MIANTSO DAGO MORA

1. Ralay ( 12/05/2005 15:17)
Asa ahoana ny fahitanareo an'ity raha mora marina na tsia ny miantso any dago raha 15 centimes d'€ ny minute. Sao dia mahasoa fa mba jereo ihany dia ampitahao. http://www.lesminutesdirect.com/Cob/lmd_fr/HomePage.asp?partner=lmd_fr_sub_fi050511&bhcp=1
novalian'i mikara ny 07/08/2005 11:03
2. hery ( 12/05/2005 15:27)
Hitako tatsy amin'ny hevitra sasany koa fa misy promotion : Madagascar - tarif local ao amin'ny http://www.bonnesminutes.com/tarifs.php
3. Ralay ( 12/05/2005 15:29)
Efa nasiko koa any fa apres vao hitako ny teto efa voasoratra :lol:
4. Ralay ( 12/05/2005 15:34)
Tandremo anefa fa misy * kely @ ilay tarif local* ka io * io mifono zavatra betsaka ka mila vakina tsara ny condition sao dia mijabaka :roll: :-D
5. mishou ( 12/05/2005 21:29)
za aloha efa tratra fa 12centimes d'euros hono ny minutes fa ataovy ange fa 451 euros ny factures 2 mois indray mandeha nefa ilay carte vidiana hoe 3003 ohatra appel gratuit izny hoe tsy misy tarif local aloha fa tena 60 euros maximum no alohako minatso any dago 4 fois par semiane @ 20 min isaky ny miantso.
Koa rehefa atao ny kaonty de mbola 120 euros ilay faharoa raha tena manara-po aho nefa ilay 12 centimes par minutes 451 euros ny factures faran'ny volana fa poussy aho kalongany, arnaque io amiko ary eto tena feno azy mihitsy an
6. fijo ( 13/05/2005 04:19)
za koa efa voan'io,asian'ny amin'ny autres operatera ianao ao amin'ny faktura
7. zandrikely ( 13/05/2005 11:04)
zay ilay tay be , za zao niantso t@ iny telerabais iny fa asa izay avokan'ny facture ao fa to aleoko ihany ilay carte ka , ary inona no carte fiantsonareo rey olona a , toa mangalatra daholo ilay carte e , latino prenium ny ahy fa eo @ 1h21 min eo , fa ra miresaka maharitra aloha dia lava be izy fa ra ilay manapaka dia mangalatra e
8. booboo ( 13/05/2005 11:45)
ilay firy euros io iantson'i zandrikely io ?
9. rasl95 ( 13/05/2005 12:42)
za efa nanao ilay telerabais aloha tamin'ny mois de mars sy avril dia tonga ny faktiora semaine lasa teo dia tarif local aloha e! fa izao izy nisondrotra 9cent indray dia nanandrana ilay bonnesminutes indray za zao fa tena tsy metymihintsy ilay izy fa angamba mangalatra io na tsy haiko fa tsy mety mihintsy nefa ny antso mandeha ihany, arte indray aloha dia ilay africa iradium no hitako mety koa e satria 62 mn fa ilay 01 no ampiasaiko
10. booboo ( 13/05/2005 13:05)
zà vô t@ maraina teo no niantso t@ ilay bonnesminutes fa nety tsara (tarif local araka ilay pub hihihihihi)
11. iartistika ( 15/05/2005 14:30)
carte soleil no tsara,special,dago sy comore 6,50 eur de raha tsy tapaka de eo am 80 minitra eo tsy ankiala!
12. chipie1 ( 19/05/2005 17:55)
iartstika > ka ndraindray nge kamo and ividy carte refa te hiantso e ?8)
13. mikara ( 07/08/2005 11:03)
H@ zao aloha dia tsy misy olana ny fampiasanay ilay bonnesminute ity. Tarif local izany hoe 0.3cts/mn (neuf no operateur nay izao fa teo aloha FT) no miantso any dago ary azonareo arahina @ site france telecom ny consommation! efa nahazo facture zahay fa tsy nisy olana mihitsy. Ilya @ carte ireny no mitsambikimbika be ny unité fa ity aloha mandeha tsara. 0811 65 07 07 ilay numero antsoina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3426