Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hendry, milahatra araka ny daty
hendry ( 15/03/2004 17:47)
ankizy mandao ny tranon-dray aman-dreny
Be no milaza fa rehefa 20 taona no mihoatra dia tokony tsy hitoetra @ rad-ny ntsony ny ankizy. Raha mbola mianatra nefa ilay ankizy ary tsisy antom-pivelomana dia ho aiza ary hanao inona? Misy nefa r... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:59
hendry ( 15/03/2004 17:43)
ray aman-dreny mampirafy, inona ny andraikitry ny zanaka?
Mbola mivady ara-dalàna ilay rad-ny fa tsy miray mipetraka fotsiny noho ny fitadiavana. Na zany aza dia mihaona indray mandeha isan-kerinandro farafahakeliny. Ny ankizy mipetraka any @ ilay rangahy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/04/2004 14:51
hendry ( 05/03/2004 17:03)
firenena mandroso tsy ampy fitiavana
Toa hita taratra eny @ fiainan´ny olona miaina ao anaty firenena mandroso ny tsy fahampiam-pitiavana. Ny ao an-trano tsisy firaisam-po, ny manodidina toy ny tsy misy fa dia lasa sahala @ machine ny... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/03/2004 12:38
hendry ( 05/03/2004 17:01)
matin´ny haingo?
Niady izy sy ny cousine-ny fa nangalarin´ilay cousine-ny hono ny firavaka sy akanjony vitsivitsy raha sendra nandalo namangy tao aminy ilay cousine-ny. Dia efa tena matin´ny haingo ve lasa manao mp... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:42
hendry ( 05/03/2004 16:57)
vohoka tsy fantatra
Vao tsy ela akory nandeha t@ fandaharana t@ télé fa teo @ hafa-8 volany vao nahalala ilay vhv fa bevohoka izy. Nandeha ara-dalàna ny fotoanany (règle) nandritr´izay valo volana zay ary nilaza izy... tohiny
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:34
hendry ( 05/03/2004 16:54)
vhv tsiriritin´ny lhl
Ny ankamaroan´ny lhl dia mitsiriritra vhv kelikely ( antonony), lava volo, mahakarakara vatana, nahita fianarana... Marina ve zany?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:47
hendry ( 05/03/2004 16:51)
lhl tsiriritin´ny vhv
Mandainga kosa aloha zay milaza hoe:" ny ahy ny toetrany ihany fa tsy mijery tarehy amam-bika ..." Ny zavatra tsapa manko @ ankapobeny na vhv gasy na vazaha dia mitsiriritra ny lhl lava vaventy toa a... tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 22:28
hendry ( 03/03/2004 11:45)
drogué par l´internet
Tena miala tsiny fa tsisy lohahevitra mahasahina zay tiako ambara ka ampidiriko ato fotsiny. Asa ry reto fa mahatsapa ho miankina tanteraka @ internet zany aho a. Raha vao tsy mahita net ao anatin´n... tohiny
novalian'i ndriana ny 14/04/2004 11:12
hendry ( 27/02/2004 15:13)
inona ihany ny vhv tadiavin´ny lhl?
Ny mahagaga dia rehefa tsy manaiky hampiresahan´ny lhl ny vhv dia lazaina fa miavona. Rehefa mba miresaka ndray nefa ny vhv ( ohatra vhv mi-chat) dia lazaina fa môla hono na hoe tsy maontina sy tsy ... tohiny
novalian'i bice ny 01/04/2004 07:11
hendry ( 23/02/2004 13:04)
avantage´ny avortement
Mpitsabo iray, na ny marimarina kokoa mpianatra ho mpitsaboa fa efa andalam-pahavitana ny fianarany, no nilaza fa misy vokatsoa azo avy @ fanalana zaza hono. Tsy azoko tsara moa ilay fanazavany satria... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 09:44
hendry ( 23/02/2004 12:50)
kristianisma sy fomba amam-panao
Tsy ohatran´ny azo ampiarahana ihany ve ireo e? Sady kristianina no mamadika, inona ny olana? Raha efa mari-pototra tsara ny finoanao, tsy tokony hanana olana @ fampiarahana ny fomba amam-panao (izay... tohiny
hendry ( 23/02/2004 12:15)
EURD
Ahoana ny mba fandraisan´ny tsirairay ny momba ity antokom-pivavahana EURD (Eglise Universelle de Royaume de Dieu) ity? Tsy hoe entina hitsikerena na hidirana lalina @ fiainan´ny EURD akory fa ny ma... tohiny
hendry ( 23/02/2004 11:25)
lehilahy sexy
Toa ny vehivavy foana no omena tsiny @ fomba fitafy. Dia ahoana zany reny lehilahy mba manao fitafy manaitaitra reny? misy ohatra manao rony short mifinjifinjy (matetika jean) mampiharihary zay mivang... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2004 23:06
hendry ( 23/02/2004 10:55)
fiarahana???
Inona marina ny dikan´ilay hoe "miaraka" e? Ny an´ny sasany manko dia lazaina fa raha vao tsy nanao firaisana ara-nofo hono ny couple roa dia tsy miaraka @ ilay sens hoe mpisipa ry zareo, ndraindra... tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 22:45
hendry ( 11/02/2004 18:28)
chantage
Amin´ny mahampinamana dia tsy nihafahafa aho nitantara t@ ilay meilleur ami-ko ny momba ahy rehetra. Misy zavatra notantaraiko azy ary nofeperako izy tsy hilaza zany @ ilay sipako satria hampiady ana... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2004 19:58
hendry ( 20/01/2004 15:27)
famadihana
Ahoana no mba hevitry ny taranaka aty aoriana momba ny fombandrazana dia ny famadihana zany. Toa fandaniam-bola fotsiny no fijeriko azy nefa raha tsy manao enao dia azon-tsiny @ fiaraha-monina sy fian... tohiny
hendry ( 17/01/2004 12:10)
ny fitiavan-dray aman-dreny
Samy mahatsapa sika rehetra fa miha tsy ampy fitiavan-dray aman-dreny hatrany ny ankizy ankehitriny. Samy miasa izy mivady ka tsy manam-potoana hiarahana na hiresahana @ zanany fa rehefa tonga ao an-t... tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 08:12
hendry ( 23/12/2003 15:26)
tranga hafahafa
Noho ny tsy fisian´ny lohahevitra hafa mahasahana ny tiako hambara dia ataoko ato ihany aloha. Misy namako izay, rehefa matory izy dia mihiratra ary tsy vitan´ilay ila-maso na ilay fotsifotsy @ mas... tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2004 20:24
hendry ( 19/12/2003 18:16)
inona ny dikan´zany?
Misy lehilahy miaraka amiko ary rehefa nanontaniako ny tanjony @ fiarahanay izy dia nilaza hoe: je t´aime pour toujours mais je ne te promets pas de me marier avec toi. Inona ny dikan´zany aminare... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:23
hendry ( 19/12/2003 18:11)
mistery
Tsy haiko na tokony ho ato @ fitiavana no hisy ity hafatro ity fa tsy hitako zay asiana azy. Zavatra hafahafa no niainako. Misy olona izay, tsy mifankahalala zahay ary tsy mifampiresaka. ny zavatra ... tohiny
novalian'i hendry ny 17/01/2004 12:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317