Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 11/09/2014 05:56)
Service minimum à Mahazoarivo
Fampandehan-draharaha tsotra na ilay lazaina hoe service minimum sisa no ataon'ny PM Kolo Roger. Efa tena antomotra io Remaniement io... tohiny
rabaradaka ( 05/09/2014 04:21)
Bois de rose, manomboka mivoaka ny anarana
Resaka bois de rose : Camille VITAL sy Mamy Ravatomanga no mpitondra tena nanao be ndrindra. Ohatra iray, tratra tany Comores sambo nitondra bois de rose deux conteneurs, nankaiza ireo ? An'i Camille ... tohiny
rabaradaka ( 05/09/2014 04:16)
Any amin'i Ratsiraka Didier ny la clé !
Any amin'ny Amiraly Didier Ratsiraka ny "la clé". Ho hitanao eto ny tohiny tsy ho ela.... tohiny
rabaradaka ( 02/09/2014 10:56)
Feno ny fepetra hionganan'ny gouvernement Kolo
Nanoratra teto aho hoe ho avy ny fotoana hahafeno ny fepetra hirodanan'io gouvernement io, ankehitriny feno tanteraka ny fepetra. Raha tsy manova gouvernement ao anatin'ny fotoana fohy (15 à 30 andro... tohiny
rabaradaka ( 31/08/2014 10:05)
Ohatry ny menatra izany aho
ohatry ny menatra aho fa toa izaho irery no tena be vavay sy mpanoratra eto amin'ity serasera ity, tsy hoe tambanivohi-dahy basy vava akory anefa ny tena... tohiny
novalian'i sahia ny 26/01/2015 07:51
rabaradaka ( 31/08/2014 10:00)
Aza mba miavonavona sy manalikalika olona ihany ry reto a
Mba eritreritra mandalo ry reto a, aza mba miavonavona sy manambany olona ihany fa hay samy ho faty daholo ary tandremo fa mety ilay mpiavonavona sy mpanambany ary mpanalikalika olona iny no ho faty a... tohiny
rabaradaka ( 30/08/2014 09:35)
Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?
Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?... tohiny
novalian'i shala ny 06/05/2015 01:44
rabaradaka ( 30/08/2014 09:19)
Tokony hametra-pialana faran'izay haingana ny Ministre Rolland Ravatomanga fa tsy miandry esorina
Raha lehilahy misaina ingahy Rolland RAVATOMANGA, Minisitry ny Fambolena dia tokony hametra-pialana tamin'ny fandalovan'ny valala teto Antananarivo iny. Valala aza tsy voafehiny ka mainka ny raharaham... tohiny
rabaradaka ( 28/08/2014 08:17)
Dernière chance ho an'i Hery Rajaonarimampianina
Dernière chance ho an'i Hery izao : na izy manova tanteraka ny gouvernement izay toa vao mainka miteraka fikorontanana, na izy midaraboka raha mikiry mitazona an'ireo. Tsotra ny an'ny mpamatsy vola :... tohiny
rabaradaka ( 20/08/2014 07:54)
lahatsoratra nindramiko ity : nofinofy hono e
Mahaliana ahy ny zavatra nosoratan'ity vazaha ity dia mba nindrana azy ho ataoko kopikole eto : J’ai fait un rêve que Madagascar était le pays le plus développé de toute l’Afrique. J’ai fait... tohiny
rabaradaka ( 19/08/2014 15:31)
Ebola, mampanahy tanteraka
Ebola sy Madagasikara, tantara mitohy io ary tsy ho voafehin'ny Fitondran'i Hery sy Kolo. ... tohiny
rabaradaka ( 18/08/2014 11:39)
Dictature tanteraka ao amin'ny Assemblée Nationale
Mibaribary loatra ny adalana ataon'ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Atoa Jean Max mikasika ilay lalàna momba ny Fitsinjaram-pahefana (décentralisation). Aiza ve rey olona 58/102 députés no name... tohiny
rabaradaka ( 15/08/2014 10:46)
Misy mpiasam-panjakana ambony miteniteny foana sy diso misolelaka loatra ka tokony esorina any !
Misy olona ambony eo anivon'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana sahy milaza hoe tsy hita izay maharatsy ny fizarazarana an'Antananarivo ho vondrom-paritra maro. Dia gaga aho namaky ila... tohiny
rabaradaka ( 12/08/2014 14:38)
tandremo ry bandy ny adalana any ampanaovana mission any fa tena misy loza any
Resa-dehilahy ity leretsy fa tandremonareo bandy mikotikoty sipa na vadin'olona na raneny na bandy ho anareo PD any ampanaovana mission ity fa betsaka ny bandy no sendra an'izay henjana sy matsatso ta... tohiny
rabaradaka ( 12/08/2014 14:33)
Avereno ny service national
Tokony haveria ny fanompoam-pirenena ho an'ny zatovolahy rehetra na inona diplomany na inona sarangany na inona fihaviany. Tsy adalan'ny amerikana sy anglisy ny manao izany fa sady fitiavan-tanindraza... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 24/08/2015 17:53
rabaradaka ( 12/08/2014 14:27)
Lafiny teknika mba mila valiny mahafapo ity tompoko, hoy i rabaradaka
izahay tantsaha itony moa tsy mba mahay loatra an'ity resaka internet sy informatique itony fa misy namana nasaiko niditra ho "ami" amin'ny serasera izay tena bobaka be tokoa. Fa hoy ry zareo hoe anga... tohiny
rabaradaka ( 12/08/2014 14:18)
Tena tsy am-piheverana no nanalana an'i Rabesa Zafera Antoine
Efa naneho hevitra aho mikasika an'ity président de l’Université de Mahajanga Rabesa Zafera Antoine ity fa tokony ho jerena akaiky satria mety hiteraka korontana nefa dia izao izy nesorina izao, m... tohiny
rabaradaka ( 11/08/2014 04:08)
Manely tsaho indray ny HVM
Tsaho indray sa tena izy ilay hoe misy 15 miliards ariary mandehandeha hanakorontanana ny fitondrana ? Fomba fiainan'ny Tetezamitateonio tsaho io mba handemena ny saim-bahoaka, nefa raha izao krizy mb... tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2014 10:00
rabaradaka ( 11/08/2014 04:00)
Mampalahelo ny toetsaintsika malagasy fa manadino ny lasa nefa niteraka ratra tao am-po
Indrisy mantsy fa ny ela tokoa fanadino fa dia adino tanteraka ilay loza niseho nahafaty malagasy antitra, tanora ary zatovy sy ankizy tamin'ny 10 aogositra (aleo tsy teneniko ny taona) iny. Mampalahe... tohiny
rabaradaka ( 08/08/2014 13:50)
Tsy misy foto-pihaviana jiosy mihitsy ny malagasy
Tokony ahitsy ihany ilay fiheverana fa taranaka jiosy ny malagasy dia lasa feno fivavahana jiosy eto, cohen Bera, cohen Rivolala, sy ny sisa. Tsy taranaka jiosy ary tsy misy rà jiosy ny malagasy. Ny ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/08/2014 14:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0525