Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naughtyboy, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 23/06/2007 09:19)
Rainivoanjo sy ny tantarany..
samy naheno ny momba an'iny kofa iny daoly mo sika na i mahaleo aza mihira an'io ra tsy diso aho ,ny tiako fantatra de angano ve izy io sa tena nisy ary ra nisy mbo zarazarao eto zay mahalala de ao ko... tohiny
naughtyboy ( 17/06/2007 16:50)
Avandra masina na ny higgs boson
nahavarina ahy ny namaky ty fikarohany mikasika ny avandra masina(holy grail na higgs boson) elako tsiny ra ifangaro teny vahiny ny fanazavana ,inn moa izy io?mba ahazahoana mahafantatra ny singa nif... tohiny
naughtyboy ( 09/06/2007 12:25)
tsikitsiky lava
:lol: http://www.dailymotion.com/video/xsh45_pazzapa-1tsikistsiki-lava milay tony vazo tony sa ahona ry zareo na efa ela aza no tsy heno.. [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
naughtyboy ( 15/05/2007 16:44)
ho any ze mirevy kitra njay ty e
http://3.upload.dailymotion.com/video/xhq5a_footskill... tohiny
naughtyboy ( 07/03/2007 18:56)
vaseline
nisy mpivady nanazava ny heviny momba ny fiainany mpifankatia teo @ fandaharana 1. Mpanolotra(M.1): mbola misy ve zv tsy azonareo 2 resahana ve na ny any ampandriana aza na ko fady2 Vhv(V.2):An3... tohiny
novalian'i nambina ny 14/03/2007 15:07
naughtyboy ( 13/07/2006 10:37)
mbola manintona ny sainy mpakafy bol ihany ny momba lay ..
mpanjakany kitra vao2 zidane ,nisy l;ahatsoratra nahatsikaiky ahy ty avy @ evening standard 12/07/06 zay mbola resabe hatr@ zao na ivelany frantsa aza raha oharina @ fandreseny reo italiana ka asa ny... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2006 19:28
naughtyboy ( 05/06/2006 08:13)
ny tany ve no lany vatsy sa ny olona no miharatsy...
de tsy maintsy hiaina ny gidra2 ny matanjaka(superpower nation) eto foana ve isika ,zao ndray zany i Bush mila manambitamby resaka @ Iran satria misy toejavatra 2 tsy azony ialana : - lasa mihena ny... tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 08:46
naughtyboy ( 31/05/2006 20:04)
rompatsa sy anamalaho
sao de mba misy mahay manome ny fanaovana nio re fa tsy mazava tsara ny momba nio, ny fahalalako ahy zao de: -Ovy 200g voatetika -tongolo 2 zaraina 4,tongolo gasy 2 vaventy voapotsitra -henomby asi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0248