Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 15/03/2014 12:26)
mampalahelo ianao ry malagasy fa dia mpiesonin'ny mpitondra anao
mampalahelo ihany leretsy isika malagasy olon-tsotra fa dia ampiesonin'ireo mpanao politika : lazaina fa IST i Ravatomanga dia avy eo nofoanana. I Hery sy Ravato ange ka niara-nanao bois de rose e ! M... tohiny
rabaradaka ( 15/03/2014 12:19)
Misy betsaka ny azoatao PM saingy hay tsy izy koa
Anisan'ireo anarana nadehandeha tany i ZAFIMAHOVA Serge fa hay rehefa nohalalinina dia anisan'ireo taranaka nampiady ny malagasy tamin'ny andron'ny vazaha lay zalahy io. Ankoatra an'izay dia tsisy mah... tohiny
rabaradaka ( 16/02/2014 11:52)
Ny FFKM no hanolotra PM ho an'ny Hery
Raha izao fandehan-javatra izao dia ny FFKM no hanolotra izay ho PM eo, i HVM koa efa manantona tsikelikely ny FFKM amin'izao. Raha tehamita ny mandat 5 taona i Hery dia tsy maintsy manao ilay lazain'... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:27
rabaradaka ( 07/02/2014 11:54)
Vehivavy maherin'ny 60 taona
tsara ve ireny vehivavy efa maherin'ny 60 taona ireny ry zalahy ? Tsy maisatra be ve ? Valio fa hahazo vehivavy maromaro maherin'ny 65 taona mantsy za... tohiny
rabaradaka ( 07/02/2014 11:29)
marina ve fa miteny ny maty ?
Marina ve fa misy olona mahay miresaka amin'ny maty ? Misy olona izay mantsy namosavian'ny olona no nahafaty azy hoy ny haany, dia nasiana zavatra tao am-bavany (efa maty io an) dia avy eo nikôzy hon... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:42
rabaradaka ( 07/02/2014 11:24)
Faly aho fa tsy lany i Papa Soulé satria mbola tsy député akory izy dia efa nangorona ny tanin'olona rehetra
Tezitra tanteraka ! « Fanalana baraka sy fanimbana olona, tsy azo ekena ny filazan’ny CES fa tsy nahaloa hetra ny kandidà Papa Soulé tao Antsiranana. Olona tsy lany, lasa voafidy. Ho anay, tsy ts... tohiny
novalian'i radadatoa ny 15/03/2014 13:41
rabaradaka ( 07/02/2014 11:22)
Nialan'ny mouvance koa i Ravalomanana
Tsy hisy mpanohitra ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria ny mouvance Ravalo sy ireo forongony izay heverina hanohitra no lasa nisolelaka an'i HVM ka lasa olon'ny fitondrana. Veloma dada fa t... tohiny
rabaradaka ( 07/02/2014 11:20)
Amina miliara no vola azon'ny CES
Mazava ny resaka fa nandray vola an-tapitrisany maro ny CES tamin'niny vokatry ny fifidianana député iny. Mba misôsy e, zay no tenin'ireo mpikambana ao ary na hatramin'ny sekretera sy sôfera aza n... tohiny
rabaradaka ( 07/02/2014 11:19)
Teny voretra amin'ny toerana voretra
Mba mandaitra ve ireo soratra hoe "alika zay mamany eto" na ireo hoe "voan'ny dina 5000 ariary miampy daroka" eny amin'ny toerana tsy tokony hamaniana na hangerena ? Toa tsy mandaitra !!... tohiny
rabaradaka ( 07/02/2014 11:15)
Nametraka vola be ireo candidat député voafidy ofisialy
Tsy haiko izay fahamarinany aloha fa dia hoe vola be amina miliara (17 milliads Fmg) no vola azon'ireo CES namoahana an'iny vokatra iny. Nisy aloha candidat nametraka vola be nefa tsy tafiditra ny ana... tohiny
rabaradaka ( 10/10/2013 09:41)
Fery vaovao ho an'ny firenena
Lazaina fa olon'Andriamanitra a, avy eo mahay mitantana e, ary koa tsara fitondrana tena e, ary ilay hoe io no puissance vaovao. Hoy aho hoe : ny vady aman-janakao aza narianao ary natakalonao zaza bo... tohiny
rabaradaka ( 30/09/2013 12:20)
matahotra an-drabaradaka ny moov
Rehefa i rabaradaka no mandefa hevitra ao amin'ny forum moov dia 3 minitra raha ela dia fafana ilay hevitra satria milaza ny marina sy ny zava-misy i rabaradaka. Hita hoe tantanan'ny frantsay koa ny m... tohiny
rabaradaka ( 30/09/2013 12:01)
Mampanahy ireo candidat natolotry ny fanjakana
Azo heverina ve fa hitondra soa ho an'ny malagasy raha vazaha be toa an-dry Vital no ho eo, na ireo mpangalatra ny harem-pirenena toa an-dry Hajo, Hery, Monja Roindefo, sy ny tariny ?... tohiny
rabaradaka ( 26/09/2013 08:25)
Ireo favoris ireo no tena tsy izy
Ireo lazaina hoe favoris aloha dia vola azo tain'ny fangalarana ny harem-pirenena no mampidehadehaka azy io, tao ny bois de rose, ny tany, ny vato soa isan-karazany, ny fanararaotam-pahefana, ny famot... tohiny
rabaradaka ( 19/09/2013 12:07)
Karazan'ny voafitaka indray Ravalomanana
Raha ny fanolorana an'ny JLR dia karazan'ny nofitahan-dry Mamy Rakotoarivelo indray i dada(nareo). Efa nilaza ange Ravalo hoe hanao boycotte ny fifidianana, efa nilaza Ravalo hoe aleo miala amin'izao ... tohiny
rabaradaka ( 16/09/2013 06:38)
Karazan'ny efa leo ny vahoaka
Ny marina dia efa leo an-dry Rakotoarivelo sy ireo Ministre ary CT sy CST mouvance Ravalomanana ny zanaky dada rehetra. Izao mantsy : noheverina fa ireo no hampody an'ny dada, noeritreretina fa ireo n... tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 18:43
rabaradaka ( 16/09/2013 06:33)
Mbola misy mihaino ve i Zafy Albert ?
Toa manao antso any an'efitra fotsiny i dadatoa Zafy aha ny zava-misy, dia mampanontany tena hoe mbola "valable" ve razoky iny sa saribakolin'ny ANR fotsiny koa ?... tohiny
rabaradaka ( 16/09/2013 06:32)
Eto no tena misy vaovao
Raha ny forum rehetra nalehako dia eto no milay indrindra... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2014 14:36
Rabaradaka ( 21/12/2010 14:12)
Esory Rajoelina dia hilamina ny tany
Ny vahaolana amin'ity crise ty ry dadatoa dia ny fanesorana an-dRajoelina amin'ny fomba rehetra. Raha mbola dadatoa rajoelina no eo dia tsy hangina mihitsy i Zafy, Rakotovahiny Emmanuel sy ny forongon... tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:07
Rabaradaka ( 17/12/2010 10:35)
Kolotsaina ve ny fampirafesana sa fahazaran-dratsy ?
Ny vahoaka tatsinanana rehetra dia mampirafy avokoa, hoy ity mpandinika iray ity. Dia gaga aho dadatoa fa ireo vazaha ireo no tena mampirafy sady tsy vitan'izay fa mbola manam-bady biby koa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0424