Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 30/06/2006 00:20)
Ny Andro fitsarana: Ny lanitra sy ny Afobe (Islam)
Ny Silamo dia mino fa ny zavatra rehetra dia noharian'Atra ary izy no misatra azy ireo koa. Misy fiafarana izao tontolo izao, ny andron'ny fitsanganana amin'ny maty, ny fotoana hitsarana ny olombelona... tohiny
soanja ( 28/06/2006 22:54)
Ny Anjely (Islam)
Mino tokoa ny silamo fa misy ny anjely. Bestaka ry zareo ary manantanetraka ny didin'Atra no ataony. Tsy ambony noho ny olombelona ny anjely satria ny olombelona no cretaion ambony indrindra sady nome... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:32
soanja ( 26/06/2006 22:30)
Inona no tokony atao?
Hono hoy aho azafady mba ampio kley aho amin'ity hevitra ity: Misy an'izay mpivady izay hoy aho namanay any Dago. Ilay ramatoa moa izany no tena akaiky anay mivady fa ilay rangahy eo ho eo ihany. I... tohiny
novalian'i prime ny 30/06/2006 12:59
soanja ( 26/06/2006 18:17)
Ny Olombelona- Ny vehivavy (Islam)
Ny Olombelona Ny Islam dia fivavahana fototry ny olombelona ka tsy afa miala amin'ny fivavahana ny olona amin'ny fiainay rehetra. Namboarin'Atra (Allah) hitovy endrika aminy ny olombelona "form" (s... tohiny
novalian'i soanja ny 08/07/2006 00:36
soanja ( 22/06/2006 14:45)
Ny Quaran na Koran - Ilay Mpaminany
Ny Koran dia ivom-pinoana'i Islam, izay mitondra ny tenin'Allah amin'ny alalan'ny vavan'ilay Mpaminany Muhammad ka nentin'ny Arkanjely Gabriel taminy. Ny namany no nanoratra azy rehefa nitranga io ata... tohiny
soanja ( 21/06/2006 15:07)
Ny fomba aty ivelan'ny fivavahana Silamo
Rehefa niresaka momba ny Inward na hoe (al-batin) zany hoe ny fifandraisana ao anaty amin'ny mahasilamo sia ity indray ny fisehoana aty ivelany ny mahasilamo. 2- Amin'ny maha fivavahana azy dia mik... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/07/2006 22:03
soanja ( 19/06/2006 23:47)
Ny Finoana Islam
Islam dia mihevitra fa izy no faran\'izay hiparitaka indrindra eran\'ny vazan-tany efatra satria izy no mitondra ny teny farany nomen\'Andriamanitra (Allah) sy fanazavana ny fiafaran\'ny fiainan\'ny z... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/07/2006 19:04
soanja ( 19/06/2006 12:26)
Misy mazoto hamaky ve?
Misy mazoto hamaky ve raha toa ka hazavaiko sy halaliniko eto ny fivavahana Silamo na hoentiko any amin'ny dinika manokana? ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/07/2006 22:31
soanja ( 17/06/2006 16:20)
Fivavahana sy ny endriny samihafa
Mitondra soa ho an'ny olona iray ny fivavahana (n'inona n'inona io :kristianina, silamo, Judaism sns) raha mahay mampita ilay hevitra ny olona iray ka mahay mandray azy ny mpihaino iray ka mampiasa az... tohiny
novalian'i soanja ny 23/06/2006 18:34
soanja ( 16/06/2006 12:38)
Allah = God= Andriamanitra
Amiko i Allah dia Andriamanitra ihany saingy araka ny hoe sarantsarahan'ny fotom-pisainana ao anatin'ny finoana AZY (Andriamanitra) ny olombelona dia samy mihevitra an'ireo olona roa ireo ho samihafa.... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:48
soanja ( 16/06/2006 02:16)
Mpitondra idealy?
Amin'ny hevitrao, izay manana, inona no tokony ho toetra sy traikefa ary drafitr'asa sy tetikasa mahomby tokony hananan'ilay mpitondra idealy an'i Madagasikara, raha hisy io indray andro any. Mba mano... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/07/2006 21:29
soanja ( 15/06/2006 23:12)
Mbola tena tsy voavaha ilay olako taloha?
Hono hoy aho azafady mba omeo hevitra anie aho fa miady saina mafy. Ilay resaka vehivavy miasa ao aminay ihany ity, izay mitady handrava ny orinasa iray manontolo satria azony ny fon'ny zaodahiko. Ny ... tohiny
novalian'i soanja ny 20/06/2006 00:01
soanja ( 10/06/2006 23:24)
Vady tsy tia fety na mivoaboaka
Hono hoy aho azafady fa hiresaka tokatrano indray eto. Inona no azo atao amin'ireny lehilahy tsy dia tia fety ireny na hoe aleony ao an-trano foana fa ao no mahafinaritra azy ary tsy manana namana fir... tohiny
novalian'i tanie ny 02/09/2006 07:56
soanja ( 10/06/2006 05:24)
bonzai
Sao mba misy afaka hanome ahy torohevitra ny fanamboarana bonzai azafady. Misaotra mialoha. Voasary no tiako raha mety.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/10/2006 21:16
soanja ( 10/06/2006 02:28)
Aiza i Sareraka?
Manina an'i Sareraka aho izany? Elaela izay tsy namaky ny hafany teto. ... tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 14:43
soanja ( 05/06/2006 01:37)
Ny Lapa-be, tena mahavariana
Ny zavatra tena naha-shocked ny misionera hono tamin'ny andro nankalazana ny mariazin'i Radama I sy ny Rasalimo, ilay zanakavavy ny mpanjaka Sakalava tamin'ny taona 1823 dia ity zavatra notantarain'i ... tohiny
soanja ( 05/06/2006 01:09)
Ny sakafo tao an-dapa tamin'izany andro zany hono...
Araka ny tantara nosoratan'i Antoinette Nilsen Halvorson (1870-1966) tamin'ny bokiny "Loharano" dia anisan'ny nanatrika ny fisakafoana goavana nataon'i Mpanjakavavy Ranavalona III tamin'ny taona 1875 ... tohiny
novalian'i ninonati ny 13/07/2006 21:33
soanja ( 02/06/2006 15:18)
Inona no tokony atao/
Misy an'izay ankizivavy izay hoy aho nampidirina miasa ao amin'ny orinasa iray. Ny antony nampidirana azy niasa tao dia satria mahantra be izy ka sahirana be ny RAD fa tany ambanivohitra foana ry zare... tohiny
novalian'i vale ny 06/06/2006 07:24
soanja ( 29/05/2006 01:21)
Ratsy fanahy ve aho?
Nisy an'izay sipako taloha elabe izay. Nahita ahy tampoka taty aorina dia nikoty indray, efa tara loatra anefa satria fa efa nanambady aho dia nolazaiko izy fa tsy misy fika. Ny nampisaraka anay anefa... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 05/06/2006 11:17
soanja ( 27/05/2006 02:36)
Fananganan-jaza (lalana velona)
Henoko tamin'ny voalohandohan'ny taona teo fa nahantona hono ny Fanangan-jaza any Madagascar. Lasa maty ve ny lalana tao sa mila fanovana dia miandry sa ahoana? satria rehefa namangy orphelinas aho di... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2006 19:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0345