Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 15/11/2014 15:37)
Je ne crois pas de mes yeux
Un "brigand" au staff de l'AREMA ? Quelle pourriture[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/bc2706f98f9760334674737a15c7c095.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/bc2706f98f976033467... tohiny
novalian'i bazylou ny 09/01/2015 11:59
rabaradaka ( 15/11/2014 15:35)
Hivoaka amin'izay ny marina rehefa nokobonina ela be
Les deux complices sur la mort du Colonel Richard Ratsimandrava. L'histoire continu ...[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/c9fb405b49fdddf783646ba32dddf0da.jpg][img]http://forum.serasera.org... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 19:01
rabaradaka ( 14/11/2014 08:00)
Rolly Mercia, un mercenaire politique de la France
Rolly Mercia, un mercenaire politique de la France et il intervient jusqu'à l'eléction du président de l'ordre des journalistes... tohiny
rabaradaka ( 14/11/2014 07:49)
manomboka hivoaka ny marina mikasika ny nidiran'ingahy Ravalomanana
Mitady ho sempotra sahady ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria efa manangasanga any ny fanazavana ny hoe iza no nanosika azy hiditra ary iza no nampiditra azy. Raha ny marina dia naman'ny ef... tohiny
rabaradaka ( 14/11/2014 04:44)
Hita fa Général sans expérience i Paza
Efa noteneniko teto fa tsy manana expérience de commandement io PAZA Didier Gérard miandraikitra ny Gendarmerie io. Jerevo ange, taiza no nisy hoe rehefa tsy vonoina ny dahalo dia alaina ho sakaiza ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/11/2014 16:01
rabaradaka ( 14/11/2014 04:41)
Ho henjana ny tsikerako manomboka eto fa tena tsy mamely ity fitondrana ity
Vita hetrao ny fahanginana fa hiteny ary hiteny mafy amin'izay i rabaradaka tompokolahy sy tompokovavy. 1- Esory i Rivo Rakotovao fa tena mpanimba firenena sady tsy mahatanty demokrasia. Aiza ve ka Mi... tohiny
rabaradaka ( 10/11/2014 14:05)
Nahoana no tsy hadihadiana ny tompon'ilay fiara nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananarivo ?
Ny fiaran'ingahy Lanto Randrianantoandro senateur TIM avy ao Antsirabe sady vadin'i Olga Ramalason ministre de commerce tamin'ny andron'ny Tetezamita no nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananar... tohiny
rabaradaka ( 31/10/2014 14:54)
Tokony hitsotra sy ho madio fo ny FFKM
Marina fa nisy tokoa ny disadisa teo amin'ny samy mpitondra fivavahana ao amin'ny FFKM, niaina an'izany i rabaradaka. Fa tsory ary lazao ny vahoaka mpino rehetra hoe iza tokoa no tsy mahavita na manak... tohiny
rabaradaka ( 29/10/2014 14:56)
une équipe sataniste au sein d'un ministère
Mba samy ratsy ekipa anaty ministera ny sasany fa ity ao amin'ny Rivo Rakotovao ao amin'ny ministère chargé de l’infrastructure et de l’équipement ity leretsy dia tena horreur : des sorcières ... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/10/2014 22:41
rabaradaka ( 29/10/2014 14:45)
Pasitera FPVM mangalatra sy maka ankeriny tanin'olona, tena asan-devoly mihitsy e !
Misy an'izany pasitera HANITRINIAINA Anna Solange izany, pasiteran'ny FPVM izy io mangorona ny tanin'olona eny Ankadikely Ilafy sy ny manodidina. Efa ela no nanaovany an'io asa ratsiny io fa izao efa ... tohiny
rabaradaka ( 28/10/2014 12:08)
Tsy mazoto ny hanaovana reconciliation ny HVM
Mifanipaka tanteraka ny tenin-dry Rivo Rakotovao izayantsoina hoe Rivo Mainty sy Henri Rabary-Njaka izay antsoina hoe Gadana ary Hery Rajaonarimampianina Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na d... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2014 09:58)
Rava ny mouvance Ravalomanana
Mazava ny resaka fa io tokoa ilay nolazaiko hoe hiditra HVM ireo olon-dRavalo toa an-dry Guy Rivo, Hanitra, Ravatomanga sy ny zanaky Dada sasany. Tena efa mazava izany. Tadidiko mihitsy ny niorakoraha... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2014 09:53)
Ratsy namana ny mpitondra ka dia miara-midofotra daholo
Tena liham-boto, izay no azo ilazana an'ity Jaovato ity. Ireny zny no akaman'i Hery Rajaonarimampianina koa tsy mahagaga raha midofotra daholo izay aleha. Iza no tsy nahalala fa nanome vola i Jaovato ... tohiny
rabaradaka ( 18/10/2014 11:54)
Be entana ny afrikana
Ny afrikana dia tena be entana (aleo tsorina hoe lataka) be satria vao 5 taona monja izy dia efa karakarain'ny ray aman-dreniny ny entany : somary fonosina zavatra (tsy atoroko sao misy manaonao foana... tohiny
novalian'i zandry01 ny 06/11/2015 13:10
rabaradaka ( 18/10/2014 11:39)
Tsy mahalala menatra intsony ny akaman'ny Mpitondra
tsisy ankoatra an'i Voninahitsy Jean Eugène ve ny conseiller spécial an'i Hery Rajaonarimampianina fa dia tena afa-baraka mihitsyny fitondrana e ! Sa aleo izy hiteny fa zavatra efa ho rava ity... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/10/2014 18:58
rabaradaka ( 17/10/2014 04:37)
hevitra mba tsara raha misy fihaonana isika
ho hoa ry namako isany eto, maninona moa raha andao isika rehetra mba hihaona kely e, asiana fihaonana sy fifankahalalana kely, ohatra hoe andao hamboly hazo !!!... tohiny
rabaradaka ( 17/10/2014 04:35)
mirary soa ho an'ny mpiserasera rehetra eto !
mirary soa ho an'ny mpiserasera rehetra eto !... tohiny
rabaradaka ( 16/10/2014 16:05)
Urgent : un porteur de virus Ebola à Madagascar : ceci est sérieux
Vaovao tena vao teo no azo ity : un suspect porteur du virus Ebola est arrivé à Ivato il y a deux jours. Les médecins de l’Institut pasteur de Madagascar ainsi que l'UNICEF cherchent tout les moy... tohiny
rabaradaka ( 16/10/2014 15:36)
Nahafantatra ny fahatongavan'Atoa Ravalomanana ny Filoha Hery Rajaonarimampianina, araho eto ny fizotrany
Tamin’ny 7 ora maraina : efa nanomboka tonga teny Faravohitra ireo ex Ministre, ex CT et ex CST et députés TIM Tamin’ny 8 ora maraina hoy i Roland Ravatomanga : J’ai immédiatement téléphonÃ... tohiny
novalian'i moi ny 27/10/2014 13:04
rabaradaka ( 16/10/2014 04:52)
Lany henatra sa efa tsy mahalala izay ataony intsony ny mpitondra ankehitriny ?
Lany henatra sa tsy mahita atao intsony ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara fa dia natsangana indray ity hoe Komity miaro ny safidin'ny ara-dalàna (MSA) ary i Mohamed Rachid izay komoriana no fil... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0415