Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ralay, milahatra araka ny daty
ralay ( 25/10/2004 16:03)
Hody any an-tanindrazana
Mba mieritreritra ny hody any an-tanindrazana ve isika malagasy aty ampitan-dranomasina sa dia efa aty dia aty ny fiainana sisa rehetra... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:32
ralay ( 25/10/2004 16:00)
Mitaiza vatana
Mahatsapa ve isika fa tokony hanao fanatanjahantena vao mahataiza vatana sa dia vitan\'ny asa andavanandro ny fitaizana vatana? Misokatra ny ady hevitra.... tohiny
novalian'i deghany ny 08/09/2005 10:03
ralay ( 24/09/2004 16:44)
Fanohanana ny ekipa malagasy
Raha mba afaka ianao dia mba mandehana manohana ny ekipa malagasy kanetibe any Grenoble fa mahafinaritra ny ambiansy amin'izany. Isika gasy koa malaza fa tena mahay manohana rehefa tena tafavory maro.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 20:54
ralay ( 24/09/2004 16:42)
Ho tonga hatraiza ny ekipatsika
Fantasika fa @zao fotoana izao no atao ao Grenoble France ny fifaninanana faratampony @ kanetibe. Manana solotena isika malagasy @ zany ka araky ny hevitrao ho tonga hatraiza ny ekipatsika amin'ity in... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:14
ralay ( 09/06/2004 19:01)
MISS NAMANA 2004
Maninona moa raha mba asiana irony atao hoe selection miss namana ireny eto @ity antsika ity dia ho hita eo izay lanin'ny be sy ny maro. Ny modalité dia ho lazaina @ manaraka raha tapaka ny hevitra. ... tohiny
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:22
ralay ( 10/02/2004 17:06)
LISITRA IZAY HO AVY @ RNS
Efa mandroso ihany ny fotoana satria ny 10/11 avril no fotoanan'ny RNS izay atao any VICHY ka amin'io fotoana io no kendretsika namana aty ivelany hihaonana voalohany ka mba omeo eto ny PS nareo izay ... tohiny
novalian'i oully ny 12/04/2004 20:09
ralay ( 13/01/2004 18:43)
FIHAONAN\'NY NAMANA ATY AM-PITA
Araky ny fantatsika izay aty am-pita, indrindray isika eto Frantsa moa dia misy ny antsoina hoe RNS izay fihaonana sportiva fanaon\'ny gasy isan-taona dia ny Week End ny paka izany.Maro maintsika nama... tohiny
novalian'i dd ny 20/03/2004 15:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0272