Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 03/07/2014 16:59)
Mampanahy ny ho fatezan'ity Repoblika faha-IV ity
Ilay affaire des 360 fusilles de chasse et 4417 munitions saisies au port de Toamasina le 22 mai dernier dia hidiran'ireo olobe avy any Tuléar ary tarihin'i Général Camille VITAL. Raha ny vaovao he... tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/07/2014 20:13
rabaradaka ( 25/06/2014 17:22)
PILAZA, un artiste à la direction générale de l'INFA, une erreur encore du Président Hery
Décret abrogeant le décret n° 2012-272 du 22 février 2012 et portant nomination de M. PILAZA Joreh Bernardin Lucien, Directeur Général de l’Institut National de Formation Administrative (INFA)... tohiny
rabaradaka ( 25/06/2014 17:11)
Henatra ary nofo mitafy lamba sisa ny an'i Rivo Rakotovao, Ministre d'Etat, Président HVM
Encore un amateurisme et une organisation catastrophieque, izay no azo ilazana ny fizarana vary sy menaka ary akoho. Ny akoho izany tena kely, ny vary zara raha misy 3 kg. Efa alina vao voazara satria... tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:29
rabaradaka ( 25/06/2014 10:38)
Mbola ireo andian'olon-dratsy ihany no candidat ho Filohan'ny mpanohitra
Mbola ireto olon-dratsy ireto ihany indray no candidat amin'ny Filohan'ny mpanohitra :Alain Andriamiseza, Max Fabien Andrianirina, Floriot Samihary, Cyrille Rsambozafy et Alain Ramaroson. Milaza amin... tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:32
rabaradaka ( 23/06/2014 06:30)
Alain Ramaroson : mbola azo heverina ho olom-banona sy tia tanindrazana ve ?
Alain Ramano mety filohan'ny antoko mpanohitra hoy ny sasany. Fa heverin'ny sasany ho kentrina ve ny mpanohitra malagasy e ? Ireny ange ka tena olona tsy izy mihitsy e ! Mba fantatrao ny loza sy adala... tohiny
novalian'i mangana ny 24/06/2014 15:51
rabaradaka ( 23/06/2014 06:23)
Karana no masi-mandidy eto amin'ny firenena izao
Firy firy ny harena nalaina sy norobain'ny karana teto amintsika ary izao izy vao mainka tena mangorona izay azony satria eo ambany saokany ny fitondram-panjakana nefa dia ambulance ratsy kely sady ef... tohiny
novalian'i endriny ny 02/07/2014 08:58
rabaradaka ( 18/06/2014 10:19)
Jiolahim-bavy na dia hoe député aza
Izao fitafy jiolahim-bavy izao dia azo itarafana ny toetrany sy ny toe-tsainy. Izao no fondateur ny HVM ao Tsimbazaza. Mba tsy izy kosa izao pataloha rovitra izao na dia hoe la mode aza e ! Jiolahim-b... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/06/2014 08:16
rabaradaka ( 18/06/2014 09:46)
Tsy hanaiky ny vahoaka nifidy azy ireo
Hanaiky ve ireo vahoaka nifidy an'ireto député lasa HVM ireto ? Ny antony nifidianan'ny vahoaka azy ireo dia noho izy ireo "indépendant" nefa izao lasa HVM. Harefo tanteraka ny HVM amin'io zavatra ... tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 08:48
rabaradaka ( 17/06/2014 07:02)
Mba aiza ny malagasy sahirana sy mafy ady e
Mba fantatrao malagasy mpamaky serasera ity moa fa an'i Mamy Ravatomanga sy Hajo Andrianainarivelo ireo lotissement vaovao eo ankadimbahoaka ?... tohiny
novalian'i endriny ny 20/06/2014 04:33
rabaradaka ( 17/06/2014 06:58)
Tanteraho izay nolazain'ny vava
Tsotra kely ny mandray fahefana fa rehefa ao anaty fahefana dia tsy hay izay atao ary tena mamitaka ny vahoaka. Tanteraho izay nolazain'ny vava, ohatra roa fotsiny : - ampodio Monsieur Ravalomanana al... tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:34
rabaradaka ( 17/06/2014 06:49)
Fa nankaiza ny zanany no ny dadatoany no miantso mpanao gazety ?
mampanontany tena ihany fa maninona no i Koto (Manandafy) no miantso mpanao gazety ny mikasika ny momba an'ny Monsieur Ravalomanana fa tsy ireo zanany akaiky toa an-dry Guy, Hanitra, Rolland Cjricket,... tohiny
rabaradaka ( 16/06/2014 07:25)
mety ve raha mba alefanareo mpandrindra any amin'ny facebook ny songadin-kevitra sasantsasany eto ?
mety ve raha mba alefanareo mpandrindra any amin'ny facebook ny songadin-kevitra sasantsasany eto ? Misy hevitra tsara eto... tohiny
rabaradaka ( 13/06/2014 11:08)
Fiangaviana an-tanan-droa sady mandohalika mihitsy tompoko ô !
Miangavy an'i Ny Hasina Andriamanjato PDS Antananarivo handefa ny coupe du monde rehetra eo amin'ilay écran ngôdalanina be eo amin'ny kianjan'i Mahamasina. Raha tsy vitanao izany dia tsy mahavita az... tohiny
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:18
rabaradaka ( 12/06/2014 11:00)
HVM sa Fitondrana ?
Vao mainka manamafy ny zavatra voalazako teto aho hoe iza no mitondra an'ity Madagasikara ity ny Mpitondra (Filoha, Governemanat, Députés) sa ny Hery Vaovaon'i Madagasikara (HVM) ? Mibaribary mantsy... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 15:06
rabaradaka ( 09/06/2014 06:11)
Les bailleurs de fonds sont réticents
La rencontre entre le Gouvernement malgache et les bailleurs de fonds ami de Madagascar qui s'est tenu lieu la semaine dernière tournait en catastrophe, les ministres malgaches ne sont pas capables d... tohiny
rabaradaka ( 05/06/2014 13:42)
hanao affiche goavana be
Hitaona ny mpisera amin'itony forum itony aho ary hataoko affiche be eran'ny tanàna hoe "ILAZANA ISIKA REHETRA FA NY SERASERA IHANY NO FORUM AZO ANTOKA FA TSY HAMAFA NY ZAVATRA SORATANAO, AZA MANAO F... tohiny
rabaradaka ( 05/06/2014 13:36)
Ny any ivelany horakorahana fa ny eto an-tanindrazana afenimpenina, sao mba tsy rariry e
Lasa any France i HVM, avy eo to hoe nasaina ho any Israely koa. Mampanontany tena ihany hoe ny karana mangalatra sy maka an-keriny ny tanin'ny malagasy, ny tanindrazany tsy asian-dresaka, ny mpitondr... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/06/2014 14:13
rabaradaka ( 05/06/2014 04:42)
dia lazao hoe i Ravalo sy Rajoelina indray no tao ambadik'ireo bois de rose tany Singapour
Mazava ny resaka ry reto a, mila vola ny HVM hanomanana ny eléction communale dia atao ny afera rehetra. De sources très sure, ekipan'ny HVM miampy mafia mpanao bois de rose ao amin'ny assemblée na... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 15:17
rabaradaka ( 04/06/2014 08:15)
Mitomany ho eny Tsimbazaza ry Harinaivo Rasamoelina nefa tsy manana député na iray aza
Fa nahoana moa no i HARINAIVO RASAMOELINA DHD no milaza ho mpanohitra ho eny Tsimbazaza nefa ny mpikambana zara raha misy olona 10 fotsiny. Miady ho any Tsimbazaza indray ireo mpanohitra nefa tsy mana... tohiny
rabaradaka ( 31/05/2014 15:14)
Minstre donto sy bado mihitsy angamba e
Ity Rakotovao ity angamba no ministre donto indrindra fa saika tsy vitany ny nanao ny orgnigramme, iray volana taty aorian'ny nanendrena azy vao vita ny organigramme. Avy eo notondrena indray ity Bert... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.054