Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cutie, milahatra araka ny daty
cutie ( 08/04/2005 02:52)
tononkira rossy
mitady ny tononkiran;i rossy le we : marary Afrika " ze mahay. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2005 21:31
cutie ( 22/02/2005 14:29)
mofo atody
Za mitady recette fanaovana mofo atody ze manana. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i cutie ny 21/04/2005 21:57
cutie ( 16/01/2005 22:49)
tantaran\'ny malagasy
Mba misy fanontaniana ty we, in kay ny nahatonga an\'le teny we \"ambaniandro\". Inona tsara ny dikany ze mahalala.?... tohiny
novalian'i cutie ny 17/01/2005 14:35
cutie ( 25/12/2004 23:43)
Madagascar
\"Madagascar\" , titre flim vao nivoka , mikasika ny biby tao @ zoo tao NY city de nandositra nankany Mada. Asa iza @ nareo no efa nahita sy naheno an\'io film io? ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2004 22:57
cutie ( 17/12/2004 18:34)
poulet au coco
Mitady recette fanaovana oulet au coco za , ze mahay. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Liltax ny 25/07/2005 11:52
cutie ( 01/06/2004 18:50)
mitady recette fanaovana godrogodro
zay mahay manao godrogodro na manana recette nareo mba omeo ahy azafady . Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2005 18:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0417