Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 06/10/2009 06:32)
Tsy vahaolana intsony ny kabary politika
Voatery i lavanify (Andry TGV io) ka tsy maintsy nanao an'iny kabary tamin'ny alahady iny, fa na izany na tsy izany efa manomana ny hitsoaany koa izy satria raha ny sion-dresaka henoko dia i Monja no ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2009 21:56
rabaradaka ( 05/10/2009 08:46)
Ny tendances misy ankehitriny
Aina sa fitondrana ? zay no fanontaniana apetraky Monja amin'ni Andry TGV. Nanatrika ny rencontre niaraka tamin'ny Andry TGV sy Monja TGV i rabaradaka, ny zava-misy dia ity : tsy manaiky ny hijanonan'... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/10/2009 20:38
rabaradaka ( 02/10/2009 08:12)
Manao ahoana daholo nareo e e e !
Ho henonao tsy ho ela indray ny olona mpanao an'izay fiarahabana izay. Nivezivezy tany ivelany sy tamin'ny faritra maro aho fa mbola Ravalo no fantatry ny olona. Higadona ity ny faran'ny fitondran'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:27
rabaradaka ( 15/09/2009 08:22)
Rajoelina piégé par Monja
D'une source sure en provenance d'une personne très proche de M. Andry RAJOELINA, ce dernier voulait bel et bien participer à la réunion ou rencontre pour sortir de la crise mais son "PM" MONJA Roi... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:34
rabaradaka ( 27/08/2009 07:42)
Les noms des cerveaux des bombes artisanales
Un proverbe malgache dit « Le mensonge ressemble à la ceinture : il n'attache que son propriétaire ». Désormais quelques noms de poseurs et organisateurs de bombes artisanales circulent dan... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:41
rabaradaka ( 17/08/2009 09:39)
Taonan'ny fiovana lehibe manombka ny 2009
"2012 est une date importante dans l’histoire humaine. Elle marque la fin d’un cycle de 5.125 ans et d’un cycle de 13 ans. Le grand spécialiste américain de l’astrologie Maya, Bruce Scofie... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:33
rabaradaka ( 13/08/2009 08:01)
Tena jiolahy ireto TGV ireto
Jereo ange : Rehefa notanana roa andro teny amin’ny zandary eny Betongolo ny Filohan’ny fikambanana AV7 (fikambanan’ny olona tra-doza teny Ambohitsorohitra tamin’ny 7 febroary 2009 sady koa mp... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 20:08
rabaradaka ( 11/08/2009 11:16)
I Ratsirahonana no mpandrava fitondrana eto
Ny tany Maputo dia azo lazaina fa tsara ny dia. fa ity resaka ity no nahalasa eritreritra ahy ry dadatoa : niresaka i Zafy Albert sy Ratsiraka Didier ary Ravalomanana Marc hoe ny tena loza dia ity RAT... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/08/2009 08:08
rabaradaka ( 30/07/2009 08:32)
Tena nianatra tokoa ve ity dadatoa Andry TGV ity e
Lasa ny eritreritro ry dadatoa hoe mba tary nahavita fianarana ve ity TGV ity sa dia DJ fotsiny dia izay ? Toa resiny sy mandohalika eo anatrehany daholo mantsy izao nareo manana doctorat, master, pro... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:25
rabaradaka ( 29/07/2009 09:43)
Esory rehefa tsy hiala ny Ministra
Tena tsy lasa kosa dadatoa no nataon'lay ministre de l'éducation nationale tamin'ny examen BEPC farany teo iny a ! F'angaha jiolahim-boto toa an'ny TGV daholo ity malagasy e ! ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:06
rabaradaka ( 23/07/2009 06:39)
Moyenne de 7/20 de afaka
Dadatoa sy nenitoa a, tena simba ny taranaka amin'ity HAT-nareo ity, aiza ve ka moyenne de 7/20 no nahazoan'ny ankizy CEPE teo :} Mba tsy rariny kosa e, ny BEPC sy ny BAC izany aloha dia ho zaraim-... tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:59
rabaradaka ( 21/07/2009 06:57)
Mazava ny resaka, aza ampiesonina ny Gasy
Zao dadatoa, mazava be fa ny HAT no mampandefa bomba, omaly dia efa nilaza aho hoe ny CAPSAT no ao ambadik'ireny rehetra ireny. Tsy sahy ho any Addis-Abbeba i Lavanify dia fanahy iniana atao ny mandef... tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2009 14:06
rabaradaka ( 20/07/2009 13:12)
Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba
Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba... tohiny
rabaradaka ( 09/07/2009 09:41)
Zao vao tena mampifezaka ny hisian'ny ady an-trano
Taorian'ny lilazan'ny dadatoa Andry Tézéve tany Frantsa hoe hilatsaka ho candidat présidentiel izy vao tena mifezaka aho ny hisian'ny ady an-trano. Vaovao farany mantsy dia sy ho tafiditra ho candi... tohiny
novalian'i fijo ny 09/07/2009 22:28
rabaradaka ( 07/07/2009 10:34)
Ho avy eto ny miaramila frantsay avy atsy La Réunion
Lasa any La Réunion ny Ministre de la Défense sy Monja Roindefo. Lazaina fa hoe hifanakalo hevitra amin'ny La réunion. Ny marina anefa dia hiresaka amin'ny vondron-tafika frantsay mitoby ao La Réu... tohiny
novalian'i karandoha ny 23/01/2012 21:00
rabaradaka ( 06/07/2009 11:25)
Mandainga be ny HAT, tsy mila silamo ny malagasy
Io lainga io no spécialité-n'ny HAT ary efa tsy takona afenina. Aiza ve dadatoa ka sahin'ny HAT ny milaza hoe haampy antsika ny Arabie Saoudite nefa ange ka orinasa privé no niantoka ny lany, ny ho... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:10
rabaradaka ( 03/07/2009 11:58)
Haongan'ny HAT tsy ho ela i ANDRY TGV
Vaovaofarany ity ry dadatoa a : mikononkoona fanonganana an'i Andry TGV ny HAT izay mpomba an'i Pierrot Rajaonarivelo ka i Rolland RATSIRAKA no mpikarakara. Io lanonam-be eny Analamahitsy Antsonjombe ... tohiny
novalian'i milamm ny 06/07/2009 11:21
rabaradaka ( 01/07/2009 05:24)
Voaantso any Bruxelle i Andry TGV, ity vao loza ry HAT
Lasa any Bruxelles i dadatoa Andry TGV. Ny antony ? Nangataka fanazavana (demande d'explication) amin'ny HAT ny Union eroupéenne sy ny Banque mondiale mikasika ny fampiasan'ny HAT ireo fiara voatokan... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:40
rabaradaka ( 30/06/2009 12:27)
Manam-bola ve ny HAT e ?
Raha ny fihetsika asehon'ny HAT de tena be vola ireo, fa raha ny resaka ataony de mafy ady ireo. Tena mampiesona ity HAT ity dadatoa... tohiny
novalian'i diloo ny 02/07/2009 02:26
rabaradaka ( 29/06/2009 05:33)
Nipitrapitra i Odon RAZANAKOLONA
Tena nahita aho fa tsy notantaraina fa dia tena nipitrapitra irery i Odon RAZANAKOLONA na teny Mahamasina na teny Iavoloha tamin'ny 26 jona. Ny mahagaga dia izao : tsy misy olona miarahaba azy mihtsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 14:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0781