50 de lasa 80 mahery, tsy matotra mihitsy ny Gasy

1. rabaradaka ( 13/08/2010 10:51)
Tsy fahaùatorana sa tsy fahaizana fa dia 50 no antoko nolazaina fa nivory tamin'ny voalohany dia lasa 80 mahery ndray zao, sa nisy antoko madinika vao niforona tao anatin'ny herinandro ? Tsy matotra mihitsy ny mpanao politika gasy
novalian'i xxwx ny 19/08/2010 12:35
2. rabaradaka ( 13/08/2010 11:21)
Adinoko, de ho lasa 200 avy eo
3. fijo ( 13/08/2010 19:51)
ka le izy anie mpianakavy dia efa antsoina hoe" antoko" e
4. i_Sarah ( 14/08/2010 11:13)
Hita mintsy oe zareo samy zareo iany no ao! tsy misy antoko zany ao fa TGV iany no nozarazaraina mba ho lasa bdb, MONIMA exemple fa tsy tao @ TGV iany reny no niala, TTs (tarihin'i Rolland ratsiraka) ao anatin'ny TGV iany koa io
Fika vendrana be ny azy e!
5. marcus11 ( 17/08/2010 08:34)
really?:D[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
6. andrywui ( 17/08/2010 10:00)
inona iany ary ty drapeau kely alefalefanle marcus ty klee.. ssshh ! ataon'i fijo mahamay eo elah izy efa tezitezitra vao masil io fa .....
7. marcus11 ( 17/08/2010 10:01)
what?
8. xxwx ( 19/08/2010 12:35)
Marina mihitsy io voalazan'i fijo io , fianakaviana ao dia antoko, efa t@ andron'ny R8 no nisy fanaovana fisoratana mazava ny atao antoko fa @ izao asiana soratra hoe izao sy izao eny @ handriana dia antoko izay!!! resaka sankalité !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2537