Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ralay, milahatra araka ny daty
Ralay ( 06/12/2006 04:50)
SARKOZY
Toa lamaody indray ny mamorona hira na clip mifanaraka @ zavamisy toy ny coup de boule n'i Zidane fa ity kosa misy anankiray tena mba tsy ratsy koa mazotoa mijery daholo dia asio komantera avy eo: htt... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/01/2007 22:05
Ralay ( 06/10/2006 10:04)
Beatbox
Mba mahaliana tokoa ny talentan'ireto olona mpanao beatbox ka raha mba te hialavoly kely ianao dia http://www.youtube.com/results?search_query=beatbox fa mampiaiky tokoa. Mbola ilaina ve ny instrume... tohiny
Ralay ( 04/10/2006 06:10)
DSK va gagner
Rehefa vita ny coup de boule n'i Zidane dia ity indray ny an'ny DSK ka dia mazotoa mitelecharger daholo.:lol: http://dsk2007.net/TOUT-LE-MONDE-A-GAUCHE.html... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:36
Ralay ( 06/09/2006 17:13)
Pronostika France # Italie
Somary tara ihany nefa sao dia misy liana.Ny ahy aloha dia dia manome 2 sy 1 pour la france anio alina fa dia ho hita eo.... tohiny
Ralay ( 10/07/2006 02:15)
Nierendoza ny Malagasy
Raha nijery gazety androany aho dia saika nidirandoza ny vol AIR MAD Tanà Paris t@ asabotsy soa ihany fa tsara hofana ny pilote malagasy. http://www.lexpressmada.com/article.php?id=44558&r=4&d=2006-... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 17:30
Ralay ( 08/07/2006 01:44)
Pronostika
Hifarana ny mondialy ery efa fantatsika ny hanao ny lalao famaranana fa ny Italianina sy ny Frantsay.Iza no ary alaintsika amin'ireo ekipa ireo ary firy ny score vinavinaintsika? Misokatra ny lalao. N... tohiny
novalian'i MCZ ny 10/07/2006 11:45
Ralay ( 30/05/2006 05:42)
Misy ve Andriamanitra
Misy marina ve Andriamanitra fa amiko aloha dia tsy misy izy satria tsy mbola nisy nahita azy sady mbola tsy nisy ireo maty nilaza fa tsara na ratsy any andanitra any ohatra ihany ireo fa misokatra ny... tohiny
Ralay ( 28/05/2006 00:48)
FETIN'NY RENY
Faly miarahaba ny reny rehetra ato @ serasera aloha dia ho an'izay ho reny tsy ho ela koa :*:* on vous (l) Ilaina ve ny fankalazana ny fetin'ny [b]reny[/b]na ny fetin'ny [b]ray[/b]? sa mbola fety nof... tohiny
novalian'i Simpona ny 28/05/2006 14:34
Ralay ( 25/01/2006 17:37)
Volley ball COI
Ho an'izay manaraka ny rencontres Volley ball ao palais de sport @ zao fotoana izao.Ahoana ny fijerinao ny ekipa malagasy mandray anjara @ lafiny rehetra (Teknika,fizika sns..) mihoatra @ ireo ekipa a... tohiny
novalian'i jhoy ny 01/02/2006 12:33
Ralay ( 21/01/2006 02:28)
Gasy Vao Tonga
Nanao ahoana ny fahitanao ny fiainanao taminao vao tonga hipetraka @ toerana ivelan'ny Madagasikara?(Sarotra sa mora;tamana sa tsia;nisy nandray sa irery...) Misokatra ny dinika :lol:... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 03:28
Ralay ( 05/01/2006 12:30)
Namana sera² manana projet
Araky ny vaovao hitako t@ gazety androany dia misy namantsika ato @ serasera nahavita fianarana ka interressant ho an'ny madagasikara ny zavatra nataony.Ity omeko eto ambany ity izany: Recherche S... tohiny
novalian'i romilino ny 15/05/2006 17:25
Ralay ( 29/08/2005 10:38)
Filazana manjo
Amin'ny alahelo lehibe no ilazana amintsika namana rehetra eto amin'ny #serasera fa ny namantsika "fanja" dia namoy ny reniny omaly 28/08/05. Koa dia miombona alahelo aminy sy ny fianakaviany isika na... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2005 22:01
Ralay ( 12/05/2005 15:17)
MIANTSO DAGO MORA
Asa ahoana ny fahitanareo an'ity raha mora marina na tsia ny miantso any dago raha 15 centimes d'€ ny minute. Sao dia mahasoa fa mba jereo ihany dia ampitahao. http://www.lesminutesdirect.com/Cob/lm... tohiny
novalian'i mikara ny 07/08/2005 11:03
Ralay ( 04/05/2005 21:39)
Ligue des champions
Ahoana ny fahitantsika iny demi-finale PSV contre milan AC iny sy ny pronostic @ finale Liverpool contre Milan AC. Zah aloha dia maka Liverpool e score Liv 2 Milan AC 1. par chance no nahatafavoaka n... tohiny
Ralay ( 06/04/2005 05:01)
Athletisme malagasy
Mbola mitohy foana ny olana eo @ MJS sy ny FMA ka toa izao indray ny tohiny. "Athlétisme - L'Iaaf persiste et signe La fédération internationale de l'athlétisme vient d'envoyer une lettre à la ... tohiny
novalian'i rentivola ny 30/04/2005 21:23
Ralay ( 17/03/2005 21:00)
FANKALAZANA NY PAKA FFKM - RNS 2005
Ny Aumônier National sy ny mpanampy azy Ny Filoha sy ny Birao Nasionaly Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Efa fantatsika rehetra moa fa isaky ny fotoana fankalazana ny Paka ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2005 14:00
Ralay ( 12/02/2005 09:15)
Ski Gasy JO 2006
Mba fantatrareo moa fa efa hisy solotena @ ski alpin ny gasy @ JO 2006.Jereo eto ny tantaran'izy ireo dia mba ahoana ny hevitrao http://www.razalpin.org/fr/nouvelle.php?NEWS_FILE=05-02-01.18-13-08 T... tohiny
novalian'i geneve ny 04/08/2005 14:29
Ralay ( 10/02/2005 05:59)
Ny Equipe de france de foot-ball
Manao ahoana ny fahitanao ny equipe de france t@ match amical nataony omaly contre Suede izay niafara t@ score 1 prtout?. Misy espoir ve ny haha qualifié azy @ mondial. Raha ny fahitako azy aloha di... tohiny
novalian'i rentivola ny 03/05/2005 15:05
ralay ( 17/01/2005 13:44)
Ekipa Nasionaly Malagasy
Hitako fa efa mihabetsaka ny gasy mipetraka aty (Europe) no mahavoa na mety hahavoa raha arahana tsara @ sports individuels na collectifs ka maninona moa raha mba mifandray @ diaspora ny ministère d... tohiny
novalian'i seffar ny 23/02/2005 08:00
ralay ( 08/11/2004 18:15)
Mba mahazo anao ve
Moa ve tsapatsika fa rehefa misy marary ny fianakaviana indrindra ny fianakaviana akaiky RAR na rahalahy na anabavy na zanaka dia ilaina ny filazana izany @ namana mba hanamaivana ny angoisse-ny tena ... tohiny
novalian'i booboo ny 09/02/2005 15:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0285