VAOVAO FARANY TSARA HO FANTATRAREO

1. rabaradaka ( 05/11/2009 14:08)
Voalohany dia tandremo ny desinformation ataon`i Rolly Mercia sy ny forongony.
Faharoa izao no vaovao farany aty Addis Abeba tena mivoaka sempotra i Andry TGV ary amporisihan`i Hasina Andriamanjato izy hoe ndao hody fa tsy ilaina intsony ny fifampidinihana.
Fahatelo efa manaiky Ratsiraka sy Zafy ny amin`ilay fiarahamitantana ny Transition na ilay copresidence.
Kely sisa fa mahandrasa ry dadatoa sy nenitoa, tsy adinoko ny voandalana e
2. kidoropamba ( 05/11/2009 14:11)
ok!ok!ok! miandry an-dra8 hody izahay é. Raha vao vita dia tonga dia lazao mba hanitsananay menaka eto @ dombolo. Mila mody Ra8 fa raha tsy izany dia mbola ra-prezy TGV.

Raha tsy io ny mivoaka ao dia tairinay ny Dombolo.

hin hin hin, mivadika hon hon hon ary miverina hin hin hin
3. saranga ( 05/11/2009 14:29)
ravalo zany dada tsy hody ato ho ato a fa rabaradaka no sao lasa president eo e
4. pikatti ( 05/11/2009 14:59)
Inona daholo ry zalahy zany kôzin'lisany ato zany klé :-D
5. kidoropamba ( 05/11/2009 16:28)
Izaho hoa tsy hanaiky raha tsy hody ravalo satria io no nampanantenaina ireo dadaniste ao @ Magro. Raha tsy mody Ravalo dia mila mifona ary mandohalika mibebaka fa tsy misy dadanista fahanana lalitra eo.

Esory hoa io sipôzitoara io Ra8 fa tsy tantinao izy io.

Miandry vaovao roa fotsiny aho: Ra8 mody sy TGV tsy prezy intsony. Raha tsy izany no miseho dia tena FAMAHANDALITRA no naroson'ny dadany an'ireto ankizy badobado etsy @ Magro etsy.

Aiza enao Raymond fa efa hanelina voay ny dadanareo ato é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2404