Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i naughtyboy, milahatra araka ny daty
naughtyboy
(
30/03/2009 07:44)
politisiana gasy tsy ampy saina amboarin'ny frantsay ...
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ireo...
tohiny
naughtyboy
(
30/03/2009 07:28)
politisiana gasy tsy ampy saina amboarin\'ny frantsay ...
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin\'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an\'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ir...
tohiny
naughtyboy
(
30/03/2009 06:57)
politisiana gasy tsy ampy saina amboarin\'ny frantsay ...
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin\'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an\'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ir...
tohiny
naughtyboy
(
27/03/2009 09:55)
Rehefa ny fototra no tsy tsara dia hianjera na béton aza ...
Efa tsy eken'ny tany aman-danitra ny fangalaram-pahefana hita teo ka na hanova na tsia i andry ny constitution izay notakian'ny fikambanam-ben'ny Afrikana(A.U)ahitana firenena 53 izay tarihin'i Muam...
tohiny
naughtyboy
(
20/03/2009 08:01)
Ny zv tsy mazava @ ty coup d'état ity sy ny misy anle8
lasa 155 isa izao ireo mpandroba safidimbahoaka erantany sy mpanao ankeriny fanjakana ary didy jadona era-tany,santionany @ ireny
-Manuel Quintas de Almeida(rasily lieutnant São Tomé and Príncipe...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:47
naughtyboy
(
14/03/2009 08:52)
Ireo lesoka sy tsoaka tsara jerena @ zao savorovoro politika
Ny isavorovoroan-kilatoana hoy ny fahendren'ny razantsika ary soa lavo hahay mamindra,hevitra vitsivitsy tiako hisintomana ny saina eto sy ho zaraina dia ireto ankoatry ireo maro andalana tsy voatanis...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 14/03/2009 17:36
naughtyboy
(
13/03/2009 15:04)
Firaisam-pirenena taratry ny fitiavan-tanindrazana...
Niniako tsy nalefa tany @ adi-hevitra politika ity resaka ity fa teto satria betsaka ireo tsy mandinika ny voalaza fa mandray an-tendrony ho taratry ny faniriana iray ihany manambatra ny fanantenan-ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/03/2009 08:43
naughtyboy
(
13/03/2009 08:22)
Tonga @ hoe "tsihy be lambanana ny ambanilanitra"...
Hevin-teny tena natao hiarovana ny firaisan-kina malagasy na ny vahoaka no hery izany hoe tsy azo hiodivirana ny safidim-bahoaka
Antso ataoko manokana ireo olompirenena rehetra manoloana ny adilahy ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/03/2009 13:51
naughtyboy
(
11/03/2009 10:23)
efa manangasanga v ny directoire militaire...?
Na dia efa samy henontsika rehetra aza @ fampielezambaovao hafa dia araka ny tatitra nataony ireo matoambaovao vahiny toa ny \"The Asian age, Al Jazeera\"avy ao kontinanta samihafa de efa akaiky ny fa...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 12/03/2009 08:11
naughtyboy
(
06/03/2009 08:07)
tsy lasa tsony ty ataonle Andry tsy vaky atatra ty lke .....
ra tena avy @ fitondran\'i le8(izay tsy faly @ fiantsoko azy io de mahazo mitory)
no naniraka ireto Emmo Nat ireto de tena tsy ho tafajanona ela eo intsony le8babakoto.Azo sainina ihany koa anefa fa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:49
naughtyboy
(
04/03/2009 14:57)
iza no ambadiky famongorana ankeriny aratafika hahazo anle8
En date de : Mar 3.3.09, francois ramaroson a écrit :
De: francois ramaroson
Objet: Nandray ity aho dia mizara
À: Undisclosed-Recipient@yahoo.com
Date: Mardi 3 Mars 2009, 7h...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 21:39
naughtyboy
(
03/03/2009 12:58)
zaraina eto ho anreo tia jazz+classical mitambatra...
http://www.youtube.com/watch?v=iehscct7lJI...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/03/2009 18:55
naughtyboy
(
03/03/2009 12:53)
zaraina eto ho anreo tia jazz+classical mitambatra...
http://www.youtube.com/watch?v=iehscct7lJI...
tohiny
naughtyboy
(
28/02/2009 12:44)
Tsy ny politika rehetra akory no ratsy fa mpampiasa az ihany
Nahoana no politika mamotika sy mampahantra no misy aty @ tany mahantra ary mampandroso no feno any @ tany mandroso ,lahatra v izany sa andraikitra sy fahefana tsy voafehiny ireo mpiady tombotsoany ol...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 01/03/2009 05:00
naughtyboy
(
27/02/2009 07:09)
Ny rano raraka hono tsy azo raofina intsony...
soa lavo hahay mamindra,inona no lesona lehibe tokony notsoahina isaky ny misy ireny korontana teo @ tantarany M.kara
Amiko manokana dia tsotra no ijereko azy,Ireo mpanao politika nifandimby fahefa...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 27/02/2009 12:13
naughtyboy
(
26/02/2009 14:33)
tatitra avy @ U.N mikasika ny fiainampirenena
@ teny vahiny avy @ ONUDI mba tsy hisiany,dika vilana ny zvmisy ao amintsika,ny any ivelany indray no sahirana @ olana mianjady amintsika fa ity fitondrana dia tsy mijery afatsy ny tenany sy ireo orin...
tohiny
novalian'i tafondro ny 26/02/2009 18:48
naughtyboy
(
20/02/2009 05:13)
zany no vokatry le manamaina e ry akama fa tandremo ihany...
Max et Cécile sont des malades mentaux qui résident dans un hôpital
psychiatrique.Un jour Cécile longe la piscine.Elle tombe à l'eau et coule à pic.Ni une ni deux, Max saute à l'eau et va...
tohiny
novalian'i peta83 ny 25/02/2009 11:27
naughtyboy
(
16/02/2009 10:03)
"coup de foudre" mila jiro kely tompoko inona marina...
Ony oa ,ra tsy mahadiso iza amintsika no efa tratrany io " coup de foudre "
de ahoana ny fisehony ny fiantraikany sy ny vokany ? ? ? :°) :°) :°)
P.S :aoka kalo mba tsy ankifika ,mbo marina ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 03/03/2009 12:18
naughtyboy
(
15/02/2009 04:56)
ireo fanalahidiny fahombiazana @ adilahy politika,demokrasia
Ialako tsiny mialoha ry mpiserasera raha nataoko ho teny vahiny ranoray ity lahatsoratra ity araky ny taha @ ireo firenena hafa ny fihevitro ny lesoka arapolitika ao amintsika,noho ireo teny marobe ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 15/02/2009 17:09
naughtyboy
(
12/02/2009 17:19)
Aza misy miteniteny ....
lisany fotsiny nge no reraka eo fa reto aza efa vita soratra sy fatomaty ko
http://by114w.bay114.mail.live.com/att/GetAttachment.aspx?tnail=0&messageId=cd71aebb-5cfa-48f0-835d-638add36356c&Aux=4|0|8C...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/02/2009 03:38
