Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
Rabaradaka ( 17/12/2010 10:31)
Toa mihamainty ny Gasy
Lasa re ny eritreritro ry dadatoa nahita ireo Gasy toa mihamainty sy mihamangan'ny fiainana. Jereo ange eny rehetra eny e, mihamainty ny Gasy satria sady lanin'ny hafanan'ny taninandro satria tsy misy... tohiny
novalian'i alina ny 22/01/2011 04:46
Rabaradaka ( 17/12/2010 10:28)
Hamono tena i Rajoelina io raha izao no mitohy
Lohana DJ sy mpisotro whisky ve dadatoa no hitondra firenena tsy toy ny ranomasina ampidirina ao anaty kôpy kely ?? Ho faty io fa tenenonareo TGV havany... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/12/2010 11:43
rabaradaka ( 26/11/2010 08:47)
Fa iza marina ity dadatoa sénateur Paul Wille
Gaga ihany aho amin'ny fitenin'ity dadatoa Le sénateur Paul Wille ity, toa izy mihitsy no tena "bob" ao Eropa ao, nefa ange ka nandray "pot de vin" be tamin'ny TGV e ! Nomena vola 1.5 millions d'Euro... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:27
rabaradaka ( 26/11/2010 08:34)
FFKM vonona tokoa sa mody miatsara velatsihy ?
Hihaona ry dadatoa 4 mirahalahy fa efa an-dohalika ny ranom-bary. Dia hoy izahay aty an-tsaha hoe : tena fihaonana amin'ny fo madio hamaha ny crise sa fiatsaram-belatsihy ? I mopera Odon MArie Arsène... tohiny
novalian'i nannie ny 27/11/2010 05:56
Rabaradaka ( 19/11/2010 10:39)
Tsy fantatrao marina hoe iza ity Colonel Coutiti ity
Izao ry dadatoa a, hatrany amin'ny Lycée ka hatreny amin'ny ACMIL no niarahako tamin'ity Colonel Coutiti izay lasa malaza ratsy noho ny affaire 2002. Tiako ampahafantarina kely anao io rangahy io, ke... tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:27
Rabaradaka ( 19/11/2010 10:29)
Aiza izao dadatoa Tsirahonana ?
I dadatoa Ratsirahonana amin'izao ora itenenantsika izao dia mangataka amin-dRatsiraka ny hiara-dia aminy. Mila samborina i Ratsirahonana... tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:38
Rabaradaka ( 19/11/2010 10:25)
Alain Ramaroson no tena fositra ary mila samborina haingana
O ry dadatoa a, raha nanontaniana ny Général R... dia nilaza fa tsy hisy tafika hifanafika izany na inona baiko na inona baiko. Fa i Alain Ramaroson, hoy izy no ao ambadik'izao fifanafihana mety hit... tohiny
Rabaradaka ( 19/11/2010 10:15)
Hidio ny MATV sy TV Plus
Miantso ny vahoaka rehetra hidina an-dalam-be hanohitra an'i Andry TGV, averiko tsara hanohitra an'i Andry TGV. Asaivo hidin'i Andry ny TVPlus sy MATV fa tsy maintsy mitsoaka iny anio dia anio ihany... tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:43
Rabaradaka ( 09/11/2010 11:10)
Mbola zanatany Frantsay i Madagasikara 40 taona taorian'ny nahafatesan'ny De Gaulle
Mandeha tokoa ny tantara ry zareo. Fa 40 taona aty aoriana dia mbola io ihany i Gasikara kely mandohalika amin'ny La France, mbola tsy menatra ihany ry Andry TGV sy ny forongony misolelaka amin'ny La ... tohiny
novalian'i alina ny 04/12/2010 22:09
rabaradaka ( 26/10/2010 10:00)
Sahiran-tsaina izahay tantsaha amin'ity TGV ity
dadatoa a, aty aminay aty ambanivohitra ny TGV dia Tay Ze Voa, dia matahotra izaya sao voa. Fa inona no tokony ho fidinay eny sa tsia sa tsy mifidy ? Valio fa efa ho avy ny Tsena mora ka lasa manao en... tohiny
novalian'i Fall ny 06/11/2010 18:48
rabaradaka ( 21/10/2010 05:10)
Maro ihany ny resaka saingy mbole eo foana Rajoelina
Betsaka dadatoa izay resaka izay ary anisan'ireo nivoy izany i rabaradaka teto satri moa rabaradaka mpikaro-baovao koa saingy mbola io ihany Rajoelina sy ny forongony fa mangalatra, manenjika olona, m... tohiny
novalian'i bacouli ny 21/10/2010 17:42
Rabaradaka ( 20/10/2010 11:44)
Very hevitra ny Gasy
Dadatoa a, tapi-dàlan-kaleha ny gasy ary very hevitra toy ny kijeja voatango elatra, tsy hay intsony izay aleha sy hatao. Hifidy nefa tsy hay izay fidiana , tsy hifidy nefa tsy hay izay antony tsy hi... tohiny
rabaradaka ( 10/09/2010 06:36)
Manolotra an'i Ranjeva sy Manandafy ary Monja ny Vatican
Vaovao farany ity ry dadatoa sy nenitoa a : heno izao fa i Ranjeva no takian'ny Vatican hitantana ny Tetezamita ary i Monja na i Manandafy ny Praiministre.... tohiny
novalian'i rpetit ny 17/09/2010 09:25
rabaradaka ( 06/09/2010 13:32)
Hoy i Andry TGV
Mba mandeha ihany moa ny resaka samy tary na dia hoe président aza i dadatoa Joelina, fa hoy lery indray mandeha izay : tena sarotra izy ity ry zalahy ary tena ireto manodidina ahy no tena manahirana... tohiny
novalian'i waou ny 18/09/2010 06:31
Rabaradaka ( 01/09/2010 11:01)
Alahamady be volana Malagasy tena izy
Ny Jaky mena sy ny zanaka Ambohitrabiby dia nanome daty ny Alahamady izay tsoriko eto fa diso ary lasa fitaovana politika ilay Alahamady amin-dry zareo. Ny Alahamady dia mifanakaiky foana amin'ny foto... tohiny
novalian'i cyril ny 23/10/2010 20:46
rabaradaka ( 13/08/2010 10:51)
50 de lasa 80 mahery, tsy matotra mihitsy ny Gasy
Tsy fahaùatorana sa tsy fahaizana fa dia 50 no antoko nolazaina fa nivory tamin'ny voalohany dia lasa 80 mahery ndray zao, sa nisy antoko madinika vao niforona tao anatin'ny herinandro ? Tsy matotr... tohiny
novalian'i xxwx ny 19/08/2010 12:35
rabaradaka ( 13/08/2010 10:40)
Ny zava-miafin-dRaharinaivo
Be ny resaka mandeha mikasika an-dRaharinaivo sy ny TIM ary ireo ex-député et sénateur TIM. Ny zava-miafin-dRaharinaivo dia izao : ny frantsay no mamporisika azy hirotsaka sy hanatevin-daharana an'... tohiny
novalian'i rijadolly ny 14/08/2010 09:31
Rabaradaka ( 11/08/2010 10:09)
Resy lahatra fa Il faut désarmer les milices sy ny FIS
Il faut désarmer les milices et FIS de Andry TGV si nous voulons sortir de la crise rapidement... tohiny
novalian'i milamm ny 23/08/2010 19:16
rabaradaka ( 31/07/2010 06:34)
Mitombina ve ilay zazavavindrano tany Sud-Est ??
Misy sary azoko tamin'ny namana tany amin'ny région Sud-Est nampiseho ilay zavaboahary hafahafa ka misy lohany sy tànana nefa ny rambony trondro. Tsy haiko ny mampiditra ilay sary eto... tohiny
novalian'i Daarkani ny 25/09/2016 19:53
rabaradaka ( 31/07/2010 06:25)
Mitady sipa vazaha
Gaga aho fa tena iadivan'ny sipa vazaha ireny rasta any Fort-dauphin ireny, fa nahoana tokoa e ? Be entana sa noho izy ireo misy qualité tsara amin'ny rongony ? Dia izaho mba mila sipa vazaha nefa ts... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0476