Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cutie, milahatra araka ny daty
cutie ( 04/12/2009 13:43)
fakam-panahy
Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve?? In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io?? Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2009 07:38
cutie ( 12/10/2009 13:49)
NY HALEMEMPANAHY
Aza mamela na oviana na oviana olona iray manatona anao Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa. Aoka ianao ho fanehoana ny halemempanahin' Andrianamanitra. Halemempanahy eo @ endrikao sy e... tohiny
novalian'i cutie ny 22/10/2009 22:10
cutie ( 12/09/2009 01:02)
Fitsapana
Mba tiako ito hira ito http://www.dailymotion.com/relevance/search/fitsapana/video/x3f148_fitsapana-fefi_music fa misy zavatra tsy azoko mitsy ny lazain'io hira io fa sao de mba misy afaka manazava??... tohiny
novalian'i cutie ny 23/09/2009 01:21
cutie ( 15/02/2008 03:30)
New Zealand
sao de mba misy mahalala gasy mipetraka any New Zealand???... tohiny
novalian'i cutie ny 21/02/2008 20:49
cutie ( 29/09/2007 18:19)
blessing of pets
Asa any @ toerana sasany fa aty aminay misy ny fanaovana tso-drano ny biby . An event in honor of St Francis Assisi :) Dikan'zany azo lazaina we manam-panahy koa ny biby :) Sa ahoana hoy nareo :)... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2007 00:24
cutie ( 20/07/2007 20:43)
jereo nge ty fa mampa :(
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/6905625.stm... tohiny
novalian'i watafon ny 28/07/2007 12:15
cutie ( 11/04/2007 20:11)
lancia
hihihihihi bon anniversaire akia a :-*:-*:-*:-*:-* de andaharo hira milay ao a :lol::lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i lancia ny 17/04/2007 13:24
cutie ( 09/04/2007 04:23)
fijo
bn anniv fijo :lol::-*:-*:-*:-*:-* de aza adino ny anjara dite-ko :wink:... tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2007 20:43
cutie ( 08/04/2007 23:19)
tokinao
happy birthday na de efa tara aza :lol::-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i lancia ny 16/04/2007 12:01
cutie ( 26/03/2007 01:05)
fanja1
bon anniversaire akia fanja a :-*:-*:-*:-* tsy haiko na mbola miditra ato njy fa mahatsiaro foana ny aty. Alefa eto ihany ny fiarabana sao de miditra tampoka njy hihihihi :-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i karinah ny 02/04/2007 22:30
cutie ( 25/01/2007 22:53)
jereo ange ty fa mampa :(
http://www.nytimes.com/2006/12/01/world/africa/01madagascar.html?ex=1322629200&en=e843509adee56ec2&ei=5088&partner=rssnyt&emc=rss... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 21:19
cutie ( 18/01/2007 02:23)
famadihana avy any atsimo
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo. Ny fomba fatao sy ny sisa?... tohiny
novalian'i cutie ny 23/01/2007 14:39
cutie ( 18/01/2007 02:14)
famadihana avy any atsimo
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo. Ny fomba fatao sy ny sisa.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 21:56
cutie ( 12/12/2006 17:45)
RAZIA : simplex jereo io :)
http://www.raziasaid.com/... tohiny
novalian'i cutie ny 22/12/2006 20:52
cutie ( 05/12/2006 01:52)
ratonga :)
Tratry ny fety ratonga :*:*:*:*:*... tohiny
novalian'i cutie ny 16/12/2006 23:56
cutie ( 21/11/2006 00:07)
An'i mandrindra sy colar njay zao :):):) happy birthday
:*:*:*:*:*:*:*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/11/2006 21:04
cutie ( 17/11/2006 01:28)
Happy birthday i HM sy sw :):):)
:*:*:*:*:*:*:*... tohiny
cutie ( 15/10/2006 19:59)
Allergy
http://www.yahoo.com/ Refa tafiditra @ site io de cliquer-o eo @ le sarin'le saka, de miandrasa kely fa hisy video handeha refa veo, fa mbola misy pub kely aloha.:lol: de mazotoa mijery :lol::lol::... tohiny
novalian'i watafon ny 19/11/2006 13:25
cutie ( 02/10/2006 22:36)
sao de mahaliana anareo
http://malagasyworld.org/ De mazotoa daholo mijerijery ao :P... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2006 22:44
cutie ( 11/09/2006 23:50)
Ny fahitanareo
Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza:?: Tsy mba special ve ry zareo reny :lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 20:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392