Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nananie, milahatra araka ny daty
Nananie
(
27/09/2005 10:29)
Manondraka vonikazo.
Mba nividy voninkazo @ pot za zany, dia mba tiko ho fantatra hoe inona no tokony atao mba hikolokoloina azy? Nisy niteny ahy we tsy mila tondrahana isan'andro fa manjary lo.
...
tohiny
novalian'i pika ny 10/10/2005 10:04
Nananie
(
18/04/2005 14:46)
Un Américain, un Japonais et un Belge...
Un Américain, un Japonais et un Belge sont assis nus dans un sauna.
Soudain, le bruit d'un " beep " se fait entendre.
L' Américain appuie sur son avant-bras avec son index et le " beep "
...
tohiny
novalian'i sasa ny 26/04/2005 04:46
Nananie
(
25/03/2005 10:58)
fer à repasser
Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandot...
tohiny
novalian'i saotra ny 14/04/2005 00:48
Nananie
(
25/03/2005 10:53)
Tana in love
Naheno aho hoe hisy an'izy io aty France. Iza no hafaka manamarina an'io, aiza ary ôtrinona ny fidirana? Sa io ve no tohin'ilay nolazain'i Welie any Allemagne?...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2005 21:54
Nananie
(
25/03/2005 09:43)
Il ne faut jamais sous estimer son adversaire.
Cela se passe dans un train :
Un gars assis mange bruyamment des crevettes roses qu'il sort d'un sac.Il les décortique et jette les carapaces par la fenêtre du train...Une vieille femme assise en...
tohiny
novalian'i clerahari ny 30/06/2005 10:06
Nananie
(
18/03/2005 16:26)
Rencontre inattendue.
Iza ianareo no efa nifanena tamin'ny sipany taloha? dia inona no nataonareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2005 21:08
Nananie
(
07/02/2005 11:09)
St Valentin.
Inona no [i]souvenir[/i] tsara indrindra @ 'zay efa nihainanareo t@ [i]St Valentin[/i]?...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2005 22:40
nananie
(
06/10/2004 10:00)
Da Vinci Code
Inona no mba hevitrareo momban\'io boky io? ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 14/11/2005 08:33
nananie
(
11/06/2004 16:23)
Tery saina
Nareo ve tsy mahatsikaritra fa refa miresaka sipa mipetraka aty an-dafy de tonga de lazain'ny olona fa sipa maditra? In kay no mahatonga an'izany e? Noheverina izy io fa efa olona somary tery saina ...
tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:48
nananie
(
06/05/2004 10:48)
Miss manja
Efa hitanareo ve le miss manjan'ny Toulouse? Commentaires?...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2005 15:49
nananie
(
03/05/2004 15:40)
Isa .
Salut daholo.
Masika be ry reto le règle vaovao a. Rehefa fohy lôtra ny zavatra resahana de tsy mahazo isa hono. De za zany tsy hahazo isa mihintsy de avy eo koa tsy hitombo intsony ny biz omena n...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2004 23:19
nananie
(
03/05/2004 15:11)
Villa vanille.
Anarana film natao tany Dago io. Efa ela no nivaoka raha tsy diso za. Efa nisy nahita an'io ve nareo?...
tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:15
nananie
(
29/04/2004 12:42)
"Capuera"
Iza no manao an'io karazana spaoro io ny namana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:10
nananie
(
29/04/2004 12:41)
Apandisita
Iza no efa nodidina an'io? Dia mila mijanona any @ hôpitaly ela ve? ...
tohiny
novalian'i ludo ny 01/08/2004 19:53
nananie
(
29/04/2004 12:32)
Rômantika.
Nareo ve mino fa misy ny bandy atao hoe romantique? Dia ôtran'ny aôna aminareo ny kôfa romantique?
Misy miteny hoe bandy romantique hono attentionné be foana, sns......
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:49
nananie
(
28/04/2004 15:50)
Mitady gasy avy ao Martinique na Guadeloupe.
Misy gasy avy any ve ato @ namana ô?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 22:10
nananie
(
23/04/2004 10:54)
Fanenjehana.
Manahoana daholo ô.
Hono wa ry reto, nareo ve efa nenjehan'ny sasany tato @ namana? Misy tena tsy mahalala menatra mihintsy manaparitaka zavatra tsy marina momban'ny namana sasany ato....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:51
nananie
(
19/04/2004 13:08)
Zistoira...
Ndao averina indray lay kilalao nataon'i Hery tato taloha e!
Manao teny 3 fotsiny, tsy atao miôtra, dia tohizana ny tantara.
Indray andro hono......
tohiny
novalian'i booboo ny 04/07/2004 20:51
nananie
(
31/03/2004 14:43)
Boulimie et anorexie...
...aretina mpitranga @ olona aty an-dafy io. Arenti-tsaina ve no mahatonga izany sa? Ary ny any @ toerana an-dàlampandrosoana koa ve dia mety hahitana azy?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 05/04/2004 18:20
nananie
(
29/03/2004 17:49)
Esy e!
- Comment! dit le papa, tu as mangé toute la mousse au chocolat à toi tout seul...Sans même penser à moi?
- Mais si papa, j'y est pensé tout le temps!
-Ben voyons!!!
- Mais si je t'assure! J'...
tohiny
novalian'i nananie ny 30/04/2004 09:16
