Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 15/10/2014 08:16)
kajikajin-drabaradaka (session 2)
Kivy ny frantsay tamin'ny fahadondronan'ny mpitondra Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany. Tsy azo antoka io, izay zao no resaka any France any ! Dikan'izay, tsy haharitra ela eo io Hery io fa hamer... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/10/2014 06:53
rabaradaka ( 15/10/2014 05:20)
Henatra tsy misy toa izao ho an'ny zanak'Imerina
O leretsy a, tena henatra tsy roa aman-tany ange izao misy izao e, aiza ve ka zanak'Imerina mandroaka sy manilika zanak'Imerina ? Tena mahagaga sady mahatalanjona izao ataon'ny Filoha Hery sy Ravaloma... tohiny
rabaradaka ( 14/10/2014 05:53)
Filoha sa tsy Filoha i Hery Rajaonarimampianina ?
"handray ny andraikitro amin'ny mahaFiloham-pirenena ahy aho", io no tenin'ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 10% aza) omaly raha nanao fanambarana mikasika ny fidiran'ingahy Ravaloma... tohiny
rabaradaka ( 14/10/2014 05:07)
Misy zavatra mampanahy ahy mafy ity dia lazaiko ho an'ny rehetra
Manahy aho fa terena havoaka ny faritra Madagasikara i Ravalomanna Marc dia halefa any Maurice na Mozambika. Vitan'i Hery sy ny HVM ny manao an'izany. Raha izay no hiseho tokoa dia ady tsy vita satria... tohiny
rabaradaka ( 13/10/2014 11:11)
Kajikajin-drabaradaka
Ety ambony taxibrousse hody fa avy nahita kely an-dRavalomanana aho no manao kajikajy politika, io ilay kajikajin-drabaradaka rey olona a, dia izao ilay kajy : raha hiandry fifidianana manaraka i Marc... tohiny
rabaradaka ( 11/10/2014 12:25)
O leretsy a, hitanareo ve ireo nilaza hoe hanangan...
O leretsy a, hitanareo ve ireo nilaza hoe hanangana indray ny CRN Comité national de réconciliation fa tsy Comité pour la réconciliation nationale intsony, hitanareo ve ireo olona nanatrika tao ? ... tohiny
rabaradaka ( 08/10/2014 13:09)
Repoblikan'ny babakoto hono
Mirangorango be mihitsy ny ministre ary mandrapaka izay azo harapaka satria efa hiala hono. Asa na mba fantatry ny Filoha Hery sy ry Rivo Rakotovao fa ireo ministre ireo vonona ny hiditra HVM daholo f... tohiny
rabaradaka ( 08/10/2014 12:32)
Sahia mitady olona tena afaka hitondra fanavaozana ny tontolon'ny Fanabeazana sy olona ampy fahaiza-manao tsara koa
Raha tian'ingahy Hery Rajaonarimampianina ny hitazona an'i Paul RABARY ho ministre dia azy izany, fa aza atao ho Ministre de l'éducation nationale satria sehatra tena goavana io nefa première expér... tohiny
rabaradaka ( 07/10/2014 16:34)
Nandray anjara mivantana Ny Hasina Andriamanjato
Tamin'ny fanonganam-panjakana sy ny "lundi noiré tao Antananarivo ary ireo hetsika rehetra nandravana ny MAGRO sy ny fandorana ny RNM sy TVM dia voatonona tao foana ny anaran'ingahy PDS Ny Hasina And... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/10/2014 14:06
rabaradaka ( 07/10/2014 04:53)
Mitaky ny vahoaka malagasy hihetsika ity lahatsoratra eto ity
Mammifères marins : prospection pétrolière en pleine période de reproduction Publié par : APOI 6 octobre 2014 article sur Madagascar Lors de la dernière consultation publique organisée au de... tohiny
rabaradaka ( 07/10/2014 04:25)
Ny mpitondra fanjakana no mahazo tombony amin'ny DINA
Raha resaka DINA no atao indraim-bava dia tsy zava-baovao tamin'ny fiainan-dramalagasy io fa raha ny tantara dia efa tany amin'ny taon-jato faha XVIII no efa nisy dina nifampifehezana. Fa raha asiana ... tohiny
rabaradaka ( 06/10/2014 05:20)
aza hitako e !
na inona tsy fahaizana na inona hadondronana, rehefa ministre izany ianao dia tokony hiezaka hahay na hifehy teny frantsay sy ny tenin-draznao. I Tabera Randriamanantsoa tsy sahy niteny frantsay mihit... tohiny
novalian'i Maningana ny 08/10/2014 04:58
rabaradaka ( 06/10/2014 05:17)
Efa eken'ny fiarahamonina malagasy ny sarim-bavy na sarin-dahy
Olona toa anao ary manan-jo toa anao ireny sarim-bavy na sarin-dahy ireny? Tsy vao izao no nisy azy ireny fa efa hatramin'ny ela teto Madagasikara. Mba fantatrao ve fa nisy sarim-bavy 4 ange tao amin'... tohiny
rabaradaka ( 06/10/2014 05:09)
Vaovao manamafy ny efa nambara teto ary voaporofon'ny zava-misy
Mitombina daholo ny zavatra notanteriko teto enim-bolana lasa izay, tsy hoe mpaminany akory Rabaradaka na mpamantatra ny ampitso mifono mystère fa olom-pirenena tsotra toa anao, tantsaha aty ambanivo... tohiny
rabaradaka ( 06/10/2014 04:58)
Mpanolotsaina ny Filoha ve dia olona mpaniratsira azy ?
Raha marina ilay resaka hoe lasa conseiller spécial an'ny Filoha mamimbahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 14 % aza no tena azony) ry Tabera Randriamanantsoa sy Voninahitsy Jean Eugène dia tena Repob... tohiny
rabaradaka ( 28/09/2014 08:43)
Scandale au sein du Temple FJKM Anosisoa Ambohimanarina
Nitrangan-javatra azo lazaina hoe mampalahelo ao amin'ny FJKM Anosisoa Fitiavana, Ambohimanarina. Nahabevohoka olona ny Mpitandrina ary dia nampahafantarin'ilay vehivavy fa i pasitera no nahabevohoka ... tohiny
rabaradaka ( 23/09/2014 08:02)
Matahotra ny hodian'i Ravalomanana ny HVM
Resa-be fotsiny io fampihavanam-pirenena tanisain'ingahy Rajaonarimampianina etsy sy eroa io. Heveriny angamba fa ny firesahany an'izany no hahazoantsika malagasy famatsiam-bola. Raha tsy manao fampih... tohiny
rabaradaka ( 16/09/2014 10:39)
Jean Max, saribakolin'ny HVM
Ity Jean Max ity dia tena saribakolin'ny HVM mihitsy, ary na dia hita sy fantatra aza fa hoe tsy fanaraha-ndalàna dia manao ankisisika foana izy. Raha fahaizana aloha dia sahy miteny aho hoe tsy maha... tohiny
rabaradaka ( 11/09/2014 06:11)
ny tontolon'ny ampitso
mba jereo ange ity http://www.mondedemain.org/... tohiny
novalian'i bor2lais ny 30/09/2014 12:21
rabaradaka ( 11/09/2014 06:06)
Asa fanaovan-gazety malagasy tsy alehany
Mba ahoana ihany ireto mpanao gazety malagasy omena 5000 ariary dia sahy mamoaka lahatsoratra manindrahindra olona nefa tsy alehany akory. Tsy alehany nama ny journaliste malagasy a ! sady tia vola ne... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0455