Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i cutie, milahatra araka ny daty
cutie
(
07/09/2006 00:02)
Fisarahana
Atao ahona ny hisaraka @ oul nefa tsy manao teny na fihetsika handratra anazy ?
Positivena zany le fisarahana?:lol::lol::lol::lol:
omeo sopapa e :lol::lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/09/2006 19:26
cutie
(
27/08/2006 16:56)
fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Iarahantsika mahalala tsara fa ny ankabeazan'ny olona manao
tsaty de mikendry fotsiny ny hahita olon-tiana. Koa mba hananany "chance" bebe
kokoa dia ezahiny ny manana fifandraisana @ mpitsaty maro, ...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2006 16:46
cutie
(
23/08/2006 23:46)
mitady ze ankizy mpifandefa hafatra @ degree za
Ze mpifandefa hafatra @degree de mba andefaso hafatra kely za fa misy hafatra tiako ampitaina @ nareo :*:*:*...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/11/2006 21:06
cutie
(
13/08/2006 23:43)
(maika aminao ) Samoela
Ary ahona ndray le hiran'i Samoela "maika aminao " iny
misy mahay ve ny tonony?:*:*:*...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 08:25
cutie
(
11/08/2006 19:59)
Njakatiana
Misy hiran'i Nakatiana zay tsy haiko ny titre fa raha misy mahay ny tonony nareo de mba alefaso eto .
Misy ohtr'zao le izy :
Raha tena an'ialahy tokoa
ilay kala iny
Ary raha nahatezitra an'ialah...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/08/2006 20:24
cutie
(
10/08/2006 11:13)
ody may
In kay ny fanafody @ reny olona may reny,entina any @dokotera sa entina any @mpanao ody may.
Aiza no haingaikaingana kokoa?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:16
cutie
(
30/07/2006 20:53)
ho iray (pazzapa 3)
sao de misy mahay ny tonony io hira io.
Misaotra mialoha:*
...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/09/2006 15:41
cutie
(
20/07/2006 11:32)
Fanambadiana
Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/07/2006 19:54
cutie
(
13/07/2006 14:38)
steak au poivre vert
Raha misy mahay ny fanaovana steak au poivre vert de mba omeo za azafady.
Misaotra mialoha:*:*:*:*...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/07/2006 20:53
cutie
(
22/06/2006 22:44)
misy olana ve?
Misy olana eo @ fiarahamonina ve ny mahita vhv mipetra-drery fa mananjanaka nefa tsy manambady?...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:32
cutie
(
28/05/2006 01:12)
Sida
jereo eto ny origine :
http://news.bbc.co.uk/2/hi/health/5012268.stm
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2006 12:43
cutie
(
24/05/2006 00:14)
embona
Sao misy mahay an'io tonon'ny hiran'ny RR Majunga io nareo ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 04:51
cutie
(
25/04/2006 20:32)
ho anao (tosy)
Mba iza no mahay ny tonon'io hiran'i tosy "ho anao" io ?
Hitako ao @ rvg fa tsy haiko ny tonony nefa za anisan'ny mpandahatra an'io hira io foana.
...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/04/2006 18:25
cutie
(
16/03/2006 23:05)
eight below
ty misy film tsara ho an'ny zay tia alika. Inspired by a true story koa le izy.
http://www.apple.com/trailers/disney/eightbelow/
...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/04/2006 19:35
cutie
(
07/03/2006 17:38)
poulet au coco
ze manana mba atoroy kely za :-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/04/2006 07:12
cutie
(
15/02/2006 13:04)
Ny fahitanareo
Ahona ny fahitanareo an'reny fiara misy DVD player reny ao anatiny?? Inona ny lafiny mahatsara sy maharatsy azy??...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:02
cutie
(
14/01/2006 16:36)
Rija Ramanantoanina
Za mba mitady ireto tonokiran'i Rija Ramanantoanina reto ze mahay : "Aleo", "Fivavako", de " Saraka".
Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i Seifer ny 24/02/2006 12:07
cutie
(
14/10/2005 18:35)
misy forum tsy hitako fa nanjavona
o ry hery a, mba namkaiza le forum "mitady olona avy any Antsohihy" iny fa tsy hitako tsony , nefa za mbola saika hamaly.
Sa ve efa lany daty de nesorina???
Mba tiako ho fantatra we in ny antony na...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/10/2005 02:07
cutie
(
13/10/2005 03:34)
mitady tononkiran'i Lalatiana ze mahay
ty le tonony kely mba haiko , fa tsy tadidiko ny sasany :)
"Matoa tsy nitady ahy tsony izy ngamba efa tofoka, na hafatra aza tsy napetrany , manoratra manorisory "
"Enao lay zay tiako indrindra nana...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2005 10:47
cutie
(
31/08/2005 16:28)
olana @ fijerena hafatra
Hery
misy olana ve @ fijerena hafatra , fa tsy mety afaka mijery hafatra za, sa ny ahy rery no manondrana??...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 21:00
