Liste des messages

Liste des messages, inserés par tsimati, par ordre de date
tsimati ( 09/06/2009 12:05)
Fandresena sa Fahamenarana ity resaka TGVENDRANA ity ?
Misy ny milaza fa afaka ny jadon'olon-tokana ary hivelatra amin'izay i Madagasikara. Ao koa no mahita fa tafiditra anatin'ny kizo ny firenena noho ity tolona tsy mitondra any amin'ny fandrosoana ity f... suite
répondu par rodro le 10/06/2009 13:20
tsimati ( 23/02/2009 09:41)
Manana finoana hoy ny TGV fa tsy MINO FOTSINY IHANY
Inona no mahasamihafa ireo fa ho ahy dia iray ihany ireo. Sa hafa ny an-dRA8 ? Sao mba marary saina ka ny tarehiny no jerena. Nahavita dingana betsaka isiaka izao hoy ny TGV ka tsy dingana lehibe ve ... suite
répondu par penguin le 23/02/2009 14:53
tsimati ( 17/11/2008 10:04)
Voatorakao ve le olona ra-bazylou ooo - Stransbourg
Ka ahoana voatorakao maloto araka ny soratrao ve reo tarika Malagasy tany Stransbourg sa ny tananao marina no feno tay ra-bazylou sy ny tariny eee? Toa nitondra vola avy amin'ny FED aza izy reo raha n... suite
répondu par penguin le 24/11/2008 15:07
tsimati ( 07/08/2008 05:32)
Mba tarito na hampiakaro ilay "niveau" ary raha ambany e?
Tsy misy tokony hireharehana angamba raha ambany ny akamaroan'ny fatra na "niveau"-nay mpiserasera eto. Mitaratra ny fatran'ny Malagasy mba sahy manoratra ve izany ? sa ny vendrana no manoratra ary ny... suite
répondu par penguin le 11/08/2008 16:00
tsimati ( 30/07/2008 14:08)
Ho Tafika ny Gasy raha KIDOROPAMBA no PREZIDA.
Efa manao resaka hamotehana ny filoha eo antoerana kidoropamba mba ahafahany maka ny seza atsy ho atsy. Misy milaza hoe ambanibe ny resaka. Asa aloha fa ambonibe Kidoropamba ary ho tafita ny Gasy atsy... suite
répondu par tsimati le 02/08/2008 19:37
tsimati ( 25/07/2008 06:57)
Toa misy vaovao ratsy nefa sao tsao ry mpanohatra
Tsy hita moa fa Politika mitohy hatrany na mpanohatra na mpanaraka ka dia mahereza daholo e.... suite
répondu par tsimati le 25/07/2008 17:28
tsimati ( 25/07/2008 03:31)
ountss noporofoina fa Elita Gasy tsy mahatafavoaka ve ?
Ny Elita Gasy tsy mahatafavoaka sa ny Malagasy rehetra no reraka amin'ny sehatra rehetra ? Hahaha tandremo indray marary fo ka hanamporofo hoe favy zahay fa ireo mpitondra ihany no nofa. Hahaha :-D :... suite
répondu par tsimati le 25/07/2008 17:30
tsimati ( 24/07/2008 12:56)
Ny mpanokatra loha-hevitra no tokiny manohy ny heviny
Raha manokatra loha-hevitra ara-politika ny mpikambana iray dia efa misy resaka tiany tohizana. Raha toa ka mivoana any amin'ny tsy izy no hamalian'ny hafa azy dia anjarany no mamerina sy manitsy ny r... suite
répondu par tsimati le 25/07/2008 06:53
tsimati ( 22/07/2008 00:50)
Ny andrina no tsy naniry volo ra-kidoropamba..ny henatrolona
Tsy mba menatra ve ry kidoropamba amin'ity manipy nefa mandamoaka ity. Mitoraka tsy mahavoa, mitifitra midona amin'vato dia miverina any aminy, nalefa any andanitra mbola miverina mamono ny tenany iha... suite
répondu par tsimati le 22/07/2008 12:46
tsimati ( 18/07/2008 00:50)
Mpianatra avy Texas:Aza miady vintana @ Akoho ry Nanas
Izaho manoratra dia efa nivoaka sy nianatra ivelan'i Madagasikara. 1-Tsy nisy nanofana ahyhoe sahala izao no ataonao rehefa tonga any. Ireo ankizy ireo tsaroako tsara fa nampianarina ny fombafomba r... suite
répondu par tsimati le 18/07/2008 23:59
tsimati ( 15/07/2008 05:56)
Aiza kidoropamba? Rajemison: Parti avec la bénédiction
Dia sahala izao ve no voaraoka ry kidoropamba ? Tena tsy hainay vahoaka tsy nahita andafy marina ny dikan'izany voaraoka izany. M/car Tribune: L’ancien président du Sénat Rajemison Rakotomahar... suite
répondu par tsimati le 17/07/2008 03:36
tsimati ( 14/07/2008 23:53)
Tsy resaka fanjanahana ny fampiasana teny Malagasy.
Efa miova ny fomba fijery ary ny fampiasana ny fitenimpirenena na aiza na aiza tsy dia ilay hoe tenin'ny mpanjanaka ajanona. Ny fiteny fantatry ny be sy ny maro no ampiasaina ohatra rehefa manao propa... suite
répondu par tsimati le 16/07/2008 14:34
tsimati ( 13/07/2008 08:40)
Iza no lafo-vidy ZANAKA VAVY sa NY TANY ?
Resaka be ny fivarotana tany any Nosy-be ary malaza koa ny fisian'ny zazavavy kely mivaro-tena, ny firoboroboan'ny fivarota-tena sy ny fitomaniana hanambady vazaha. ka iza ary no manandanja sy lafo ko... suite
répondu par tsimati le 14/07/2008 10:22
tsimati ( 10/07/2008 14:22)
Na omena fotsiny aza ny Elita tsy mahatafavoaka ho aiza?
Ny Elita tsy mahatafavoaka mitokona ivelany ary mihevitra fa izay heviny no harahina. Misy ny mpitondra noho izany ny tapakin'ny mpitondra no atao ary hitsarana azy any aoriana na tafavoaka izy na ver... suite
répondu par tsimati le 12/07/2008 15:16
tsimati ( 03/07/2008 14:13)
Vahoaka Malagasy ve no tian'i KIDOROPAMBA verezina ????
Ny olona tiana omena izay mahasoa azy. ny zaza tiana hanarina ary ny vahoaka tiana hasoavina. Ka tiana ho verezina ve ny Malagasy amin'ity resaka hafahafan-ra-kidoropamba ity ?... suite
répondu par tsimati le 05/07/2008 00:45
tsimati ( 02/07/2008 01:26)
Tsy tafa ny resaka Demony sy 5V dia lasa hajaina indray ve?
Hita be hoe tsy mahita hidirana ry kidoropamba. Nalefa ny hoe "pacte" @ Demonibe lava rambo tsy nisy sira; natao ny 5v bala rora; nampidirina ny tsy nianatra sy tsisy diplaoma mbola nigagan'ny maro an... suite
répondu par tsimati le 03/07/2008 14:18
tsimati ( 26/06/2008 00:57)
Efa nataonay izay mety fa tsy tonga saina ny vahoaka
Mba tsy ahatonga izao fimenomenonana na taraina etsy sy aroa izao dia nataonay izay mety fa ny vahoaka no misalasala sataitaitra. Nataonay ny barazy, notahinay ny tatezana, nazeranay ny pilonina ny ji... suite
répondu par tsimati le 30/06/2008 02:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0239