandava .. anareo ny manaraka... tohiny
novalian'i Mio21 ny 15/04/2008 20:05
naughtyboy ( 09/03/2008 16:55)
asa nareo ry zalah ra efa sendra anitony..
tafaresaka tsy nahy t@ oul milaza ny lasa sy ny zv itranga aho ary fa maro2 ny voalazany momba ahy no mitombona,tsy napoiziko fa sipa namana zao le izy ary nisy oh.1 zay voalazany momba ny fianakams z... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0234