Ny zava-miafin-dRaharinaivo

1. rabaradaka ( 13/08/2010 10:40)
Be ny resaka mandeha mikasika an-dRaharinaivo sy ny TIM ary ireo ex-député et sénateur TIM. Ny zava-miafin-dRaharinaivo dia izao : ny frantsay no mamporisika azy hirotsaka sy hanatevin-daharana an'io coalition politique eny Ivato io. Mihevitra mantsy La France fa raha mandray anjara i Raharinaivo dia voasolotena ny 3 mouvances dia hiravona ny resaka.
novalian'i rijadolly ny 14/08/2010 09:31
2. andrywui ( 13/08/2010 12:00)
rabaradaka a! ...

raharinaivo mihitsy no efa leo lava an'ity mitaingina soavaly reraka ty fa tsisy an'izany e
aza manendrikendrika ny frantsay eo nareo e !
sady faramparany teo zay , ady vola zany , ady vola zany teo am magro zany fa nandefa vola mantsy i dada ho an'ireo zana-baratrany !
3. fijo ( 13/08/2010 19:54)
matahotra ny higadra izy ,de io mandangolango io.ny loza dia hovotsidroa lery ny hiafarany,
4. rijadolly ( 14/08/2010 09:31)
Fa inona ny atao hoe mifanaraka mi- fanao sonia e? Gaga mantsy aho fa toa tsy nahitana olana akory entren' FAT sy i Raharinaivo, sa nisy? Andriamatoa Andry Rajoelina ô! aza fitahina ny Malagasy, Fantatray fa tsy misy vahaolana raha tsy fantatra ny olana.
ARY REHEFA FANTATRA NY OLANA DIA MIFANARAHA IANAREO NAHATONGA NY OLANA. fa tsy izay olona sambotsamborina aty amin' sisiny akory dia ahavaha an' io. Raha mila fifanarahana amin' FAT ve izao ireo MV hafa akaotran' MV Andry dia i Ratsiraonana no hifanarahany na hoe ry Ramarson, na ireo minisitra, na ny mpitondra tenin' FAT?

Fanampiny izay...
Tsy misy fifidiana mahazo fankatoavana izany eo raha tsy fantatra mazava hoe: olona manao ahoana ny olona mahazo mirotsaka...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3059