Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 24/12/2009 06:59)
Ny vahaolana dia ilay T.S.A.R.
Rehefa tena nandinika ny rehetra ry dadatoa dia ilay TSAR na Transition Sans Andry Rajo hell (elina) no vahaolana tsotra sy mahomby. Amin'ny fomba ahoana anefa ? Mbola tsotra koa : mirotsaka eny amin'... tohiny
novalian'i milamm ny 26/12/2009 00:58
rabaradaka ( 23/12/2009 11:34)
Ratsy be raha tsy tohizana ny fanalana ny TGV
Vaovao farany ity ry dadatoa : manao izay hafany La France sy Dramé handravana ny tolon'ny 3 mouvances ary manao amboletra be mihitsy ry zareo. Raha mihemotra ry zareo 3 mouvances dia izay no vita am... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:12
rabaradaka ( 11/12/2009 07:21)
Rovitra ny palitaon'i Hajo Andrianainarivelo
Rehefa manao politika dia mila calme fa tsy mitrotra be toa an'ny dadatoa Hajo Ministre de l'aménagement du territoire. Be loatra koa ny aferany dia miaro ny sezany izy fa efa eo ampototry ny eny Ant... tohiny
rabaradaka ( 04/12/2009 06:50)
Tsy i Hajo Andrianainarivelo no mibaiko
Mahatsapa isika fa tena asan-jiolahy no ataon'ity Hajo Andrianainarivelo Ministre mpomba an'i Andry TGV. Aiza ve ka iey indray no miseho ho "beloha" na dia hoe zanaky beloha aza. Fa maninona ny vahoak... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/12/2009 14:22
rabaradaka ( 19/11/2009 05:12)
Taratasy misokatra ho an'i Ravalomanana
Tompoko, Tsy hoe mamoha fota-mandry na koa mandatsa no antony hanoratana an'ity taratasy ity fa misy kosa lesona azo tsoahina sy azo hanamboarana ny ho avy manoloana ny zava-niseho. Tsy hoe tapi-paha... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/11/2009 10:39
rabaradaka ( 19/11/2009 05:07)
Taratasy misokatra ho an'i Ravalomanana
Tompoko, Tsy hoe mamoha fota-mandry na koa mandatsa no antony hanoratana an'ity taratasy ity fa misy kosa lesona azo tsoahina sy azo hanamboarana ny ho avy manoloana ny zava-niseho. Tsy hoe tapi-paha... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 05:24
rabaradaka ( 16/11/2009 06:03)
Le izy ve ?
Le izy ve samy PD izy roa lahy fa ny iray efa maty ny iray DJ ? Iza ary izany ??... tohiny
novalian'i andreasr ny 06/01/2010 11:40
rabaradaka ( 16/11/2009 05:46)
Tsy ho tafatsangna ny gouvernement
Niomehezan'ny olona aho ry dadatoa raha nilaza hoe tsy tafatsangana ato ho ato ny gouvernement tamin'ny alakamisy lasa teo, dia niaraha-nahita fa tsy tafatsangana e ! Ny antony dia izao : tena manao l... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2009 22:20
rabaradaka ( 06/11/2009 05:36)
Manakaiky ny farany
Re sy malaza fa manakaiky ny fivoahana ny crise ry zareo aty Addis Abeba, fa manakaiky koa ny faran'ny fanjakazakan'ny Andry TGV sy ny HAT. Hijoro ny Amerikana hametraka ny paikady avy aminy handamina... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2009 20:39
rabaradaka ( 05/11/2009 14:08)
VAOVAO FARANY TSARA HO FANTATRAREO
Voalohany dia tandremo ny desinformation ataon`i Rolly Mercia sy ny forongony. Faharoa izao no vaovao farany aty Addis Abeba tena mivoaka sempotra i Andry TGV ary amporisihan`i Hasina Andriamanjato i... tohiny
rabaradaka ( 03/11/2009 06:17)
Vaovao farany ity omeko anareo ity avy aty Addis Abeba
La France est malicieuse, elle sait maintenant que la chance pour Andry Rajoelina est trsè mince et gracile, La France d'après une information issue d'un ancien Sénateur français ne cède jamais... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/11/2009 19:03
rabaradaka ( 02/11/2009 08:46)
Ho ratsy fiafara ingahy Rajoelina
Raha mitambatra ny herin'ny dadatoa Ravalomanana sy dadatoa Monja Roindefo dia tsy omeko herinandro dia rava io tetezamita izay terena ho entin'ny Andry TGV io... tohiny
rabaradaka ( 30/10/2009 06:15)
Inona ny marina tena marina e ??
Mampanontany tena mihitsy sy mampiteny irery mihitsy ity politika ity : nilaza mazava tsara i dadatoa Ablassé Ouedraogo dy dadatoa Tiébilé Dramé fa nanaiky ny zavatra rehetra notapahina tamin'ny 6... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2009 20:41
rabaradaka ( 21/10/2009 05:58)
Tokony hijoro amin'ny heviny tsara i Andry Rajoelina
Htramin'ny nisian'ny krizy dia mivadibadika be foana ny hevitra sy fanapahan-kevitra ataon'i Andry TGV, asa na izy zaza vao amin'ny politika sa koa mety ho tsy fahaizana mihitsy. Fa na izany na tsy iz... tohiny
novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:00
rabaradaka ( 18/10/2009 08:19)
Ity Tiébilé Dramé genalahy ity no mampikorontana antsika
Raha mandinika ianareo ry dadatoa dia ity genalahy Tiébilé Dramé ity no fototry ny adilahy politika eto amintsika, aiza e ka izy indray no miseho ho "bob" amin'ity resaka ity. Iza no mahita fika hi... tohiny
novalian'i diloo ny 21/10/2009 16:16
rabaradaka ( 15/10/2009 06:41)
Mody miady sa tena miady e !
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:48
rabaradaka ( 14/10/2009 12:15)
Ministres no manao aferana bois de rose
Mazava be ny resaka fa Ministre taloha sy ny ministres maromaro ao amin'ny HAT miampy an'i Monibou no ao ambadiky ny aferana bois de rose. Sahia manao dingana lehibe milaza ny tena marina e... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 23:37
rabaradaka ( 13/10/2009 09:12)
Hay ve ka TGV ity Tiebilé Dramé ity e !
Hitanareo ry dadatoa fa tonga amin'ilay nolazaiko hoe na tiantsika na tsy tiantsika dia i Dramé no hanavotra an'i Andry TGV ary hamely an-dRavalo. Dia izao izy hita mibaribary izao.... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2009 22:42
rabaradaka ( 12/10/2009 05:11)
Voafitaka sahady i dadatoa Mangalaza Eugène
Asa na tsy fahaizana (nefa ange ka manampahaizana be ity PM ity e) na tsy tehahalala koa fa dia nekeny ny fanendren'ny Andry TGV azy ho PM. Fantany tsara anefa fa aorian'ny sonian'ny 4 movansy vao tok... tohiny
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 15:46
rabaradaka ( 08/10/2009 06:37)
Ny mety hiseho any Maputo III
Efa ampoizina iny tenin'ny Ravalo iny satria ange ka tsy nanaraka ilay efa tapaka tamin'ny Maputo II ry Jean Ping sy Joyandé e ! Ny scénario vaovao dia ny hiseho any Maputo III rehefa hihaona any iz... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/10/2009 23:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0486