Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naughtyboy, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 17/02/2008 20:27)
fanabeazamboho ny fifandraisany ts1-1
Betsaka ny zv nahafinaritra ahy tato @ serasera ka isaorana ny mpandrindra sy ny mpikarakara rehetra ny vita rehetra lasa ny eritreritro ndray2 fa ny fahasamihafany ts1-1 no tokony hampivelatra ny ... tohiny
novalian'i ratonton ny 27/04/2008 13:12
naughtyboy ( 29/01/2008 13:53)
reo olomalaza sy manapahaizana..
asa isika na mba mahafantatra olona mitovy2 @ tony na azo atao oe maningana ao anatiny maro mba resadresahana,ny tena manampahaizana amiko ikoizana atr@ zao taonjato maro2 zay,voalohany raha asina lah... tohiny
naughtyboy ( 11/11/2007 10:34)
asa marina ry zalah oe inona mo ny atao oe instinct
samihafa mintsy ny fisehony instinct lhl sy vhv zay iarahamahalala fa mbo tiko ho fantatra ny fijeriny hafa azy io? ny fahazaoako ny tsy mampitovy azy io zao de avy @ le hery mpiahy(noho ny toetra vo... tohiny
novalian'i KAMBANA3 ny 13/12/2007 10:42
naughtyboy ( 05/11/2007 13:57)
ony oa ahoana ny fomba fijery malagasy tsirairay aty ivelany
mba liana aho te ahafantatra ahoana no fijeriny gasy mpiray tanindrazana amiko mivahiny na monina aty andafindriaka ka asa isika rehetra,ny fomba fijeriny ny mahaizy azy sy ny mahamalagasy azy eo aniv... tohiny
novalian'i papala ny 07/12/2007 13:14
naughtyboy ( 25/10/2007 21:50)
mpihira mpamorokira mpiangaly glita hafa noho ny hafa
asa ra efa renareo ty mpanakanto amerikana anisany lehibe taorinany jimmy hendrix @ taranja metal rock,mpanjakany metallic jason Becker http://it.youtube.com/watch?v=OFjQgDe_a0E# izy de anisany reo a... tohiny
naughtyboy ( 21/10/2007 20:29)
mafinaritra foana ny hira gasy toy tony sa ahoana ozy nareo
http://www.dailymotion.com/video/x2uoh0_bodo-tovo-jhay-din-silo-tearano-rod_music... tohiny
novalian'i mbaliana ny 23/10/2007 08:46
naughtyboy ( 08/10/2007 17:43)
raraka ihany ny iviko @ tony bandikely misy talenta tony
http://fr.youtube.com/watch?v=JP7NvDN0wuo... tohiny
novalian'i melody ny 22/10/2007 20:28
naughtyboy ( 22/09/2007 13:14)
refa le maka aingampanahy iny ndray2 de mihaino hira no .
mahavatana ahy ny mihaino jazz milamm oh.http://fr.youtube.com/watch?v=uMSPgL4v7hU ,inona kosa no hira mbo akafizinareo... tohiny
novalian'i cutie ny 23/09/2007 21:10
naughtyboy ( 18/09/2007 17:40)
tony ny lalany besandry(loi du talion) @ biby samy biby
aza sokafana oany zay mora tohina fa mahavarina... tohiny
naughtyboy ( 14/09/2007 19:46)
gravy be ko ny firaisankinany izy 3 mitsamm reto
:-D:-Dhttp://fr.youtube.com/watch?v=aUM8rnUNbbcza kalo de tsy mba namana @ toy zao =))... tohiny
naughtyboy ( 14/09/2007 13:49)
I can feel it coming.. tsy hanenenana ny mihaino an'itony
http://fr.youtube.com/watch?v=swdnmMgaesE... tohiny
naughtyboy ( 13/09/2007 16:38)
aza manody ny toy zao
http://fr.youtube.com/watch?v=NJtKmJTYs0I:-D:-D... tohiny
naughtyboy ( 02/09/2007 11:01)
reo goal mapme ndrindra atr@ zay
http://fr.youtube.com/watch?v=q1yNI71X2nI... tohiny
naughtyboy ( 02/09/2007 10:27)
hafa nefa tsy masosotra ..
mbo te izara tony vazo tony elatsiny ra vahiny le izy na efa ela aza no nivoaka http://fr.youtube.com/watch?v=LD5sahXoj0U... tohiny
naughtyboy ( 02/09/2007 10:12)
tsetsatsetsa tsy aritra..
fanotanina kidaladala tsy afaka ato antsaiko ny oe ilaina foana v ny fitiavana vao afaka miaina tsara ny oul 1? azavaiko kely ny tiko volanina ilainy zv mananaina rehetra ny fisiany ny hafa mikarakar... tohiny
naughtyboy ( 27/08/2007 12:51)
revy gloom
enjana ko ty bandy 1 ty na de eo aza jimmy hendrix,santana @ guitare .sarotra ihany mantsy le hira ty:" maple leaf rag " scott joplinhttp://youtube.com/watch?v=wShR8H5QWSM... tohiny
novalian'i nihary ny 11/09/2007 11:10
naughtyboy ( 20/08/2007 20:28)
bandy avo feo
efa taloha b ty vazo ty fa ny nahagaga anah de le feonlery avo b na i sakelidalana aza voany http://www.dailymotion.com/video/xt717_earth-wind-and-fire_music:-P... tohiny
novalian'i cutie ny 24/08/2007 23:16
naughtyboy ( 12/08/2007 17:35)
vazo milamm vahiny mafinaritra
revena milamm @ tony hira tony ny fiainana ndray2 de lafatra:-Dhttp://www.youtube.com/watch?v=U5vyCkL9gM8... tohiny
naughtyboy ( 08/07/2007 13:52)
ho an'zay makafy Ray charles..
mahavarina toko ny tantarany lery sy ny mozikany ra samy artista ary ty misy version hafa le hira akafiziko hirainy alicia keys +jamie foxx "georgia on my mind" reveo manjahttp://www.youtube.com/wat... tohiny
novalian'i ratonga ny 09/07/2007 15:01
naughtyboy ( 24/06/2007 15:18)
tena lasany Barca less Titi (Thierry Henry)
vita zany transfert lery fa isalotra akanjony barcelona lery @ saison manaraka eo tena banga b loatra i Arsenal nilaozany nefa na i A.Wenger aza mety anaraka an'lery ra vao tapitra ny contract-ny Riij... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0232